Lettre ouverte aminireo Malagasy misolelaka amin`ireo Vazaha nefa manambany mipray-tanin-drazana

1. nary923 ( 28/01/2012 15:43)
Salama daholo isika,

Isika ve nandinika fa Misy orinasa eto @ny firenena izay tsy mahay mandray malagasy fa mihevitra hoe vazaha ihany no client, AZA manao
an`ireny fihetsika manambany mpiray-tanin-drazana ireny are tomopoko
fa tsy mety ireny. Jerenareo, raiso anie ny cas-ny Air-Mad, izao lasa mandeha corsair ny gasy
hanaovanareo azy!!!

Comment??? Vous vous en foutez?????? vraiemnt...on verra: CONTINUEZ A LIRE,
Vakio ny tohiny raha tsy mahatakatra:

Tsy maninona izany fa manambanihy ihany Gasy fa izao: Asa angamba raha takatr`i ny saina kely nareo ao @io orinasa
io fa ireo gasy ireo anie no mampiditra vola, izay andoavana ny
karamanareo mianakavy ao e? ary io vola io no andoavanareo
ecolage-njanakareo avy eo!!! Izany hoe tsotra ny point-ko. Tsisy
client ianareo, tsy maintsy ho licencier-na satria tsisy vola aza ny
orinasa ka...lasan`ny corsair daholo!!!

Eo izay fa hitanareo ve eny @ny fivarotana maro ireny ireo mpivarotra na caissere izay milelaka vazaha, miaharaba aotran`ireny kely atidoa ireny kanefa tsy fantany fa ireo vazaha ireo ihany no manambaka sy manalika gasy eto. Tsy hitany angamba ireny vazaha manome euros an`ny zazavavy eto ireny pour ...erahana mahafantatra, tsy hitany angamba ireny orinasa frantsay sy karana manambaka gasy @ny karama diso ambany ireny (firy euros fotsiny ny karama n`i akamaron`ny gasy any @ny orinasa vazaha eto?? tena amiko, fanandevozana, sy fanambaniana no sady fanalikana fotsiny ireny). Ka ianareo izay TSY MAHAY MANAJA GASY ireo, FANTARO FA IANAREO IHANY NO ANDEVOZINAREO ..sa ve ...tsy takatra ny loha kely indray izany??

Raha mbola tsy mihino ianareo, vakio aza ny tohiny:

Fantaro fa rehefa tsy miverina ny client (no ny adalanareo ihany), dia mazava ho
azy fa tsy hisy ny vola hiditra, dia tsy maintsy hisy fiatraikany any
@ asanareo izany, na tianareo, na tsy tianareo (Licenciement). Misy koa eo an-kilany client sasany mahavita manompa mihitsy (aotran`ny ahy, na ny reniko moa sy ilay tonton-nay izay mahavita miteny mahery ireo olona manao tsy rariny ary teto tana, sahiko no manambara fa efa betsaka no efa voateniko fa izaho dia tsy manaiky mora izany fa avaokako any ny ahy!!! TANT PIS rehefa maivan-doha mi-servir clients!!!) ka mety andatra anao izany raha sendra an`olona aotran`izany ianao.

Ka mahaiza mitandrina fa raha vaodaka ao ianareo, ianareo ihany no tsy
ahazaka, no sady tsisy hanina,no tsisy karama, no sady ataon`ny havana maty fosa (VOILA!!)...ka ampiasao ny atidoa raha mbola misy
fa aza manao fisainana vodin'omby aotran`ny fanano`ny gasy sasany
ireny!!!
Izaho aloha dia tsoriko fa betsaka izay ny toerana tsy noverenako
intsony no izay fisainana ambany ny gasy sasany izay, ary noresahiko
t@ havako ilay izy ka dia TENA MAZAVA ho azy fa very koa izany ireny
clients ireny. Ka...ry gasy sasany mpilelaka vazaha, ry gasy sasany mpanambany tanin-drazana, miheritrereta kely re tompoko ooo!! Fantatrareo ve fa mety ny zanakareo ihany no mety ho tangenan`ireny vazaha soir-be ireny pour 10 euros any aoriana any na ampiasany atao commercial dia payer-ny 2 millions par mois, avec 'salaire variable' en fonction de l`intensite des activites sur le canape. Izany ve dia mbola milelaka tay amin`ireo ihany ireo gasy sasany maivan-doha??

ampiasao ny atidoa raha mbola misy ao amin`ny lohanareo ao fa ny fihetsikareo sasany ireo dia misy consequences izay
mety tsy ho ampoizinareo...ka tandremo ihany sao renvoye(e) ka eo vao
tsy mahita ho atao intsony e no sady afabaraka ao @ fianakavianareo ao
(tsy ireo ve moa no andatsanareo sy hanenjika rehefa tsisy vola sy tsisy asa ianareo??
sa ve... diso indray aho.
Samia aza miheritreritra isika rehetra...:)
2. AndriambyII ( 30/01/2012 23:08)
Tsy hain-drawuix angah le miteny oe ndana mody any aminareo any ianareo ?
3. 7777777 ( 22/02/2012 04:33)
Tena miom-bon-kevitra aminao mihintsy aho,,
Fatina Vazaha tsisy Dikany reo no manandevo gasy eto,,
4. Charoumeni ( 20/05/2012 12:44)

Za d milaza aminareo reo ko fa aza matahotra vazaha zany raha mbola eto an-tanindrazana foana fa isika gasy manko manao anzay matahotra vazaha zay nefa ETO AMIN'NY TANINTSIKA MADAGASIKARA, nefa raha vo samy gasy d mifanalika(miala tsiny @ le teny fa zay no mahalaza azy). Ry zareo manko refa any @ taniny enao, asehony mitsy fa tsy misy irarahiany anao, fa isika miseho misolelaka @ vazaha ery refa mba misy vazaha tonga eto. Ka manĂ na hambo ry mpiray tanindrazana isany, aleo isika samy gasy no ndeha hifanampy. Tsy misy tokony atahorantsika an reo fa refa any aminy enao tsy matahotra anao izy ko nahoana tsika no tahotra azy. Aoka isika ho tonga saina.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6205