Eritreritra mandalo

ainaheri ( 18/02/2005 15:05)
[b]Natao resabe teo @ fahitalavitra na ny gazety ny tsy fahasalaman'ny Pape JPII sy ny fahanterany raha araka ny hevitrao rariny ve izy ra ametrapialana noho zay antony zay? Eny=ny,Tsia=hazavao ary!... tohiny
novalian'i fijo ny 30/03/2005 21:50
eisy ( 17/02/2005 12:51)
Heritrereto hoe ireo no vola azon'ny mpiasam-panjakana izany raha mitokona tsy miasa hitaky zavatra. Volan-jaza anefa no anarany (azo isam-bolana io a) Io manko sisa no azon'izay mpiasam-panjakana re... tohiny
novalian'i fijo ny 23/02/2005 22:01
fijo ( 16/02/2005 23:25)
za moa dia manaraka ilay fandaharana "santé" dia niresaka momba ny firaisana ry zareo tao androany.ka ny resaka dia ilay olona maty eo ampanaovana na minitra vitsy avy eo.misy fomba filaza azy moa i... tohiny
novalian'i fijo ny 23/03/2005 22:02
nikopol ( 16/02/2005 08:00)
[b]Règle n° 7 [/b]: Tu mangeras quand tu seras compétitif. :roll: ... tohiny
egal ( 16/02/2005 03:44)
miala an'Ankatso dia Ambohidempona misy indray milaza ao ambadika ao fa miala Sophie dia tonga Sarah raha tsiahivina ny tantara dia "[i]nandroaka devoly[/i]" tamin'ny minisitera tsirairay avy ry z... tohiny
novalian'i fijo ny 10/03/2005 21:40
fijo ( 15/02/2005 23:03)
aza homena tsiny ry zareo fa mba nandalo fotsiny ity an. misavoritaka ny olona amin'ny resaka vary any mada.aty anefa aho vary 4kg tsy laniko iray volana.ny antony dia tsy vary ihany no haniko fa mih... tohiny
novalian'i fijo ny 06/04/2005 22:30
yrhinas ( 12/02/2005 13:44)
de ny ampitso tsy fantatra no andeha ho lazaina ; ny ampitso ve? tsy inona akory fa ny fahafatesana ; manaiky ve raolombelona sa mbola hiserana fotsiny ihany ; de inona ary no tokony hatao ???... tohiny
novalian'i fijo ny 16/02/2005 22:39
hery ( 09/02/2005 07:53)
Etsy kely angé e! :-) Nareo ve mba efa nitady ny pseudo-nareo tamin'ny Google? Raha ohatra ka teny tsy dia be mpampiasa ny pseudo-nareo (ohatra hoe ikaretsaka na fanja1) ka tadiavinareo amin'ny Goog... tohiny
novalian'i fijo ny 14/02/2005 23:09
fijo ( 09/02/2005 05:27)
namaky tribune aho wa ry zareo dia nahita ilay zavatra nitranga tany mahajanga.dia lasa ny saiko hoe fa ny bandy tokoa ve no tsy mahatanty ampirafesina sa ahoana?fa raha io nitranga io dia ny sipa no ... tohiny
novalian'i fijo ny 30/03/2005 21:49
tstsn ( 07/02/2005 23:06)
Dia ahoana hoy ianareo raha iny hono Ra8 mandefa raozy tena milay be ho an'i Celine Ratsiraka amin'ny Valentin ?... tohiny
novalian'i tranokely ny 11/04/2005 14:42
nikopol ( 07/02/2005 12:01)
inn ny kadô tsara omena aminy st valentin ? ... tohiny
novalian'i fijo ny 30/03/2005 21:52
yonikafopl ( 04/02/2005 23:22)
^:^ zao ve no atao rehefa manao amen kay??... tohiny
novalian'i fijo ny 22/02/2005 22:26
nikopol ( 04/02/2005 12:29)
[b]A méditer[/b] Un professeur de philosophie dit à ses élèves : - Les hommes intelligents sont toujours dans le doute. Il n'y a que les idiots pour être affirmatifs. Un élève questionn... tohiny
novalian'i pitchou ny 08/04/2005 19:27
nikopol ( 03/02/2005 09:27)
Nous ne voyons pas les choses telles qu’elles sont. Nous les voyons telles que nous sommes. [b]Anaïs Nin[/b] :roll: ... tohiny
novalian'i fijo ny 08/02/2005 23:40
fijo ( 28/01/2005 00:12)
jereo fa misy tantara nosoratan\'ny namana sechat ao,mikasika ny ANDAFY.ary nahatsapa tena aho fa dia tena niainako io tantara io ,ary marina ka asa raha mba toa izany ianareo... tohiny
novalian'i fijo ny 08/02/2005 23:41
fijo ( 27/01/2005 23:49)
maro ny namana ato no tsy heno intsony.fa aiza aby e?? ry donemaskita,mimich,sy ny maro sasany.sao mba misy mahalala ny misy azy ireo e?... tohiny
novalian'i fijo ny 08/03/2005 22:18
eisy ( 27/01/2005 10:15)
Ahoana ndray ny heritreritrareo amin\'ilay tranon\'ny tera-tanny vahiny karazana masoivoho nisy niditra iny e! Tany Mandroseza ny tantara (aty Dago zany ) de niditra ry lerony , nambanany basy ny sol... tohiny
novalian'i fijo ny 03/02/2005 23:57
nikopol ( 27/01/2005 09:23)
Savoir où vous voulez aller, qui vous voulez devenir, c\'est votre meilleur atout. ........ tohiny
novalian'i Ramaso ny 05/02/2005 06:04
welie ( 21/01/2005 14:55)
Ity hoy aho ry reto mba misy zavatra tsikaritra kely: Asa na mbola misy hatram\'izao ilay hoe \"bandy sy sipan\'ny ville\". Asa raha azaonareo ny tiko ambara.....ao azavaiko ary e! Ireo izany dia i... tohiny
novalian'i fijo ny 17/02/2005 22:58
nikopol ( 18/01/2005 16:53)
Manga ny lanitra :lol: ... tohiny
novalian'i Ramaso ny 04/02/2005 04:53
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2226