Manodina mayonnaise.

21. mamzelkely ( 08/11/2005 11:23)
mety zay marina angamba....:-D
22. ari.malala ( 08/11/2005 11:43)
sipagasy, tsy sarahina v ny tapotsiny sy ny tamenany? hafa ndray zany...
23. majakely ( 08/11/2005 12:38)
ataoko fa ny tamenany ihany ange no mety atao mayo e !
24. ari.malala ( 08/11/2005 13:32)
eny wa ky majakely...:roll:
25. mamzelkely ( 08/11/2005 13:42)
ny ana ko alo de ny tamenany ihany fa na de izany aza ts reussi fôna...:-D:-D
26. vale ( 08/11/2005 13:44)
herimiafina> tezitra izay le atody ko! le vhv koa tsinona mitonja atody! hihihi
27. hesham ( 08/11/2005 15:29)
Mitombina io refa ann ny vhv io dia tsy mety ny mayonezy ka .Efa maro2 zay ny hitako.
Mety atao tsara mintsy ny mampiasa tamenaka sy tapotsin``atody miaraka atao mayonezy .
28. Herimiafina ( 08/11/2005 21:04)
jentilisa:

Ilay hoe fadimbolana angamba dia mety hoe mbola misy zavatra misaritaka kely eo amin'ny toe-tena nefa ny zavatra atao tsy maintsy mihotihohy sy milamina hatrany...


Ito hevitr'i Jentilisa ito izao no hitako hoe mety hoe tsara halalinina fa mety ho fanazavana mitombina momba le toe-javatra.

Mba hazavao anay kofa hoe ry sipa isany hoe inona no miova refa fadimbolana anareo, sao mantsy de tsy ampy attention ohatra de mampi-tourne mayonnezy? hehe



29. fijo ( 08/11/2005 22:54)
ari malala an,za mbola virja hinoana fa aza izany resaka mihodina sy tsy mihodina izany.ny ary ve no mena dia ny atody no hivadika fa tsssss
30. ari.malala ( 09/11/2005 06:17)
fijo, tsy hitako mints ze ifandraisan'le resaka klou fa na zany az aaleo alo za h imeme fa enao mampime ana:-D:-D:-D:-Dfa tena marina anie ry fijo zany resaka izany e... za efa tratra, tonga fotoana ah t@zay d nasaina nanao mayonnaise fa tsy nety mintsy le izy, in-3 niova atody za fa tsy nety d nony nataon'ineninay le izy d nety tsara :)
31. mamzelkely ( 09/11/2005 07:07)
njy ary zany mba mahvita ko...refa ts fadim-bolana a..:)
32. Herimiafina ( 09/11/2005 14:06)
Hono hoa ry mamzel, mba faka manodina mayonezy amin'ny machine ve njy refa tonga le fotoana de tenenin-njy anah ny vokany? okay
33. ravakamalala ( 09/11/2005 15:33)
iny ndray no tsy hitako!!:D
34. diamondra27 ( 09/11/2005 15:43)
question de couleur io e! tsy mahatanty ny mena miraviravy le mavo adala
35. diamondra27 ( 09/11/2005 15:45)
de nihodina izy.

Tsy no olona ihany nge no mihodina rehefa miakatra zay le zavatra e!
36. Herimiafina ( 09/11/2005 16:04)
Inn le zavatra ry diamondra?:-D:-D
37. pitchou ( 09/11/2005 17:55)
heri> tsy mivadika zany ka! tena sur io! zavatra hafa no mety nampivadika azy fa tsy fotoana tonga akory
38. Herimiafina ( 09/11/2005 20:21)
Non tena mivadika kah, sipa favy be amin'ny mayonezy fantatro izay no nasiko nanao mayonezy refa fantatro hoe regle, de tsy nety mahintsiny, na namerina impiry teo aza. hehehehe:-D:-D
39. fijo ( 09/11/2005 20:51)
tsy mino an'izany aho ry zalahy an.tsy hitako mihintsy izay hifandraisany.
40. hesham ( 10/11/2005 03:36)
fijo , inn klou ny hidiran`ny hoe ianao mbola virjiny eee hihihihi sa za tsy maharaka resaka .Marina ve zany virja zany:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.261