Eritreritra mandalo

thierryherilala ( 21/09/2015 05:52)
Hasnfan ( 18/09/2015 13:42)
ra nandinika zan za de hitako fa mpanjaka ihany no tsara mitondra an'i madagascar satria t@andron'ny mpanjaka dia nandeha araka ny tokony ho izy ny fitatana ny firenena(ts nisy ny dahalo,atonony ny fi... tohiny
rabaradaka ( 28/08/2015 08:47)
Ohatry ny hoe vazivazy nefa dia eritreritra mandalo ity ry reto a : maninona raha andao esorina i Hery Rajaonarimampi(esona)anina e... tohiny
novalian'i chiara ny 05/04/2016 16:50
MITIA7 ( 06/08/2015 12:57)
Misy an'ilay soratra hoe "vangy" io etsy ambony ilay rehefa hisafidy ny lohahevitra ho jerena, inona no dikan'io azafady? Misaotra betsaka... tohiny
novalian'i bazylou ny 22/08/2015 17:14
chantrire ( 31/07/2015 17:16)
Mampalahelo fa tsy dia navitrika loatra ny olona hifidy tamin'ity fifidianana kaominaly ity... tohiny
fafa15 ( 21/05/2015 05:20)
HAD
In kay ry reto ny HAD ny tene raha EM ts matoanteny tovona maha... tohiny
novalian'i Radavison ny 08/09/2015 12:30
sakaiz ( 27/04/2015 07:53)
Miarahaba antsika rehetra! Mba ahoana ry zareo ny fanamboarana ity labiera ity a?mba atoroy ze mahay e. manangatanana ze iteny... misaotra e!... tohiny
novalian'i sakaiz ny 07/05/2015 12:24
rabaradaka ( 04/03/2015 11:34)
Mba iza no hasolo an'i Hery sy ny forongony fa tsy mila TGV nivadika ho HVM ny vahoaka malagasy... tohiny
booboo ( 14/02/2015 17:06)
http://www.parismatch.com/Actu/International/Sur-la-route-de-l-Ouest-trek-a-Madagascar-704012 Lava be fa aza tsiny eee ^_^. La famille Poussin a commencé son tour de la grande île qui durera deu... tohiny
novalian'i bazylou ny 28/03/2015 11:49
RATOVOARY ( 05/02/2015 14:09)
Salama e! Ohatry ny hoe lasa vahiny be zany ndray miditra ato... tohiny
novalian'i hery ny 07/02/2015 23:05
mpisotrtoaka ( 05/02/2015 07:47)
Mitady asa resaka infographie na metteur en page na détoureur ! Malalaka be ny tapak'andro ! Atsy atsimondrano faritra andoharanofotsy no misy ahy ! Na resaka saisie na aide am cybercafé aza mety fo... tohiny
mpisotrtoaka ( 30/01/2015 06:32)
Ar nahoana no rehefa mba mandefa lohahevitra aho d ny anarako (pseudo) foana no mahaliana ny sasany mamaly azy fa tsy ny hevitra mba tadiaviko e ! Mba valio amzay ary ! Aleeeefaaaaaaaaaaa... tohiny
hery ( 21/01/2015 09:18)
Mifamahofaho be ihany ny resaka momba ity Tunnel Ambanidia ity. Ny fanjakana miteny an'avona hoe tsy misy atahorana, angamba tezitry ny voatery nidina teny an-toerana nanao fanadihadiana akaiky. Ny ol... tohiny
booboo ( 07/01/2015 19:24)
Vonton'alahelo ny fo nahare fa gli ry Charb sy ry Wolinski sy ry Cabu ary ireo namany hafa. [url=http://forum.serasera.org/media/images/o/d8eb4c0e4647caeb1905893738ebb085.jpg][img]http://forum.serase... tohiny
novalian'i sitlo ny 21/01/2015 03:27
salomo ( 08/12/2014 16:57)
Tena misy tokoa ve izany lolo sy vazimba any Mada? Manao ahoana ny endriny?? :)... tohiny
novalian'i tiris8786 ny 04/08/2015 16:33
endriny ( 04/12/2014 06:43)
mpisotrtoaka ( 06/10/2014 08:46)
Inona kay no tena asa ataon'ilay ONG SCGM (Search for Common Ground Madagascar) raha ts mahadiso azafady !... tohiny
hafahafa ( 26/09/2014 11:44)
Salama daolo e! Inona ry zareo no afaka analana torimaso a, Tena ampijaliany torimaso be mitsiny za le ref aminy 12 atoandro ka atraminy 2 eo. Ndraindray de tena mahamenatra mitsiny fa le ref otrany t... tohiny
novalian'i tiris8786 ny 04/08/2015 16:37
mpisotrtoaka ( 25/09/2014 11:06)
Inona marina no atao hoe Anarchiste !? ... tohiny
novalian'i 5laody ny 05/10/2014 17:42
rabaradaka ( 31/08/2014 10:05)
ohatry ny menatra aho fa toa izaho irery no tena be vavay sy mpanoratra eto amin'ity serasera ity, tsy hoe tambanivohi-dahy basy vava akory anefa ny tena... tohiny
novalian'i sahia ny 26/01/2015 07:51
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1315