Eritreritra mandalo
rabaradaka
(
24/07/2006 06:17)
Zao dadatoa, matoa tsy nandroso ity firenena ity dia feno saina miatsaravelatsihy, ohatra efa hita izao ve fa maloto ny rano sotroin'ny vahoaka ao Antsirabe na ratsy ny làlan-kelin'Antananarivo dia l...
tohiny
novalian'i prime ny 08/08/2006 10:28
fasaly
(
24/07/2006 05:45)
raha nijery ny statistika izaho dia i dadabe no
lehilahy nametraka hevitra na tsikera betsaka indrindra ao amin'ny sehatry ny sarin'ny namana, ary sarina vehivavy dool,:-D:-D:-D:-D arabaina dadabe:-*...
tohiny
novalian'i dadabe ny 07/08/2006 01:09
Aino
(
22/07/2006 18:33)
Fa ity frai ana fiaramanidina hoa tao vao maika mahay lafo faona eh!! izany hoe asakasak'ilay compagne aloha, nefa de tena diso lafo laotra!!
hoa any le olona efa zatra mande voyages @avion izao de t...
tohiny
novalian'i prime ny 02/08/2006 13:23
LazaDaddy
(
20/07/2006 23:18)
[b]Europe, thy name is cowardice[/b]: http://www.timesonline.co.uk/article/0,,2092-1723842,00.html
[b]Europa, dein Name ist Feigheit[/b]: http://www.welt.de/data/2004/11/20/363020.html
Tsy misy ...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 23/07/2006 10:15
xxx
(
20/07/2006 20:17)
tena domage ve ranga fa miseho ny psn'toi rehefa mametraka tsikera amin'ny sary
Indraindray manko dia tsy dia sahy milaza izay ao an-tsaina fa matahotra dia na ty manisy na mody mba midioka (tsy fidi...
tohiny
novalian'i Aino ny 26/07/2006 06:36
tsoupou
(
20/07/2006 14:38)
Mba mangataka ny kil Ra-Hery a, mba asio formulaire hanaovana élection miss sy mister serasera eto a.
Sa tena manova be ny structure anlé site mitsy ???
Ra mety ranga ka tsy manimba be anlé seras...
tohiny
novalian'i tsoupou ny 03/08/2006 13:05
babalahy
(
20/07/2006 12:54)
Ary mba manao ahoana ny Malagasy any indonesie hoatrany tsy misy manontany sa.....Tamin'ilay fiakaran'ny rano farany teo....
tohiny
novalian'i tsoupou ny 26/07/2006 14:04
hafaliana
(
20/07/2006 12:15)
Mba nahazendana ihany ry zareo ny maheno ny olona malagasy mandeha eny an-dalana eny fa dia toa lasa lamody mihitsy ny mampifangaro teny ah!asa na le tenin-drazana mihitsy ve no tsy misy ilana azy sa ...
tohiny
novalian'i elsami ny 27/07/2006 11:30
fasaly
(
20/07/2006 11:09)
Raha lasa ny eritreritro raha nandinika ny namana sipa serasera satria efa ho hanao ny jobily herintaona nandraisako anjara ny forum zà:°):°):°):°)
de toy izao manaraka ny miss sersera voafidik...
tohiny
novalian'i kally ny 27/07/2006 12:03
ja
(
18/07/2006 18:27)
niady hevitra t@ namana iray izay aho momba an'ity fanetren-tena ity!
dia bdb ny hevitra nitsongany tao,fa ny tena tiako marihina eto dia ny fialonantsika gasy
isika gasy oa(tsy ny gasy rehetra akor...
tohiny
novalian'i Mifenty ny 21/07/2006 13:38
booboo
(
17/07/2006 10:41)
Mahavariana ahy hôa ny olona mpiteny hoe " sarotra ny mandainga ... " reny e ! nefa toa tsy sarotra zany fa tena mora kely mihitsy ny mandainga !
sa tena sarotra marina ? ...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 21/07/2006 11:09
salmo
(
14/07/2006 14:47)
Espagne no vohaloany amin'ny be ISA sy Sary ary Lamaody. ...
tohiny
novalian'i vale ny 25/07/2006 18:25
fasaly
(
13/07/2006 12:41)
Raha ohatra ianao tratran'i tranga iray tena sarotra, ohatra namono olona tsy fidiny ny olona akaiky anao indrindra toy ny vadinao na ny ray tampo aminao ohatra.....
Tsy nisy "temoin" nahalala sy na...
tohiny
novalian'i lapino ny 20/07/2006 21:20
Noslid
(
13/07/2006 11:59)
O ry reto ah! Mba ahoana kay ny fametrahana ilay heo "jereo eto" fa mba maro ny zavatra tiana hifampizarana aminareo nefa toa tsy mety tafa mihitsy ilay izy?:roll::roll::roll::roll:...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 18/07/2006 09:46
xxx
(
12/07/2006 11:53)
Mijerijery eto wa za ry njareo dia variana mahita ny sarintsarin'ny sasany eto, indrindra fa ny tovovavy mipôzy ery. Dia tonga saina kely ihany hoe sipa ve no tena tadiavinareo eto sa inona ? Tsara n...
tohiny
novalian'i vakiniadiana ny 21/08/2006 11:21
natty
(
12/07/2006 04:35)
aona ny fahitanareo ny prestation an le manao pazzapa tam ity??...... jusqu'a maintenant lou mbl tsisy tsara hitako mits..... mety ho tsara nohon'ny tam herintaona v ny feo am ity??...
tohiny
novalian'i natty ny 28/07/2006 04:24
lemenakely
(
11/07/2006 17:31)
Fomba fahiny izy io àry mbola misy manao any @ faritra vitsivitsy any an-tanindrazana any.Ka ny fanontaniako dia ahoana no eritreritrareo momba io fomba io ?Olona roa tsy mifankahalàla ,dia terena a...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 13/08/2006 11:51
xxx
(
08/07/2006 17:23)
Raha vehivavy nandranto fianarana lavidavitra, ary efa nahita asa tsara atao, no mifidy ny tsy hiasa fa hikarakara ny tokantranony dia ahoana no mety hevitrareo? Indrindra ianareo lehilahy? :roll:
...
tohiny
novalian'i xxx ny 11/07/2006 13:53
tsoupou
(
08/07/2006 12:22)
Asa raha mba efa nodinihinareo fa ny ankamaroan'ny zavatra ampianarina antsika any am-pianarana tsy dia ampiasaina akory na amin'ny fiainana andavan'andro na amin'ny asa. Marina fa hoe base daholo ire...
tohiny
novalian'i tsoupou ny 11/07/2006 06:31
xxx
(
07/07/2006 17:09)
Za ho aho ry zareo lasa ny eritreritro hoe avy aiza marina isika malagasy? Ahoana no nahatonga antsika hiteny teny tokana, dia ahoana no nahatonga antsika hifora, dia ahoana no nahatonga antsika hino ...
tohiny
novalian'i tsoupou ny 20/07/2006 13:54