You are here: home > Forum

Ela be tsy nandalo tato

Lohahevitra : Eritreritra mandalo
Fitohizan'ny hafatra : Ela be tsy nandalo tato
Valiny : 11
gasyjean - 07/12/2020 18:10
Mandeha ny fotoana miha-lehibe ny tena,fa mbola mahatsiaro ireo fihaonana virtoaly teto amin'ny serasera,org ka mba mametraka teny kely eto androany.Mahasedra fotoana ny serasera.org tohizo hatrany RaHery!!
Valio | Miverina eny ambony
hery - 07/12/2020 23:10


Misaotra mandalondalo e.
Mieritreritra ny hanavao kely ny dinika eto mihitsy aho io .
Valio | Miverina eny ambony
gasyjean - 12/12/2020 12:20

hery


Misaotra mandalondalo e.
Mieritreritra ny hanavao kely ny dinika eto mihitsy aho io .


Misaotra namaly ahy Maître! Mba soso-kevitra kely, ny pejy web rehetra izao efa mba "responsive designe" daholo, mba ho jerena amin'ny telefonina sns.
Valio | Miverina eny ambony
hery - 12/12/2020 15:13

gasyjean


Misaotra namaly ahy Maître! Mba soso-kevitra kely, ny pejy web rehetra izao efa mba "responsive designe" daholo, mba ho jerena amin'ny telefonina sns.


ie, efa tsy maintsy mandeha amin'izay.

Ny tononkira sns efa responsive fa ny forum mbola non.
Valio | Miverina eny ambony
hery - 19/12/2020 08:20
Natomboka androany ny fijerena akaiky an'ity forum ity :-p
Valio | Miverina eny ambony
midrou - 18/01/2021 12:17
Salama hery a!
Mahafinaritra ary mankasitraka hatrany..! Fa mba te hanontany za hoe fa maninona no tsy mety miseho ny saritavako nefa efa tafiditra ary efa notehirizina.
Mba mila (fanapiana) fanazavana raha mety azafady dia misaotra mialoha.
Valio | Miverina eny ambony
midrou - 18/01/2021 12:28
Aiza no tsindrina ilay f5
Valio | Miverina eny ambony
hery - 06/02/2021 08:06
Izay vao manomboka milamindamina tsikelikely amin'izay.

Efa miseho ny sarintava ka
Valio | Miverina eny ambony
Tokinao - 07/02/2021 18:55
Salama Hery!
mba mangataka contact fa mba misy anontaniana manokana azafady e.

mba omeo mail, na num, na compte fb azafdy e. Izay mba mora hitanao .
Valio | Miverina eny ambony
Tokinao - 07/02/2021 18:56
Salama Hery!
mba mangataka contact fa mba misy anontaniana manokana azafady e.

mba omeo mail, na num, na compte fb azafdy e. Izay mba mora hitanao .
Valio | Miverina eny ambony
Tokinao - 07/02/2021 19:06
Salama Hery!
mba mangataka contact fa mba misy anontaniana manokana azafady e.

mba omeo mail, na num, na compte fb azafdy e. Izay mba mora hitanao .
Valio | Miverina eny ambony
hery - 07/02/2021 19:46
hery@serasera.org ihany ka.

Valio | Miverina eny ambony