Liste des messages

Liste des messages, inserés par chantrire, par ordre de date
chantrire ( 31/01/2016 03:50)
Ny fanambadiana
Miarahaba ny mpiserasera rehetra.Fanontaniana ho anareo lehilahy.Inona no mahatonga ny lehilahy sasany tsy mety maka vady ireny reninjanany ireny? aty aminay aty dia misy rangahy izay mananjanaka 3 fa... suite
répondu par chantrire le 14/02/2016 13:05
chantrire ( 31/07/2015 17:16)
fifidianana
Mampalahelo fa tsy dia navitrika loatra ny olona hifidy tamin'ity fifidianana kaominaly ity... suite
chantrire ( 07/06/2014 14:36)
Service Nationale na SN
Miarahaba antsika rehetra mpamaky, Resaka fanaovana SN taloha e! Ohatra ny nisy naha tsara azy ihany ireny fanaovana SN taloha ireny an! Ho an' ny tanora rehetra afaka bac mantsy ny fanaovana azy it... suite
répondu par ora le 25/02/2016 12:01
chantrire ( 19/09/2013 12:51)
Manopa ao anaty téléfôna
Azo atao ve ny mitory ireny olona manopa anaty finday ireny? Ahoana ny hevitrareo namana eto amin' ny serasera momba izany? Misaotra mialoha ho an' izay hamaly ny fanontaniako.... suite
répondu par aleix le 03/10/2013 15:49
chantrire ( 13/09/2013 13:17)
Anan-drano
Fa avy aiza daholo ireny anan- drano tsara tarehy amidy eny an- tsena ireny e? Mampieritreritra indarindray ilay izy nefa anie dia matsiro be e! Misy afaka manoro hevitra ve amin ny fomba hanadiovaana... suite
répondu par vazivazo le 19/06/2014 11:06
chantrire ( 15/05/2013 10:07)
Tsy menatra ô!
Tsy mahalala menatra ity tovovavy iray ity nivalan- drano tetsy amin' ny tatatr'i Besarety iny vao maraina teo. Raha iny fotoana maha betsaka ny olona handeha hamonjy lahasa sy hianatra iny izany hoe ... suite
répondu par hadji le 24/05/2013 08:04
chantrire ( 10/05/2013 10:01)
Taxi- be mpanao tapa- dalana
Efa fanaon' ny taxi- be eto an- drenivohitra indray amin' izao ny manao tapa- dalana indrindra rehefa harivariva iny ny andro. Raha avy any Ambohimangakely izao dia mandeha taxi- be in- telo vao tonga... suite
chantrire ( 30/04/2013 10:24)
Ny saram- pianarana eny @ sekoly tsy miankina
Trangan-javatra iray niseho tamin' ny sekoly tsy miankina eto an- drenivohitra eto no ho tantaraiko aminareo. Loza ny nafitsok' ity Raim-pianakaviana iray tsy nahaloa ny saram- pianaran - janany. Voal... suite
répondu par vahiny2004 le 22/08/2013 09:59
chantrire ( 22/02/2013 09:29)
Mpanofatrona sy Tompontrano
Nisy mpanofatrano iray efa nipetraka 25 taona tao amin' ny trano iray.Efa manomboka tsy mahaloa hofatrano intsony izy ireo amizao satria milaza fa krizy. Dia nolazainy ary izahay tompontrano fa tokony... suite
répondu par ketty le 22/09/2015 15:10
chantrire ( 07/02/2013 10:20)
Fitiavan- tena sy ny kolikoly
Tena mampalahelo ny fisainan' ny olona sasany izay tiatiakely. Sendran' izany izaho androany t@ toeram- pitsaboana iray etsy Antanimena. Ny olona mantsy refa zatra mandray kafe ka tsisy mpanome dia sa... suite
répondu par chantrire le 12/02/2013 09:35
chantrire ( 02/01/2013 08:36)
Mpampianatra sy ny Ray aman- dreny
Ny Ray aman- dreny dia tokony tsy hionona @ izay fampianarana ataon' ny mpampianatra any an- tsekoly fotsiny fa tokony hanara- maso ny fianaran- janany. Inona avy ny fanaraha- maso tokony hataon'ny Ra... suite
répondu par chantrire le 23/01/2013 12:04
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0077