Ny fanambadiana

1. chantrire ( 31/01/2016 03:50)
Miarahaba ny mpiserasera rehetra.Fanontaniana ho anareo lehilahy.Inona no mahatonga ny lehilahy sasany tsy mety maka vady ireny reninjanany ireny? aty aminay aty dia misy rangahy izay mananjanaka 3 fa samihafa ny renin izy 3 mianadahy.Velony tsara daholo izy ireo.Dia variana aho anefa fa tsy misy misoratra aminy ireo reninjanany na iray aza.
novalian'i chantrire ny 14/02/2016 13:05
2. hery ( 04/02/2016 15:26)
Ny lehilahy sasany izany an :-)

Angamba mila anontaniana mihitsy izy raha misy antony manokana ho azy.

Ny ahy aloha ny reninjanako vadiako daholo e (soa ihany fa mbola 1 izy izao)
3. chantrire ( 14/02/2016 13:05)
Bravo! misaotra anao ry Hery a! Raha mba tahaka anao daholo ny lehilahy tsisy vehivavy mijaly izany . Tena mampalahelo ny fisainan' ny olona sasany e! Dia gaga aho marina mafy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1567