Manodina mayonnaise.

41. mamzelkely ( 10/11/2005 07:36)
herimiafina< ok lazaiko ihany enao refa tonga le fotôna:-D:-D
42. estine ( 10/11/2005 07:48)
ka lozan'le sipa mitangolika anie ry hery @ le marary ny kibo dia tsy vôodina intsony le izy fa mivadika
43. Herimiafina ( 10/11/2005 17:37)
estine, eo mahintsiny zao no trandrahako, hoe inona avy no miova any amin'ny sipa rehefa tonga ny fotoanany fa izay no fanazavana manaraka lojika kokoa, hehehehehehe:-D:-D
44. ari.malala ( 11/11/2005 07:21)
pitchou:

heri> tsy mivadika zany ka! tena sur io! zavatra hafa no mety nampivadika azy fa tsy fotoana tonga akory



ô r'ikala pitchou a, za zao mints anie wa no nanodina mayonnaise e, t@zay za tonga fotoana, d tsy nety fa refa normal za d mety tsara ny mayonnaise ko
45. diamondra27 ( 11/11/2005 09:53)
herimiafina: odian'toi tsy fantatra njay le zavatra an!
46. Herimiafina ( 11/11/2005 17:45)
Diamondra: ie odiako tsy fantatsa ngô de tsy le zavatra tampoka le izy knou, de menatsa be zah, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
47. fijo ( 11/11/2005 21:07)
hesham,tena marina io ka.
ari an,mety ny saina mihintsy ny anareo no efa mihodina rehefa tonga fotoana dia izay no mampiodina le mayo.maninona ny sasany no tsy mihodina???????raha marina izany dia tokony ho marina amin'ny rehetra fa tsy hoe marina amin'izay mino fotsiny.
48. jentilisa ( 12/11/2005 06:39)
tena be mihitsy ny mahay miresaka ianareo ka! mampitsiky mandrakariva amin'ny resaka izay atao!

na izany natsy izany dia misy tokoa ny zavatra tsy mbola voazava!

ohatra: nahoana ny olona bevohoka no tsy mahazo mitondra sakamalaho na manao izany ampaosiny? raha manao izany izy dia lasa bory kely ny ratsa-tongotry ny zanany teraka avy eo.

hafa koa: nahoana no tsy mahazo mikasika zazakely ny tanana avy nandray ati-kena indrindra fa manta raha tsy efa voasasa tsara ny tanana?
aza manandrakandra-poana fa raha mikiry dia kasiho kely anie any amin'ny faritra azo takonana fa ho mainty be (tena toy ny saribao ilay mahagaga indraindray ireny) iny faritra voakasika iny rehefa mihalehibe ny zaza!

Mety ho zavatra simika izay nefa mbola tsy voazava hatramin'izao aloha.
Ny hany hitantsika da ny sifotra ampijaliana amin'ny sira...
49. pitchou ( 14/11/2005 21:23)
ari> mety satria efa mifantoka ao an-tsainareo kosa ngamba le we hivadika le mayonnaise satria tonga fotoana? fa tsy misy ifandraisany izany na kely aza!
zà klou d tsy mba fotoana tonga zany mihitsy no mampivadika ny mayonnaise ataoko e! satria tsy vao in1 zà no nanodina mayonnaise tonga fotoana! plutôt rehefa kamokamo za d tonga d ataoko diso betsaka loatra ny menaka arotsako nefa tsy maharitra manodina akory!

zavatra tsotra mety ialana @zany d zao: asio sira le atody alohan'ny hanodinana azy sy hanasivana menak!
50. ari.malala ( 15/11/2005 11:30)
ts haiko re fa d impiry zay... d nefa refa normal za d mety... misaotra fa voaray indray io fik aio ky a :)
51. fijo ( 15/11/2005 21:59)
ka resaka saina wa io,handramo hoe izany asiana sira izany?
matahotra mantsy nareo sao hitosaka le ra raha vizana dia manodina mora dia simba ny maonezy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5895