Eritreritra mandalo

ikaretsaka ( 17/01/2005 18:39)
Misy an\'io hiran\'i Ricky io mo .. fa androany ilay izy tena hitako oe ilaina fa tsy hirahira fotsiny ka tena izay aho vao nanaiky!!! Izao manko no niseho. Nisy groupen\' ankizy kely izay teo @ ... tohiny
novalian'i pitchou ny 12/03/2005 17:10
yrhinas ( 15/01/2005 06:50)
araka ny baiboly de fotaka no novolavolaina hanaovana olona mitovy endrika @andriamanitra ary ampahany avy @lahy ny vavy... araka ny fijery siantifika de rajako no fiandohana ka nitombo fivoarana hat... tohiny
novalian'i fijo ny 19/01/2005 21:50
tafita ( 14/01/2005 10:04)
Tsy hoe hanao ny hira fanao any am-piangonana akory aho fa nahatsiaro zavatra iray izay raha naheno io hira io de ity. Ny Ntaolo Malagasy de lalim-pandinihana hoatra an\'i solitika ( vazol ) izay... tohiny
novalian'i Ramaso ny 05/02/2005 06:07
tanala ( 13/01/2005 18:03)
O ry reto nareo ve mba mahatsikaritra ty toetra ratsy ny gasy ty. Ny an\'ny gasy hihomehezana :-D ny sasany rehefa diso ny teny vaza fa tsy hahitsy haingana. Na filoha ary tsikerain\'ny sasany nga iz... tohiny
novalian'i felicia ny 03/04/2005 17:30
chipie1 ( 13/01/2005 10:39)
inona kay no dikanilay ps nareo reo e? efa nande teto le sujet fa betsaka ny vaovao manko ! :-P ... tohiny
novalian'i Riffeur ny 26/04/2005 18:34
narilala ( 09/01/2005 08:11)
Maro izao no mieritreritra sahady fa zavatra ratsy no hambara eto, kanefa ny mifanohitra @ izany. Mba andramo ange ho an\'izay mbola tsy nanao fa tena milay be ny mamaky gazety na boky, fa indrindra a... tohiny
novalian'i tranokely ny 11/04/2005 14:46
iriniaina ( 07/01/2005 12:00)
mahagaga fa betsaka ny tsy mifankahazo ireo , inona kay no mety ho antony hoy nareo?... tohiny
novalian'i srak ny 28/07/2014 09:35
welieoelee ( 05/01/2005 15:09)
Ny tonga tao an-tsaiko voalohany vao hoe naheno aho hoe nisy ororon-tany sy ras de marée @ Ocean Indien...bien sûr Madà no tao an-tsaiko. Dia avy eo aho nisaotra an\'Andriamanitra fa tsy nisy fia... tohiny
novalian'i fijo ny 23/02/2005 22:12
sariaka91 ( 04/01/2005 11:32)
8-) 8-) 8-) Mampalahelo tokoa ity loza mihatra any Azia ity. Tsy misy izay tsy ory mahita ny ranomason\'ireo izay niharandoza, very fianakaviana, fananana. Tsy manankaleha, tsisy ohanina. Eto Fr... tohiny
novalian'i fijo ny 11/01/2005 23:08
tafita ( 04/01/2005 08:20)
Asa na mba efa henonareo ity fitenin-drazana ity , fa raha izaho aloha de efa fahenoko matetika izy io , fa tamin\'ny loza be ( tandindon\'ny farandro tany Indonesia ) vao tena fantatro hoe kay moa iz... tohiny
novalian'i fijo ny 11/01/2005 05:40
kitjo ( 01/01/2005 16:20)
Tratry ny taona aby aloha e Hono wa, ary toa bdb annif be anjoany? niandry voalohan\' ny taona aby ve ny reny t@ niteraka sa nanakory?... tohiny
novalian'i fijo ny 11/01/2005 05:42
oully ( 31/12/2004 11:09)
Zoaezaniversera Hery an! Tahian\'ny Tompo, dia mahereza amin\'ny adidy maro samihafa. Manàna ho avy mahafinaritra, hahazo izay iriana sy mahasoa. :wink: ... tohiny
novalian'i fijo ny 03/01/2005 23:50
rvoulah ( 30/12/2004 20:04)
ahona ny hevitrareo amin´ny olona roa miaraka samy hafa fihaviana ? Ohatra hoe vazaha sy gasy?... tohiny
novalian'i fijo ny 17/02/2005 23:01
sechat ( 29/12/2004 14:48)
tsy haiko na resaka efa nande teto ty fa mba te hanontany a raha misy mahalala hoe tokony2 eo @ ohatrinona eo zao ny m2 @ tany any amintsika? (ny ao Tana no tena tiako anontaniana @ io) de misôtra b... tohiny
novalian'i fijo ny 04/01/2005 23:23
sariaka91 ( 28/12/2004 14:22)
30 000 namoy ny ainy :evil: :evil: :evil: Fahavoazana lehibe ho an\'ny kontinenta maro ity loza nitranga ity. Dia mba tonga saina aho ka manontany tena hoe tsy mba azo nosakanana, na nahena ve ... tohiny
novalian'i fijo ny 20/01/2005 23:40
cutie ( 25/12/2004 23:43)
\"Madagascar\" , titre flim vao nivoka , mikasika ny biby tao @ zoo tao NY city de nandositra nankany Mada. Asa iza @ nareo no efa nahita sy naheno an\'io film io? ... tohiny
novalian'i fijo ny 29/12/2004 22:57
booboo ( 24/12/2004 15:36)
Inona ny zavatra ni-\" marquer \" anareo indrindra t@ ity 2004 ity ? Ny anà ny fomba namonoan\'oul ny neuveu keliko 1 an, dé ny tsara indrinra ny nahalalako an\'ilay oul iraika zay ... tohiny
novalian'i fijo ny 17/01/2005 23:05
fijo ( 23/12/2004 22:25)
fantatrao ve fa io st nicolas io anie ka tsy olona fotsy oditra fa zarazara e.ary turc izy fa tsy europeanina.izany hoe tsy avy any scandinavy izy fa avy aty mediterranee. taty anefa dia gaga ny anki... tohiny
novalian'i fijo ny 29/12/2004 22:58
nikopol ( 23/12/2004 13:19)
Aleo rahalina ka ....... tohiny
novalian'i fijo ny 28/12/2004 22:24
oully ( 17/12/2004 20:22)
Rehefa akaiky tahaka izao ny fety dia inona no mandalo ao anaty eritreritrareo? ... tohiny
novalian'i mihanta ny 07/01/2005 20:44
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9566