mahatonga saina

1. miara ( 03/09/2004 10:42)
Nisy mpampianatra aty aminay nampiseho document:Any Afrika dia misy ny classe ny andevo,ova,sy ny andriana...ary ny andriana ihany no nivarotra an'ilay andevo tamin'ny fotsy oditra.Dia hoy izy tamin'ny farany hoe,lazaina fa ny fotsy hoditra foana no "raciste",tompon'andraikitra amin'ny "esclavage" nefa ry zareo aza mifampivarotra ohatran'izany.
novalian'i fijo ny 04/09/2004 19:23
2. xxx ( 03/09/2004 14:20)
:roll:
3. fijo ( 04/09/2004 19:23)
ka tsy resaka "racisme" izany fa resaka classe sociale.taty frantsa koa nisy io ary nisy daholo ny tany rehetra ka mba hitsio kely ilay mpampianatra fa tsy mahay manavaka ny zavatra lazainy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5724