ny fiandohan\'ny olombelona

1. yrhinas ( 15/01/2005 06:50)
araka ny baiboly de fotaka no novolavolaina hanaovana olona mitovy endrika @andriamanitra ary ampahany avy @lahy ny vavy...
araka ny fijery siantifika de rajako no fiandohana ka nitombo fivoarana hatr@zao izany ....
araka ny hevitro kosa de iray ihany ny fiandohana fa mila halalinina tsara aloha hoe tena ny zava-marina sy azo ekena ve no any an-tsain\'ny manapahaizana...
araka ny hevitrao kosa sao de mba nofy ihany ary ny olombelona ?
novalian'i fijo ny 19/01/2005 21:50
2. yrhinas ( 15/01/2005 06:52)
hanova ny lohahevitra : ny fiandohan\'ny olobelona
3. mihanta ( 15/01/2005 18:14)
humm zany hono
4. lo ( 17/01/2005 04:18)
Tadidio fa vovoka ianao ka mbola hody vovoka indray. Vovoka + rano = fotaka. Mety ho marina zany le we fotaka, fa zany we tsy hay fotsny we fotaka aiza marina no misy mitovy amle fotaka nanaovana antsika satria tsy mitovy amfotaka reetra. :)
5. fatsoraly ( 17/01/2005 05:19)
yrhinas> aleo kalo de tsorina fa ny science tsy mavita manazava sy mi-interpreter ny Baiboly e.
oatra: finona no nampisokatra ny ranomasina mena fatsy vozavany ny science atramy zao alo

l\'homme descend du singe, et a son tour, le singe descend de...l\'arbre
6. sechat ( 17/01/2005 09:34)
yrhinas> nenĂ  ny inoako de Atra no nanao ny olombelona tahakan\'izay nohazavaina tao @ baiboly. Fa tsy ho nofy kosa alou e! :{

7. eisy ( 17/01/2005 09:41)
tsongoi hoe ny tananao raha marary de tsy nofy zany ,ary iza koa no hanaiky hoe taranaky ny rajako gaiiiiiiiii :-P
8. mandrindra ( 17/01/2005 11:01)
Ny baiboly dia zavatra novolavoalin\'ny sainy nonnosoratana. Ny siansa kosa dai mihezaka manazava araka izay azony atao nefa tsy mahafehy ny rehetra. Koa samia maka izay tandrify azy ao amin\'ireo.
9. nikopol ( 17/01/2005 12:02)
avy aminy tsondro hono ny olombelona kou
10. mihanta ( 17/01/2005 12:18)
avy am olombelona ihany ny olombelona kou :-D
11. yonikafopl ( 17/01/2005 13:05)
Ny ahy ny fantatro sy inoako, dia ilay Andriamanitra nahary izao tontolo izao no nahary sy nanampisy ahy e!!. Fa tsy avy @ rajako zany za kou lol!!!
12. mihanta ( 17/01/2005 13:14)
hihi za kalou nivoaka avy tao anatin\'ny kibon\'ny mamako
13. kanty ( 17/01/2005 15:44)
Tsy hotakatry ny sain\'olombelona ny nanaovan\'Andriamanitra antsika. Tahaka ny tsy hahatakarantsika ny hoe izy no fiandohana...
14. mihanta ( 17/01/2005 15:57)
na d manamboatra tohatra avo b v
15. fijo ( 17/01/2005 22:56)
fatsoraly fa iza no milaza fa tena nisy izany ranomasina nisokatra izany?iza no nahita?aiza ny porofo?
amiko ny siansa no marina kokoa satria ireo tsy vitan\'ny milaza zavatra fa manome porofo izay lazainy.
16. ikaretsaka ( 18/01/2005 04:29)
ny ahy aloha de tsy raharahako na science na inoan e.. fa ny haiko fotsiny de misy fiandohany de misy fiafarany.
tsy haiko heo ahoan any niatombohany tany de tsy ho haiko koa hoe ahoan any hiafarany .. satria samy tsy misy hitako
17. kanty ( 18/01/2005 13:46)
D za zany mieritreritra hoe \" sambatra izay tsy mahita nefa mino e!\" :)
18. fijo ( 19/01/2005 21:50)
dia hoy aho hoe aza minomino foana fa ataon\'ny olona fakana vola ny hiafarany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1931