Eritreritra mandalo

SYLLA8 ( 28/04/2016 07:26)
Hoy ity namako anankiray niteny hoe:"manalasala hoatran ny roa arivo; entina eny an tsena hoatrany kely loatra,atao rakitra hoatrany be loatra"! fahidirana ve izany sa hoe aôna!?... tohiny
novalian'i hery ny 11/08/2016 07:21
SYLLA8 ( 23/04/2016 14:28)
"avoto ny namanao mb hanavotanao ny tenanao" sa "avoto ny tenanao mb hanavotanao ny namanao"? aiza amnreo no mety hitombona na tena mitombona,de rah hoy enao hoe samy mitombona aby io de mb omeo ohatr... tohiny
novalian'i tenere ny 16/11/2016 16:23
razafyaina2o15 ( 22/04/2016 08:18)
farahovian ihany hoa ny olona maromaro sasantsasany vao mb hhay hiaro zany hoe fanananaiombonana zany e! toy zaridaina ny jiro ny wc ny zavatrarehetra mahafinaritra eny an dalana manaingo ny ... tohiny
Lytoniar ( 10/03/2016 19:05)
Manao ahoana daholo ô! Mitady olona handeha any Antananarivo atsy ho atsy aho, izay ho karamaiko mba hitondra une pochette de joints culasse. 300 gr eo ho eo ny havesany, ary 46 cm de long sur 20 cm... tohiny
novalian'i fredkwel ny 02/06/2016 15:20
endriny ( 02/03/2016 10:02)
Ny olona iray dia antsoina amin'ny anarany araka ny toerana misy azy eo amin'ny rafi-piarahamonina. Ka ny olon-tsotra dia antsoina amin'ny fanampinan'anarany mba ahamora ny fiantsoana azy amin'ny fana... tohiny
novalian'i booboo ny 09/03/2016 22:44
rhaj0 ( 22/02/2016 12:08)
Mba ampazahoy ny vanitik'i Francis Turbo izay nijery oooo :-) http://www.midi-madagasikara.mg/culture/2016/02/22/francis-turbo-satirique-sur-la-religion/... tohiny
ericruj ( 15/02/2016 07:56)
Miarahaba daholo, Ny antony andefasako an’ity resaka ity dia hifampadinihiny entre isika rehetra satria resaka fady moa izy ireto kanefa na de izany aza, tsy midika hoe tsy ahazo hifampiresahina. ... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 18/02/2016 14:21
Rzk.7 ( 09/02/2016 19:52)
salama daholo e! otrin'ny mahalasa ny saina fa raha ny baiboly no jerena dia mbola tsy ampy millions annee akory ny faharetan'ity planeta tany ity raha isaina nanomboka teo @ Adama sy Eva ... tohiny
novalian'i ASRT ny 06/10/2016 15:11
SYLLA8 ( 06/02/2016 02:16)
Misy olona iray niteny t@ko;de hoy izy t@ko nony nahita an ty Rangahy:"Ny zanak io Rangahy no rain janako!". Inona ary no fifandraisana aram pianakaviana misy @n io olona io sy ilay rangahy?kanefa io ... tohiny
SYLLA8 ( 31/01/2016 13:05)
iza ary no rahavavin ny Nenitoanao izay tsy Nenintoanao mihints !!!? mb valio ö... tohiny
novalian'i SYLLA8 ny 05/02/2016 03:23
chantrire ( 31/01/2016 03:50)
Miarahaba ny mpiserasera rehetra.Fanontaniana ho anareo lehilahy.Inona no mahatonga ny lehilahy sasany tsy mety maka vady ireny reninjanany ireny? aty aminay aty dia misy rangahy izay mananjanaka 3 fa... tohiny
novalian'i chantrire ny 14/02/2016 13:05
rabaradaka ( 02/01/2016 07:24)
Raha mandalo mamaky ny vaovao eto amin'ny serasera aho dia efa tranainy be daholo ny soratra sy vaovao eto. Mba ampitampitao any amin'ny FB izany ry dadatoa Hery fa misy vaovao milay ange eto e ! Fa n... tohiny
novalian'i hery ny 04/02/2016 15:27
Radavison ( 13/11/2015 08:07)
Arahabaiana daholo, Sao dia mba misy mahatdidy ireo zotra fitateram-bahoaka teto Iarivo talohan'ny antafita/fibata/fima? Ireto no tadidididiko koa mba ahitsio izay diso : 1. Analakely - Ampasampito ... tohiny
novalian'i TRANAINY ny 22/02/2016 07:42
valiih ( 12/11/2015 08:51)
OMBAY MITADY! tsita teto @pejn sera2 MATEHOTIA volana maro lasa zay k iangaviana zay rht mait azy mb anatitr az ao @namana.serasera.org f ahazo valisoa leB!toizao nmombazy,matehotia,1 point c tou! mso... tohiny
fitiavana62 ( 04/11/2015 10:13)
hon wa, p1 RS v ny vehivav no maniry azy sa ts fidin wazy ?... tohiny
novalian'i booboo ny 04/12/2015 12:46
SYLLA8 ( 13/10/2015 05:56)
aiz r mb mis site ahitana hira top 60 e!? mba omeo re rah mb mahita ianareo? valio ô... tohiny
SYLLA8 ( 12/10/2015 10:27)
Tohny: B13,ef hitanareo iny film iny?zay ts nahit de ho tataraiko fohifoh zan.noh n fisian ny ts fitovian tsaranga de voatokana @ BANLIEU 13 n mahantra.arak zan de nasiak reo mhantra ireo k notafihin ... tohiny
SYLLA8 ( 12/10/2015 10:12)
mpisotrtoaka ( 22/09/2015 12:15)
Inona kay no tokony atao raha te hanangana fikambanana iray ? Kolotsaina na fanatanjahantena ohatra !... tohiny
thierryherilala ( 21/09/2015 05:52)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.8257