Firy no mirehitra refa avy mamono jiro?

1. mcfy ( 29/07/2004 00:58)
Efa samy hieritreritra ihany fa inty indray dia isao fotsiny.
Firy tokoa re no jiro mijanona mirehitra ao an-tokan-tranonao rehefa hoe mamony jiro ianao fa handeha hatory?
Na ny tori-maso aza zao mantsy efa en Stand By koa sao d lasan-dry zalahy eo fananana.
Ny sasany mba hoe vonoina hono ny radio na ny chaine, ny lcd sy ny feo no maty fa io eny le jiro menakely miantso mpangalatra hoe ty aho eto 1, ny télé koa fa samy kamo hitsangana hamony azy d hoe Power Off, kay mbola stand bye.......
Dia mba firy ary le isany @ zay fa ny ahy mazava ho azy ny lalana fa maro loatra ireto izy
novalian'i mcfy ny 12/08/2004 23:28
2. kitjo ( 29/07/2004 07:12)
lasa mankafy lavitra lotra zany eritreritr McFy zany an...soa fa nande any @ mazava :-D :-D
3. ramoul ( 29/07/2004 10:36)
:-D :-D :-D tsy fantatro tsony ny isan\'ny jiro kely mena ato amiko ato fa tô mùijanona stand by dôly ny zavatra ato. :-P
4. olly ( 29/07/2004 11:12)
ny jiro za mamono ihany fa ny fihainoana hira amin'ny alina no lasa nahazatra :^)
5. lanto ( 31/07/2004 13:37)
ny ahy efa tsy haiko tsony ! iray ...roa...telo....efatra......hihihi
6. hery ( 31/07/2004 16:41)
Ny tanjon'i McFy angamba dia hoe tokony vonoina izay tsy ilaina :^)

Ny ahy aloha ny imprimante, ny ordi, ny ecran, ny telé toa tsy maty mihitsy... ok stand by fa tsy maty tanteraka
7. mcfy ( 31/07/2004 21:28)
Ramaso> f'angha i Lanto mitan-jiro hihi

Hery> k io no tonga @ le hoe tsy ho azo daholo babailovohitra ko, Rha hamono jiro tsy maintsy hitsangana nefa tratran'ireny le appareil efa ntaolo b reny k tsy maintsy mitsangana mamono azy rehefa tena le te hatory iny k hitanao tsara ny hamamin'ny telikomando ^^
8. pitchou ( 01/08/2004 03:37)
ny ato alou d ny onduleur, ny ecran, ny ordi, ny tv, ny chaine, ny telephone en stand by daholo ... kay bd b tokoa! d mbola misy ny veilleuse ... kaontina kou ve ny famataranandro?
9. fijo ( 12/08/2004 22:57)
dia matory ve pitchou sa stand by koa?ih,ih,ih
10. mcfy ( 12/08/2004 23:28)
ramaso> le saple tsy isaina fa mivavaka rah vao mahita azy k.
pitchou>tsy mety raha ny famatanarandro fa ny famantaran'alina ndray isaina hihi.
fijo>hihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5893