Taxi- be mpanao tapa- dalana

1. chantrire ( 10/05/2013 10:01)
Efa fanaon' ny taxi- be eto an- drenivohitra indray amin' izao ny manao tapa- dalana indrindra rehefa harivariva iny ny andro.
Raha avy any Ambohimangakely izao dia mandeha taxi- be in- telo vao tonga any Andravoahangy. Amin' io ny frais 300Ar no takiany amina. Hatreo mahazo ny voalohany ; avy eo indray hatreo amin' ny Meteo ary farany hatreo Andravoahangy.
Amin'io sady efa maizina ny andro ka tsy hisy hanara- maso azy intrsony ary dia samy manao izay tiany hatao.
Izany hoe raha tratra hariva ianao no mody dia aleo mivatsy vola bebe ihany fa sao taraiky eo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6765