Eritreritra mandalo
rabaradaka
(
06/07/2006 11:07)
Zao dadatoa sy nenitoa a, mba liana amin'ireny sity oeba mampianatra ireny aho, io lay lazainareo mpahay azy hoe formation à distance. Mba omeo hoe zaho raha tsy manahirana anareo. Dia misaotra sahad...
tohiny
novalian'i tsoupou ny 11/07/2006 06:36
nyeja
(
05/07/2006 13:00)
Mba manana zavatra maro mahaliana ahy aho eto kanefa dia tsy manana ilay fomba afahana mividy izany amin'ny vola malagasy ahoana re no ataoko ?
misaotra antsika rehetra
Ny eja ...
tohiny
novalian'i tsoupou ny 11/07/2006 06:47
xxx
(
05/07/2006 04:25)
Yahoo messenger no tiko lazaina, hono hoa ry zareo izay mahalala:
Zao mantsy e, hitako en ligne ilay namako dia manoratra ho azy aho toy ny mahazatra nefa izy tsy mamaly mihitsy, voalaza fa mampias...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 11/07/2006 09:48
rabaradaka
(
30/06/2006 04:45)
Mba eritreritra sendra mandalo ny ahy ity ry namana mpandrindra. Anisan'ny takelaka serasera tsara tokoa ity vitanareo ity ary mendri-piderana ianareo, tsara kah ! Saingy izao, misy mpiserasera na hev...
tohiny
novalian'i tsoupou ny 11/07/2006 06:58
mandrindra
(
28/06/2006 12:47)
amin’izao andron’ny fanatontolona izao dia ny kitra no hita fa mahahenika ny tontolo. rehefa anaovana jery todika ny tanatara dia ry zalahy bekintana no azo lazaina fa nanjaka be indrindra maneran...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 29/06/2006 19:50
rabaradaka
(
28/06/2006 05:49)
Eto Iarivo zao dadatoanay dia mba nijery télé izy. Akory ny hagagany sy ny horakorakany nahita ny ekipa frantsay mainty daholo. Nanontany izy hoe f'angaha r'ise mainty zany frantsay zany a ? Tsotra ...
tohiny
novalian'i pissoa ny 01/07/2006 09:16
Aino
(
26/06/2006 15:23)
lasa hoa ny saiko fa tao isan'taona izoa dia mitombo ny gasy homo hoe!!
nefa t@ izaho tany manda tsy nahita mihintsy fa rehefa tonga aty vao maheno ny vaovao....
tohiny
novalian'i cutie ny 01/07/2006 19:23
booboo
(
25/06/2006 15:52)
inona no nahafaly anao androany ? na naha-tezitra anao ?
Zà faly fa nahita zazakely nitsikitsiky beeeee tamiko tany @ piscine ! dia naheno an-dreo nikikiaka faly nilalao rano. tsara eryyyyyyyyyy...
tohiny
novalian'i vale ny 28/06/2006 16:11
xxx
(
24/06/2006 23:40)
sendra lasa ny eritreritra maita ny fomba firesaka ataon'i sareraka eto e. Mampahatsiaro ny firesaky ry zareo mpifandrombaka miandry parking teny Analakely fahiny :x ... tsaroana torak'izany koa ry za...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/06/2006 17:03
rabaradaka
(
23/06/2006 11:30)
Resakay ity dadatoa fa aza atao mahatezitra a ! Hoy mantsy ilay gasy lahy nonina tany Frantsa taloha hoe hanompo ihany ve leretsy dia mbola hanompo vazaha fa tsy aleo manompo ny mpiray tanindrazana ? ...
tohiny
novalian'i tsoupou ny 11/07/2006 07:03
Fanja1
(
23/06/2006 07:34)
ndraindray de tsy te hamaki akoury aho zay soratany raha vao mahita ilay ps ex: "rainitay" tssssssssssssss...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 11/07/2006 09:54
rabaradaka
(
23/06/2006 05:51)
Mba gaga aho ry dadatoa fa mba eritreritra mandalo ny ahy ity : kay kely fofon'ain daholo ireto mpanoratra ato amin'ity serasera ity. Sady gaga aho no kivy satria tehanao nefa kely fofon'aina. Zao no ...
tohiny
novalian'i Aino ny 26/06/2006 15:30
victime101
(
22/06/2006 19:26)
Raha sendra mbà namaky boky ny tena dia hay efa toetran'ny gasy efa ela mihintsy ity beni oui oui ity ka nitarika ny olona fataliste.
Raha nasain'i GALLIENI sy ry LABORDE nanamboatra ny rova sy nia...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 24/06/2006 03:20
rabaradaka
(
22/06/2006 11:23)
Lafo zao ny jiro, misy mahay mamboatra anefa ilay économiseur d'énergie. Sarotiny ve ny Jirama raha ampiasaina io fitaovana io. Mba diniho kely hoe radadatoa a...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 23/06/2006 06:58
midjoh
(
20/06/2006 13:04)
Za rery vé no mahatsapa an'izany sa misy ihany olona hafa fa tsy mahasaha miteny 8O ? Raha jerena @ fo tsy miangatra ny fiainan'ny zanak'olombelona de tena azo lazaina fa tena natao zara-vilana mihit...
tohiny
novalian'i prime ny 02/08/2006 11:34
MTN
(
20/06/2006 10:13)
Fa maninona kay ny vehivavy no mahay mamaky boky noho ny lehilahy eh?
Dia maninona koa ny lehilahy no mahay mamaky endrik'olona noho ny vehivavy?
nefa ny maha-samy hafa ny lhl sy y vhv ve tsy reny ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 22/06/2006 11:31
Fiffi
(
19/06/2006 13:37)
Hono hoa ry zareo: sao de mba misy kambana @ nareo ato ? Mba te-hahafantatra hoe ahoana kay ny fiainan'ireny kambana ireny aho.
Misy mahasamy hafa azy @ tsy kambana ve ? Ohatran'ny naheno aho hoe...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/06/2006 18:27
Aino
(
18/06/2006 17:52)
hatraminy izao hoa mbola tsy haiko faona hoe inn no tena dikany le sipa bagdad fa matetika mande eto faona io resaka io nefa hatraminy izao mbola tsy haiko ihany hoe inn no tena dikany:/...
tohiny
novalian'i Aino ny 21/06/2006 08:41
xxx
(
18/06/2006 16:43)
Miarahaba ny namana rehetra o!!!
Nisy ranamana iray izay nilaza tamiko ny fomba fijeriny ny fiainana ankehitriny,hoy izy tamiko:"Tsy ny fiainana ry zandry no sarotra fa isika miaina ety an-tany no m...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/06/2006 08:05
vivi
(
15/06/2006 18:12)
tsy aiko aloha fa mba efa nahita anilay rubis v nareo e? hotrany marimar sy rosalinda reny e! telenova lay izy , toa mba mahafinaritra ihanyn fa mba miala @ mahazatra ! ...
tohiny
novalian'i pitchou ny 17/06/2006 17:10