MBA HAZAVAO HOE...!

1. manirii ( 08/11/2013 09:13)
Azafady moa Mme Sytilo, mba malagasy ihany ré izaho fa tsy azoko ny tena tianao hatongavana amin ilay hoe TSATOKA , mba afaka hazavinao ve azafady?
2. sitlo ( 09/11/2013 09:49)
Tena azo aseho ve ilay dinika nisy azy fa tsy tadidiko? Mino aho hoe vazivazy no nataoko.



[right][/right]
3. 5laody ( 09/11/2013 15:50)
SAlama daholo e

Ao amin'ny dinika manana lohatey hoe "tokony hokatsahina ve ny vady" no misy azy.

Misy koa anefa tsatoka nampianarina anay tamin'ny T4 T5

lazaolana:

Te hamefy ny taniny miendrika efajoro Rabary. 35 metatra no halavan'ny tany ary 16 metatra ny sakany. 2 metatra sy sasany no elanelan'ny vavahady ary 8 dm ny elanelan'ny tsatoka roa mifanarakaraka. firy ny isan'ny tsatoka ilainy? 2000 ariary no vidin'ny tariby iray metatra.Raha laharantariby telo no hamefeny ny tany, Ohatrinona ny vola ilainy hamefena ny taniny ( vidin'ny tsatoka iray 1000 Ar ary ny 15000 ar ny vidin'ny vavahady).

Vahaolana Valiny Asamarika.

4. manirii ( 13/11/2013 10:02)
Slm , nisy manam-pahaizana iray hoy ianao nilaza hoe: misy mi-controle tsy hita maso ny fiainan'olona.......(Tadidinao vé ?) azafady an.
5. manirii ( 13/11/2013 10:04)

sitlo:

Tena azo aseho ve ilay dinika nisy azy fa tsy tadidiko? Mino aho hoe vazivazy no nataoko.



[right][/right]
6. manirii ( 13/11/2013 10:04)

sitlo:

Tena azo aseho ve ilay dinika nisy azy fa tsy tadidiko? Mino aho hoe vazivazy no nataoko.



[right][/right]
7. 5laody ( 13/11/2013 17:26)
8. sitlo ( 10/12/2013 01:52)
Hay ve e!

Tamin'io koa aho vao naazo an'izany hoe "tsatoka". Fa finoana ilay izy. Dia fanazavana ny mety maha-possible an'ilay izy arakaraka ny eritreritro fotsiny no nataoko. Somary gaga aho tamin'iny fanontanian'ilay psychologue manana doctorat sy tena pro amperin'asa mihitsy, dia mahita manontany an'izany.
9. mpisotrtoaka ( 14/07/2014 13:11)
Tena mis na ny Tsàtoka na ny Tsatoka vakiana hoe [tsatouka].
Ny voalohany dia ilay finoana na fomba famosaviana olona iray ts tiana fa ilay faharoa kosa d midika hoe ilay hazo ifatoran'ny omby eny an-tsaha ireny !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5997