Eritreritra mandalo

Tibao ( 06/08/2012 00:37)
Miarahaba antsika rehetra, Rehefa mamaky ireo tahirintsoratra tamin'ny fitaon'ny Fanjakana ([url=http://www.fonds-patrimoniaux.mg/gsdl/collect/butana/index/assoc/HASH6da3/bf43720d.dir/UTBUFL4074%2528... tohiny
novalian'i niryna ny 24/09/2012 03:17
Oully ( 25/07/2012 07:03)
Miarahaba, Saika mba hanontany ho an'ireo mahalala hoe, ahoana moa no nahatonga ny teny hoe finday ? Dia efa eken'ny akademia malagasy ve io fitenenana io ? Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i niryna ny 26/09/2012 21:53
VVSihany ( 17/06/2012 12:45)
NY tiako ambara androany dia momba ireo dokotera specialistes eto amintsika, indrindraindrindra eto Antananarivo. NY tenako moa nipetraka teto foana ary efa nipetraka taona vitsy tany Eoropa koa no ef... tohiny
novalian'i niryna ny 24/09/2012 03:42
Blackeagle ( 04/06/2012 08:33)
TSY MAMELY IO BUREAU FIRAISANA AO Andoharanfotsy atsimodrano iO?....SADY INCOMPETENTS, NO MAIMBO, NO MALOTO, NO VORETRA ILAY TOERANA!!!..AOTRANIRENY MIDITRA ANY ANATY FASANA IRENY NY MAKAO! TENA AMIK... tohiny
novalian'i kiriah ny 16/06/2012 20:10
niryna ( 26/03/2012 15:40)
Rehefa maheno ny hoe zaza ka hatramin'ny dimam-polo taona no mivarotena amin'izao fotoana izao dia tena ontsa ny fo sy ny fanahin'ny tena.MIvavaka ny tena mba tsy tafiditra amin'izany ny fianakavian'n... tohiny
novalian'i ledala ny 17/06/2012 20:39
Enry ( 25/03/2012 10:35)
nanjono vincent, 120 no azony, firy ny taoambilany?... tohiny
novalian'i ledala ny 17/06/2012 20:42
milamm ( 20/03/2012 20:29)
nahavariana ahy iara-zaraina http://www.youtube.com/watch?v=9F-HNVKK4NM&feature=related... tohiny
novalian'i dadabe ny 25/07/2012 07:58
sergecleo ( 14/03/2012 07:58)
NY ahy manaoka analoha, dia marina fan a hoe amin`ny hatazerana aza no nolazanao an`ilay hevitrao, dia somary sahiko no miteny eto fa misy mahamarina azy ireo hevitra sasantsasany. MIkasika an`ny fomb... tohiny
kozikozy ( 27/02/2012 08:48)
Aona ity solika hiakatra ity e! iza no tompon'andraikitra e!... tohiny
novalian'i sitlo ny 28/02/2012 22:25
nary923 ( 28/01/2012 15:43)
Salama daholo isika, Isika ve nandinika fa Misy orinasa eto @ny firenena izay tsy mahay mandray malagasy fa mihevitra hoe vazaha ihany no client, AZA manao an`ireny fihetsika manambany mpiray-tanin-d... tohiny
niryna ( 14/01/2012 20:59)
Andao hoe esorina avokoa ireo mpitondra rehetra milaza azy ho tia tanindrazana ireo? Tsy misy ampidirina na iza na iza satria efa samy teo avokoa.Tsy asiana atoko fa olona mbola tsy nandray anjara mih... tohiny
novalian'i niryna ny 26/02/2012 20:51
niryna ( 12/12/2011 17:33)
Nandefa hafatra aho ka toa tsy mety lasa ilay izy ka aleo ary hovaiko kely indray e Na teratany io na miorim-ponenena any amin'ny tanin'ny olona dia mila mifanaja ny mpiara-monina azy avokoa .Vavolom... tohiny
novalian'i niryna ny 10/03/2012 20:31
milamm ( 04/12/2011 00:12)
http://www.youtube.com/watch?v=lAccOr_QVGc ... tohiny
novalian'i milamm ny 10/12/2011 01:08
nary923 ( 22/11/2011 09:11)
Salamana daholo isika rehetra. Izy taminareo ireto no efa nanadalo tao @io zone internationale ao Ivato io, ny tiako ho lazaina hoe eo @ilay toerana fisavana pasipaoro vao tonga io? betsaka amintsika... tohiny
AndriambyII ( 20/11/2011 21:44)
Mody tsy tia arabo , nefa mpilelaka ny faladian’ ny saoudianina sy israelianina ao aoriana. Miaramila amanaliny no alefa hamono olona telo na efatra any @ firenena fahavalony . (Saddam hussein , Be... tohiny
novalian'i ded.kitty ny 14/05/2012 03:25
AndriambyII ( 20/11/2011 21:43)
Mpanompo fitaovam-piadiana sy vodka , na litatr’ io , na botakely io ,na damizana ihany koa, , na dia efa nampiharina aza ny glasnoste sy perestroïka , nahery loatra ny herin’ ny solidarnosc t... tohiny
AndriambyII ( 20/11/2011 21:43)
Satria olom-boahozona hatry ny ela efa hifaran-tantara atsy ho atsy . Na ny fivarotany ny fianankaviany aza efa fomban-dry zareo hatr@ fahagolan-tany .Anisan’ izany ireo olona manaiky ho handevoziny... tohiny
AndriambyII ( 20/11/2011 21:42)
Tsy manan-dahasa afa-tsy ny mitoreo sy miampanga olona lavareny hatr@ izay , ary mpangataka fanampiana lavareny tsy mana-petra , nefa ny farim-piainan’ izy ireo efa hirefarefa @ tany . Tsy ho isanâ€... tohiny
AndriambyII ( 20/11/2011 21:41)
Na ny zavatra nomen’ ny natiora azy aza dia somparana hatramin’ ny fisiany , dorana tsy hisy tamingana sy ho lasa lavenona mba tsy hisian’ ny tandindona hanaloka ny fahefany @ ity fiaina-mandalo... tohiny
novalian'i kolesy ny 09/12/2011 09:55
AndriambyII ( 20/11/2011 21:40)
Ny fanampiana atolotry ny tanany tsy mifanaraka @ fanajàna zo fototra tokony hampiharina araky ny tondrozotran’ ny firenena mikambana . Ny tombom-barotra ihany no hifikirany na inon-kidona na inon... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1086