Accusation: Ratsiraka

1. kitjo ( 27/07/2004 15:14)
http://www.confidentiel.firstream.net/article.php3?id_article=148

Zany hono!
novalian'i rvoulah ny 01/08/2004 22:26
2. wawawa ( 27/07/2004 18:33)
MMH! Interessant ndray zany
3. mitota2002 ( 28/07/2004 06:20)
8O raha ny eritreritro dia tsara raha ampodiana aty i Ratsiraka de aty no tsaraina na die oe nisy aza ny fanenjehana azy any @ droit de l\'homme internationale fa tena bestaka totkoa ny ratsy vitany?
4. nananie ( 28/07/2004 08:39)
Raha ny fahitako azy \'ndray anefa, aleko izy tsaraina any ivelany. Enjana kokoa angambany ny saziny. Asa aloha koa!!!
5. rvoulah ( 28/07/2004 21:34)
oka anga moa rakizy dadabenay a hi hi
6. wawawa ( 28/07/2004 22:32)
Ny marina tsy mba maty.
7. mcfy ( 29/07/2004 00:36)
ary ny tody tsy misy fa ny atao no miverina
8. kitjo ( 29/07/2004 07:13)
ary mbola vel tkou v alou izy (....) e?
9. rvoulah ( 29/07/2004 10:57)
mbola velona dadabe , toa hoe ao paris 15è ao hono fa tsy haiko e, ahako zay efa elako koa tsary nahita azy , teko ery nefa le itantarany angano iny
:-D :-D :-D :-D :-D
10. pitchou ( 01/08/2004 03:42)
kou tsy angano mampitahotra fôna v no tantarainy? :evil: :evil: :evil:
11. kitjo ( 01/08/2004 11:56)
hahaha
rvoulah> ary ndroky ko ary hanao schalama hogo schefa kelikely fa mety manaranaka renyyy

pitchou> angano fantomette ohatra,hiihhihi
12. rvoulah ( 01/08/2004 22:26)
kitjo: ahako tsary mila schalama hogo zany fa ny ahako zao chefa kelikely de hataoko hotrany volon'i bébé laure ( anglais 3è) ny voloko , :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1002