Eritreritra mandalo
diamondra27
(
04/08/2006 16:00)
tohin'ny resaka nofy izy ity.
Misy olona sasany manonofy miteny , de rehefa valiana ny teniny de tohizany le izy.
Inona no mahatonga izany? De inona no tokony atao? fa raha izany no hoe: misy se...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/08/2006 09:52
baomijijy
(
04/08/2006 05:33)
fa nahona wa no tao vao manomboka ny volana de misy oul mahazo isa bdb sahad, ao anatin'zany ny itony we bizoroka ono e, sa we ry zareo konekté eto fon 24/24 ? ngah? fa de gaga iany ny tenanay, ts we...
tohiny
novalian'i andry08 ny 24/08/2006 17:30
soanja
(
03/08/2006 18:04)
Talohan'i papanay maty dia nanonofy azy nirotsahan'ny fotoka na vovoka be dia be avy eny amin'ny valindrian'ny ny trano eny ambanivohitra ireny aho. Dia maty izy 4 andro tafaran'io zah efa natahotra b...
tohiny
novalian'i nofyy ny 29/07/2021 20:02
tsoupou
(
03/08/2006 13:07)
03/08/06, andeha vacances za (sady miasa kely iany) manomboka ny 04/08/06.
Malaelo saady a ry reto a :cry: :cry: :cry:, tsy mba misy connexion any am tany alehako :cry: :cry: :cry:...
tohiny
novalian'i mimich ny 10/08/2006 10:55
rabaradaka
(
03/08/2006 06:26)
Fotoana fialan-tsasatra izao, mba malaladalaka ny fotoana, tsy tsara ve raha mba asiana fihaonana na fiarahana miaraka kely ? Ndao moa e...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 07/08/2006 06:40
jentilisa
(
03/08/2006 03:51)
mba hafa koa ity hitako amin'izao 8 ora sy 25 minitra androany 3 aogositra 2006 izao. Miisa 11111 ny isan'ny namana. Iray anankidimy ry zareo a!...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/08/2006 03:51
soanja
(
03/08/2006 03:36)
Inona avy moa ireo zavatra izay tadiavintsika vao mety hahatsiaro sambatra isika. Sarotra be ny mamaly an'izany saingy ity olona iray ity, Maslow, dia nametraka ity antanan-tohatra ny filan'ny olombel...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/08/2006 04:53
xxx
(
02/08/2006 14:31)
Rehefa tena dinihina ny fiainana dia mampalahelo. Ny hafaliana ohatra ny sarotsarony fotsiny. Aiza kay no misy ny fiadanana?
vola? tovovavy? ... sa ny fanantenana ny paradisa? sa ......:cry::cry::cry...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/08/2006 18:19
diamondra27
(
01/08/2006 12:29)
novalian'i Fiffi ny 09/08/2006 14:36
tsoupou
(
01/08/2006 10:11)
Niova tampoka ny résultat-n'ny prime pazzapa t@ asabotsy teo noho ny fifidianana @ alalan'ny sms fa tsy dia noho ny prestation-n'ny ankizy loatra.
Mety ve zany ??? :-w :-w :-w :-w :-w :-w...
tohiny
novalian'i tiphen ny 12/08/2006 15:53
Herimiafina
(
28/07/2006 22:12)
Asa ianareo raha efa tratran'ity zavatra mahagaga ahy iray ity?
Rehefa misy probleme manahirantsiana ahy amin'ny lafiny fianarana, ohatra probleme matematika tsy mety voavaha ary mampiari-tory, ka ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/08/2006 05:18
diamondra27
(
28/07/2006 08:03)
ahoana ny eritreritrareo raha misy le oe: île de tentation any dago e! sa eto @ serasera, lol
:-D:-D:-D
...
tohiny
novalian'i prime ny 08/08/2006 10:41
Aino
(
27/07/2006 19:40)
novalian'i prime ny 02/08/2006 12:16
elsami
(
27/07/2006 11:23)
olana mianjady @ vehivavy io h@ zao taona arivo fahatelo izao na ara-pitiavana io na ara-piaraha-monina izay tokony mba hitadiavana vahaolana haingana, mahazo vady olana, tsy mahazo mbola olana hafa i...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/08/2006 05:12
LazaDaddy
(
26/07/2006 22:50)
Mahavita mandany vola tsy tambo isaina mihitsy ry zalahy "hanesorana" ny fisian'ny firenena Israely. Nefa ireto silamo indraindrainy fa akamany, toy ny atsy Indonezia ohatra, maty tsy misy mpanampy a...
tohiny
novalian'i prime ny 07/08/2006 09:28
tsoupou
(
26/07/2006 16:50)
Niresaka izahay mpiara-miasa tao ampiasana. Resaka sexe io.
Ny vehivavy tsy sahy mi-s'exprime mitsy fa tsy haiko na mody adala na menatra.
Ny lehilahy indray na dé lé efa fantatry ny be sy ny maro...
tohiny
novalian'i prime ny 07/08/2006 10:25
tsoupou
(
26/07/2006 16:24)
Mba omeo ny vaovao any Liban zahay gasy eto am tanàna fa tsy naare mitsy oe nanakory sy nanakory aby ry nareo tany.
[url]http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m44c7770[/url]...
tohiny
novalian'i yonikafopl ny 07/08/2006 15:23
tsoupou
(
26/07/2006 14:07)
Raha tsy diso ny fitadidiako dia toa feno malagasy nandeha niasa manao bâtiment any liban any.
Enga anie reo ka tsy ao anatin'ireny voan'ny baomba lava ireny.
Ny tsara fotsiny alo, dé refe kelikel...
tohiny
novalian'i prime ny 02/08/2006 12:35
tsoupou
(
26/07/2006 14:01)
Ony oa e, mety ve ary rariny ve izany hoe asiana égalité de moyen (financier et technique) am fifidianana. Na be vola na kely vola zany dia tokony hitovy daholo ny vola sy ny fitaovana ampiasaina.
...
tohiny
novalian'i tsoupou ny 03/08/2006 13:03
Levy
(
26/07/2006 06:31)
Mba lasa ny saiko mandinika hioe avy aiza no nahazahoan'ny Malagasy sasany ny fihinanana paraky. Tsy haiko aloha any @ firenena Aziatika na Afrikana sasany fa tsy mbola nahita loatra aho hoe mihinanan...
tohiny
novalian'i prime ny 02/08/2006 13:46