Eritreritra mandalo
rabaradaka
(
31/08/2014 10:00)
Mba eritreritra mandalo ry reto a, aza mba miavonavona sy manambany olona ihany fa hay samy ho faty daholo ary tandremo fa mety ilay mpiavonavona sy mpanambany ary mpanalikalika olona iny no ho faty a...
suite
endriny
(
29/08/2014 05:45)
MIala tsiny indrindra amin'ny fianakaviana, fa tsy hoe mamoha fota-mandry akory. Tsara levenana ny maty Tompoko...
suite
josiah
(
17/07/2014 21:51)
Hono ho aho rhf hoe mipetraka aty an-dafy ve dia manam-bola na manakarena ny dikanizay, dia rhf manazava anilay fiainana aty an-dafy ianao hoe tsy hotazana tahaka ny ravikazo anie ny vola any fa mila ...
suite
répondu par bazylou le 28/03/2015 11:47
mpisotrtoaka
(
14/07/2014 12:59)
MBA MIS AFAKA MITANTARA NY ANTONY NANAOVANA IO ANJELY EO ANOSY IO VE ? NA MBA MANOME SARIN'NY FARIHY FAHINY FONY TSIS ANJELY !?...
suite
répondu par mpisotrtoaka le 03/09/2014 07:16
rabaradaka
(
16/05/2014 12:23)
raha teo anoloan'ny fianaran'ny zanaky Hasina Andriamanjato na ireo mpitondra ireo ny fako mivangongo manoloana ny EPP Anosisoa làlana mankany Ambohimitsinjo Ambohimanarina dia mino ve enao fa mbola ...
suite
répondu par 5laody le 17/05/2014 10:38
milamm
(
01/04/2014 15:43)
mbola tsy nahazahoambaovao hatraminy zao na de firenena marobe aza no mikaroka ny sisa tvaela @ io voromby MH370 malaiziana sy nny mpandeha 239 tao anatiny, mahagaga ihany satria raha finday aza @ zao...
suite
répondu par mpisotrtoaka le 14/07/2014 12:37
Annih
(
18/03/2014 13:38)
Miarahaba ny namana rehetra!!!
Azafady ry reto mba mangataka sombin-tononkalo manambara ny fitiavan-tanindrazana a (M/kara). Ohatra zao ny @ teny le oe "Andrianiko ny teniko, ny an'ny hafa koa fehezik...
suite
répondu par Annih le 19/03/2014 15:15
Annih
(
18/03/2014 07:19)
Miasa @ na orinasa iray miandraikitra ny fizahan-tany aty Antsiranana aho. Italiana izy ireo, fa tena devoly latsaka an-tany ry reto a sady ratsy toetra no manambany.
Roa vavy izahay no nafaran'izy ir...
suite
répondu par sahia le 04/07/2014 07:17
crias
(
14/03/2014 16:46)
Ahoana tokoa moa ny fisoratana anarana raha te hiditra franc-maçon e! mahaliana lay izy ! misaotra mialoha....
suite
répondu par Ratoa le 19/07/2014 19:50
Jayaxy
(
24/02/2014 15:54)
Ahoana ireny doka trano fanorana ireny e! Misy resaka progkenetisma aseho masoandro. Iza no efa tany mba tantarao hoe...
suite
répondu par katitanikely le 29/03/2015 15:06
rabaradaka
(
07/02/2014 11:29)
Marina ve fa misy olona mahay miresaka amin'ny maty ? Misy olona izay mantsy namosavian'ny olona no nahafaty azy hoy ny haany, dia nasiana zavatra tao am-bavany (efa maty io an) dia avy eo nikôzy hon...
suite
répondu par tiris8786 le 04/08/2015 16:42
saho
(
20/01/2014 16:10)
Salama jiaby,
ahoana toa tsy mba hahitana tantara na histoire momba ny firenena Gasikarantsika ato
Nanomboka tamin ny taona 1896 no tafiditra ny misionera eurôpeana
Ahoana ny talohan io taona 1896 io...
suite
répondu par milamm le 02/04/2014 12:18
Tokinao
(
29/12/2013 14:55)
Salama daholo ô!
Dia miarahaba tratry : ny fety daholo.
Mba saika anontany ange e : aiza ho aiza eto Tanà no misy mivarotra "canapé design" miloko "maroloko" (couleur gaie na multicolor hoy ny va...
suite
répondu par Ratoa le 01/01/2014 22:06
voromailala
(
03/12/2013 09:31)
Noho ny fihazakazahan'ny fiainana, fifaninana na any ampianarana na any ampiasana koa izany, dia manomboka mahatsapa tena ankehitriny ireo mponina amin'ireny firenena mandroso ireny fa lasa [b]mi-str...
suite
répondu par voromailala le 10/12/2013 10:04
hery
(
18/11/2013 10:56)
24 ora izay no niezahako nitadidy anaran'olona iray. Hitako izy omaly, fantatro ny endriny, 10 taona mahery izahay no tsy nifankahita sy tsy nifanoratra... fa tsy mety tadidiko ilay anarany.
Inona ny ...
suite
répondu par andrywui le 23/12/2013 10:35
hery
(
14/11/2013 10:29)
Samy manana ny fatoriny (matory fotsiny an). Fa amin'izao ririnina izao dia ilay A sy B no tena milay. Ilay F mandreraka :-p
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/67d917e9f031bacd5844c6ea6cd6...
suite
répondu par andrywui le 23/12/2013 10:30
manirii
(
08/11/2013 09:13)
Azafady moa Mme Sytilo, mba malagasy ihany ré izaho fa tsy azoko ny tena tianao hatongavana amin ilay hoe TSATOKA , mba afaka hazavinao ve azafady?...
suite
répondu par mpisotrtoaka le 14/07/2014 13:11
danbal
(
04/11/2013 19:03)
Asa ianao raha otra ahy, ozy le hira zay, efa ho 20taona latsaka zao no nipetrahako taty ivelany taty, de mba mody manao vacance ihany isa-taona fa Mamy ny Mody, fa isaky ny mody de mahita fa miova ny...
suite
répondu par danbal le 08/11/2013 18:32
Nehemiah
(
28/10/2013 12:23)
Avelao tsaboin'i Dr Robinson any ilay Fery Vaovao ho an'ny firenena fa tsss......
suite
répondu par Nehemiah le 10/12/2013 12:24
rabaradaka
(
16/09/2013 06:32)
Raha ny forum rehetra nalehako dia eto no milay indrindra...
suite
répondu par essera le 10/04/2014 14:36
