fanalana torimaso aminy andro atoandro

1. hafahafa ( 26/09/2014 11:44)
Salama daolo e!
Inona ry zareo no afaka analana torimaso a,
Tena ampijaliany torimaso be mitsiny za le ref aminy 12 atoandro ka atraminy 2 eo.
Ndraindray de tena mahamenatra mitsiny fa le ref otrany taitra kely iny no mietsika atraminy loha de tonga de fatatra be oe resitory e!
novalian'i tiris8786 ny 04/08/2015 16:37
2. Noue ( 26/09/2014 12:21)

hafahafa:

Salama daolo e!
Inona ry zareo no afaka analana torimaso a,
Tena ampijaliany torimaso be mitsiny za le ref aminy 12 atoandro ka atraminy 2 eo.
Ndraindray de tena mahamenatra mitsiny fa le ref otrany taitra kely iny no mietsika atraminy loha de tonga de fatatra be oe resitory e!

zao no atao hoe coup de barrrrreeee

ny fanafodi'nio ???? aza misakafo be loatra

andramo anié hoe sakafo kely fotsiny no ho hanina , voky fa tsy miletra be akory dia ho hitanao ny maha samy hafa azy
3. hafahafa ( 26/09/2014 12:47)

Noue:

Zany ve?
Za ary otrany mbola tsy de tena voky teo ko,
Merci iany alo aminy torohevitra e, ny indro kely fotsiny mbola @6 vo mirava ra tsy misakafo be de lasa mandany vola mitondratondra gouter satri mbola mafy ny ady atraminy6.
4. Noue ( 26/09/2014 17:15)
diniho tsara anié ity eee

misakafo be ianao @ atoandro , mila fotoana ny mandevokanina , @ io fotoana io no maha tonga an'ilay coup de barrrrrreee !

tsy miasa firy ny vavony @ io fotoana io hany ka mahatsiaro sahirankirana ny vatana

dia diniho tsara anié eeee ! vita io coup de barrrreeee io dia ohatran'hoe azoazo ny aina , tena azo ny aina eee

dia afaka mihetsika @ zay , afaka miasa

raha feno loatra ny vavony no mahatonga an'io coup de barrrrreee io eee

manaova gouter eo @ folo sy sasany eo mba hialana @ fihinana sakafo be loatra na sakafo mavesatra levonina
5. hafahafa ( 27/09/2014 06:38)

Ok merci, fa misy fahamarinany iany zany lazainao zany
6. josiah ( 29/09/2014 20:47)
Manasa tarehy matetika amin`ny ranomangatsiaka, na manaova jus de sitron fa lasa mifoha be mihitsy ianao avy eo, jus de sitron tsy asiana siramamy an ilay izy marikivy be iny mihitsy no tsara.Na misotro kafe.
7. hafahafa ( 30/09/2014 11:28)

josiah:

Manasa tarehy matetika amin`ny ranomangatsiaka, na manaova jus de sitron fa lasa mifoha be mihitsy ianao avy eo, jus de sitron tsy asiana siramamy an ilay izy marikivy be iny mihitsy no tsara.Na misotro kafe.

Ok, voaray fa ndraindray na efa manasa tarehy aza de mbola te atory fona ref avy eo,fa le misotro jus citron ndray no andramana zany,
Sady manala hetaheta no afaka ny torimaso zany kou.
8. 5laody ( 05/10/2014 17:40)

Reseo lahatra ny sasany hoe ilaina ny torimaso amin'ny atoandro..

mahazo vokatra tsara kokoa ny olona matory atoandro noho ny hafa, tsy atao lava loatra nefa fa 15 na 20 minitra eo ihany. (asio fanairana amin'ny finday raha ohatra ianao tsy mahavatra)....

Ao anaty lalam-panorenana sinoa dia zon'ny tsirairay ny fahafahana matory atoandro.....
tafandria mandry ôôôô

9. vahiny2004 ( 06/11/2014 15:24)
ny kafé manao ahoana ?

Mety betsaka ny hiteny hoe ratsy ny café nefa betsaka ny fandinihana milaza fa betsaka kokoa ny zava-tsoa entin'ny café noho ny tsy mahasoa. Tahaka ny divay ihany , ny dose no mila fantatra tsara

10. hafahafa ( 07/11/2014 05:05)

5laody:

Reseo lahatra ny sasany hoe ilaina ny torimaso amin'ny atoandro..

mahazo vokatra tsara kokoa ny olona matory atoandro noho ny hafa, tsy atao lava loatra nefa fa 15 na 20 minitra eo ihany. (asio fanairana amin'ny finday raha ohatra ianao tsy mahavatra)....

Ao anaty lalam-panorenana sinoa dia zon'ny tsirairay ny fahafahana matory atoandro.....
tafandria mandry ôôôô

Miarahaba namana a,
Otrany tsara alo le mifandresy lahatra raha ohatra oe tsika samy malagasy fa ny hafa tsy mety fa aminy de hakamona ny fatoriana atoandro, fa ny tena mahagaga misy sinoa bdb ary de tena miasa mafy fa na reraka aza izy tsy mety matory atoandro zany, fa ry zareo misotro rano misy otrany fakan-javamaniry reny; ary ref lany le rano de soloindry zareo ndray fa le fankanjavatra tsy ariany zany fa ampiasainy 24/24h.
Io fankanjavatra io no tiko anotaniana fa so de misy mahafatatra.
11. hafahafa ( 07/11/2014 05:07)

vahiny2004:

ny kafé manao ahoana ?

Mety betsaka ny hiteny hoe ratsy ny café nefa betsaka ny fandinihana milaza fa betsaka kokoa ny zava-tsoa entin'ny café noho ny tsy mahasoa. Tahaka ny divay ihany , ny dose no mila fantatra tsara

Miarahaba o!
le cafe alo mety andaitra iany fa efa tsy de nahazatra ny nisotro azy.
12. mpisotrtoaka ( 20/11/2014 14:34)
Ataovy ampy tsara ny ora valo hatoriana d zay
13. sitlo ( 01/12/2014 20:37)
Nisy tamin'ny razambenareo angamba nihinana matory andro, izay vorona fady omana. Ka mila manala fady ianao vao afaka amin'io.
Ny alafadiny dia kafe sy vitamine C ary red bull dia arahana hazakazaka.
14. hafahafa ( 02/12/2014 05:16)

sitlo:

Nisy tamin'ny razambenareo angamba nihinana matory andro, izay vorona fady omana. Ka mila manala fady ianao vao afaka amin'io.
Ny alafadiny dia kafe sy vitamine C ary red bull dia arahana hazakazaka.

Raha izay nohanindry zareo taloha alo de mety tsy fatatra satria he zany izy oe"razambe", fa ny taty aoriana no nampijaly vorona mitifitra fa tsy mihinana satria mba mahafinaritra ny manao aventure kely mandehandeha. hi3
Ka le vitamine C kosa ve de hohanina isan'andro e! sa atao solona bobon ve? Merci aminy le fanalana ota fady ary e!
15. sitlo ( 02/12/2014 20:13)
Mandrapaha-stable fotsiny ka. Aza atao aorinan'ny amin'ny 4 hariva koa fa vao maika indray tsy mampatory amin'ny alina.
16. tiris8786 ( 04/08/2015 16:37)
dia mampihomehy mihintsy isika ireto.
ataovy ampy aloha ilay torimaso alina voalohany indrindra satria raha tsy ampy torimaso ianao dia mitaky foana iny ny andro manaraka.
sao dia efa zatra manao la sieste kosa ary ianao ka niasa tampoka avy eo dia niova ny routine ?
tsy dia mety amiko ny mihinana kely satria manjary vetivety dia noana, maneno ny kibo dia lasa zatra mividividy indray avy eo ka ny torimaso avotra moa ny tena mihamatavy ha ha ha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3431