Accusation: Ratsiraka
3. mitota2002
(
28/07/2004 06:20)
8O raha ny eritreritro dia tsara raha ampodiana aty i Ratsiraka de aty no tsaraina na die oe nisy aza ny fanenjehana azy any @ droit de l\'homme internationale fa tena bestaka totkoa ny ratsy vitany?
4. nananie
(
28/07/2004 08:39)
Raha ny fahitako azy \'ndray anefa, aleko izy tsaraina any ivelany. Enjana kokoa angambany ny saziny. Asa aloha koa!!!
9. rvoulah
(
29/07/2004 10:57)
mbola velona dadabe , toa hoe ao paris 15è ao hono fa tsy haiko e, ahako zay efa elako koa tsary nahita azy , teko ery nefa le itantarany angano iny
:-D :-D :-D :-D :-D
:-D :-D :-D :-D :-D
10. pitchou
(
01/08/2004 03:42)
kou tsy angano mampitahotra fôna v no tantarainy? :evil: :evil: :evil:
11. kitjo
(
01/08/2004 11:56)
hahaha
rvoulah> ary ndroky ko ary hanao schalama hogo schefa kelikely fa mety manaranaka renyyy
pitchou> angano fantomette ohatra,hiihhihi
rvoulah> ary ndroky ko ary hanao schalama hogo schefa kelikely fa mety manaranaka renyyy
pitchou> angano fantomette ohatra,hiihhihi
12. rvoulah
(
01/08/2004 22:26)
kitjo: ahako tsary mila schalama hogo zany fa ny ahako zao chefa kelikely de hataoko hotrany volon'i bébé laure ( anglais 3è) ny voloko , :lol: