Manodina mayonnaise.

1. Herimiafina ( 08/11/2005 00:33)
Misy zavatra manahirantsaian anah fa tsy mety hahitako valiny hoa aho e.
Le izy resaka hoe: tsy mahazo manodina mayonnaise hono ny sipa refa fadimbolana fa mivadika le mayonnaise.
De nanandrana zah indray andro izay, nasaiko nanodina mayonnaise le sipa izay de tena ni-tourne tokoa le izy de torak'izany hatrany.
Inona no mety ho antony ry zareo fa very hevitra aho mitady ny valin'io?
novalian'i fijo ny 15/11/2005 21:59
2. akamatiana ( 08/11/2005 01:26)
kozy ve zany ??? zah mbola tsy nananjana fa njaso we ,:-D:-D:-D
3. cutie ( 08/11/2005 03:25)
hihiihhihiihhi akamatiana, de lazao eto ny valiny a :-D
4. Ralay ( 08/11/2005 03:33)
Tokony hanodina sipa indray elà izany ry Herimiafina @io fotoana io dia tsy mivadika intsony ilay mayonnaise :-D:-D:lol:
5. xxx ( 08/11/2005 04:28)
Ny ahy indray ry zalahy dia tena mpanao mayonnaise mihintsy ny vadiko ary tena mahay tokoa taloha,fa izao izy bevohoka fa isaky ny manodina izy dia maty foana ary tena imbetsaka izay a fa tsikaritro mihintsy.
Farany moa tsy naharitra Rabofinay dia niteny hoe tsy mety ireny raha bevohoka no manao azy.
6. Herimiafina ( 08/11/2005 04:42)
Gay gay, io ary ny anareo, sahirana mahintsiny ny atidohako miketrika fanazavana ato hoe fa inona no antony?
7. cutie ( 08/11/2005 04:47)
ka manin tsy herimiafina ihany no manodina mayonnaise e :-D
8. Herimiafina ( 08/11/2005 04:53)
Manodina anlé sipa no haiko fa tsy le mayonnaise, hehehehe:-D:-D
9. akamatiana ( 08/11/2005 05:31)
cutie , njaso fa teneniko eto an hihihih nefa zah tsy mahatadidy tsony we aona mou manao mayaonnaise tsssssssss , blem njay iny
10. xxx ( 08/11/2005 06:24)
herimiafina:
De nanandrana zah indray andro izay,

mbola tsy voavaky tanteraka ilay hevitra - dia noheveriko fa hoe i tonga fadimbolana koa i herimiafina :-D :-D
11. majakely ( 08/11/2005 06:46)
xxx zah kou noheveriko hoe izy no voan'ny fadim-bolana!!!:-D:-D
12. mamzelkely ( 08/11/2005 06:56)
za njay na fadi-bolana na ts na bevoka na ts de mi-tourne fôna ny mayonnaise ataoko de ny ana ataoko machine..:-D:-D:-D
13. majakely ( 08/11/2005 07:06)
mamzelkely nenah kou de mitourne foona foona::.....de tsy mahavita tsony zah :..de hoe asio vinaigre hozy ny olona refa mivadika iny le mayonnaise , de amzay miverina ho tsara ,fa nenah de mbola tsy ao ihany :.....:oops:
14. bichette ( 08/11/2005 07:18)
raha asiana moutarde aky dé tsy mi tourne mitsy na fadibolana na tsia na bevoka na tsia na faly na tsy faly tsy mi tourne, anjamo angé aky e :wink:
15. ari.malala ( 08/11/2005 07:25)
marina alo le we mivadika ny mayonnaise refa tonga fotoana no manodina azy e, ny fanazavana tsy haiko, fa marina io :)
fa ataon'i mamzelkely aôna no fanaovana anazy nomivadika e, sao d ahodinjy miverina kosa ary?:)
16. mamzelkely ( 08/11/2005 07:39)
enfait le izy zao efa asiko moutarde, asiko vinaogre asiko ketcup ko njay njay... ts haiko mits we manin fa za zany ny tena marina ts mahay mayonnaise e...:oops: soa fa misy ny machine..:-D
17. jentilisa ( 08/11/2005 08:02)
Mahavariana ahy indray izany nambara izany an! Ny ahy indray aloha rehefa manao may onnaise aho dia toy ny mikapoka atody foana sady amin'ny sotrorovitra fotsiny no hanaovako azy fa mivoaka be foana e! manandrama anie e!

Ilay hoe fadimbolana angamba dia mety hoe mbola misy zavatra misaritaka kely eo amin'ny toe-tena nefa ny zavatra atao tsy maintsy mihotihohy sy milamina hatrany...
18. sipagasy ( 08/11/2005 08:16)
gagaindray ahony @izany kannnn fa inona avy aloha ny akora ampiasainao hanaovana ilay mayo e!???? ny ahy mantsy ann atody miaraka @tapotsiny aza tsy maninona, moutarde, menaka dia ataoanaty bol de arohina @sotrokely dia asiana sira & citron raha tiana dia tsy mbolanivadika izany mihintsy aloha e! na fidim-bolana io na bevohoka tsy mbolanivadika ny nataoko
19. sahouly ( 08/11/2005 10:09)
tena marina io , fa ny fanazavana aazy tsy hitako, mety hoe resaka hafananan'ny vatana angamba asa?????
20. majakely ( 08/11/2005 10:47)
na ilay movezy himera kou angamba no maharatsa zavatra ka!:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3529