Ahona ny fihetsemponareo

1. xxx ( 21/02/2006 13:05)
Ahoana ny fihetsemponareo raha ohatra ka misy olona tena tinareo na akaiky anareo ndrindra marary na sorena na tsy de en forme tsara. Manome courage ve nareo sa ahoana. Za manko lasa miferin'aina koa, ohtran'ny hoe za koa no lasa tsy mahazo aina.
Misy mitovy amiko ve nareo @ zany ?
novalian'i xxx ny 28/03/2006 11:44
2. fasaly ( 21/02/2006 13:34)
ié zà mitovy aminao mintsy ka!
de ny miakrakara sy manampy araka zay azo hatao no azo hatao.....:°):)
3. mamzelkely ( 21/02/2006 13:59)
miezaka manampy azy za ra za alo ee:°)
4. vale ( 21/02/2006 14:15)
xxx: zà alou tsy lasa miferinaina zany ka, fa raha olona nerveux lava dia iny no mahasorena an'ahy, fa malahelo zaho kà, dia mikarakara mazava ho azy, jereo fa sô dia mila mijery "psy" enao fa tsy dia nôrmaly loatra izany:):):-*
5. vale ( 21/02/2006 14:17)
Ny miara-miaina @ ola nerveux lava oun mamindra:!::!::!::!:
6. diamondra27 ( 21/02/2006 14:21)
anontaniana izy. De resahina. De hita eo ze atao
Raha marary de tsaboina
Raha sorena de mety te-ho seul izy de avela irery , fa refa hitanao fa tsy nahomby le mahaseul azy de mi-insiste manampy
Raha tsy en forme de omena courage

Na akaiky na tsy akaiky de assisté-na refa tiana(amis(es), vady zanaka,havana...

raha vady de kolokolina+++ tsara:*:*
zanaka ihany koa
7. Veloo ( 21/02/2006 15:55)
toa mitovy doly zany kala rehetra zany kle.. loza mihitsy zany ka.. asa maninn isika no miferonaina otran'ny oe tsy mahita solution no mahatonga an'izany... mba te hanampy mafy nefa tsy hita izay atao...fa mila matanja=tsiana fotsiny aky a mi-encourager an'ilay marary:-*
8. booboo ( 21/02/2006 18:21)
hatraty io ry xxx a ! zà ndray na sery kely fotsiny aza no mahazo ny olona akaiky ahy ( zandry, vady, ray aman-dreny ) dia matahotra fôna zà hoe sao maty zareo ! Dia miari-tory, miezaka manala ny fainantenan-dreo araka zay vitako. tsy mandry mihitsy ny ahy ny saiko sy ny foko raha tsy sitrana tanteraka zareo ! terrible !
9. xxx ( 22/02/2006 12:00)
Misaotra anareo nandray anjara sy nanome courage. Mitovy ihany zany isika.
10. Veloo ( 22/02/2006 15:43)
ka zay ilay maha gasy antsika ka:wink:
11. xxx ( 28/03/2006 11:44)
ny ahy kosa de fantariko aloha zay mety mahasorena azy sao foana adalany:lol::lol::lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3882