Eritreritra mandalo

prospera ( 15/12/2010 10:02)
hono hoa ! ianareo ve efa nisy nanafatra na nandefasan'olona entana avy any ivelany dia tonga soa aman-tsara ? izaho nandefasan'ny zokiko dico fa tsy taty amiko ilay izy efa ho iray volana izay.... tohiny
novalian'i bazylou ny 12/01/2011 18:36
ravonjison ( 18/11/2010 08:42)
Na dia eo aza ny fahasarotana mafy misy eo @ tanána, dia mahavelombolo sy mahavelom-panantenana kely ihany ny mahita vaovao toy itony.... "Remise de diplômes aux Médecins Malgaches à Bordeaux... tohiny
novalian'i prospera ny 15/12/2010 10:04
niaina ( 18/11/2010 07:40)
Taloha zaho dia mihevitra fa tsy hitaingina hafa tsy Air Mad fa raha hanomé vola ihany dia aleo homena ny an'ny tena, ary hiomehezan'ny namana. Niova hevitra ihany ny hiafarany fa leo tanteraka: Fiar... tohiny
soanja ( 13/11/2010 20:00)
Lasa eritreritra aho mandinika ny tontolo. Tontolo vaovao indray no iainako. Tsy haiko na ambanivohitra no misy ahy na an-tanan-dehibe. Feon'akoholahy maneno no mamoha ahy vao maraina. Somary renoka k... tohiny
novalian'i soanja ny 21/03/2011 12:10
vonynive ( 12/11/2010 06:07)
asa na efa nandalo teto ity zavatra 1 ity na tsia tsy voadikako @ teny malagasy fa miala tsiny mialoha aloha, nefa heveriko fa ho takatry ny maro ihany ny dikanteny. natao hampihomehy izy ity, natao h... tohiny
novalian'i milamm ny 05/03/2011 01:55
ledala ( 07/11/2010 00:33)
Araky ny hevitro, mianatra isika dia avy eo mitady asa, ary tena mitsikaraka tokoa moa zany, mandondona etsy sy eroa. Ny any ambanivohitra koa dia mamonjy renivohitra mba hitady asa, na tsy dia nianat... tohiny
novalian'i ledala 0 ny 22/06/2022 18:35
niryna ( 04/11/2010 15:53)
Tapaka ny tsinaiko raha naheno an'ity resaka ity aho.Ny lahy no tena imasoako eto an fa anjaran'ny vavy indray raha misy teny ka tiany resahina mikasika izany.Rehefa te ampiseo fitiavana hono ny lahy... tohiny
niryna ( 29/10/2010 15:48)
Asa ,mba lasa ny fisainako namaly ny namana tary ambadika tary.Tamin'isika mbola kely dia tsaroako fa ny vehivavy no toa mahay matetika rehefa oharina ny lahy(asa be lalao sy misetrasetra ary mety tsy... tohiny
novalian'i niryna ny 04/11/2010 15:45
AndriambyII ( 09/10/2010 14:28)
Milles patates !et dix milles ennuies . ... tohiny
Lejoba ( 07/10/2010 12:09)
sanatria ve tantara sisa ny vhv malefaka, mandefitra ets. mijery ny fiaraha-monina ankehitriny, indrindra aty @ firenena tandrefana, misetrasetra ny vehivavy. Lasa be dia be ny lesbiennes, tsy miafina... tohiny
novalian'i sylvaine ny 26/10/2010 07:00
niryna ( 04/10/2010 05:09)
Nisy fandaharana iray izay nojereko,sady dokotera ilay ramatoa no kristiana ihany koa ary nizara tao anatin'ireny atao anatin'ireo vehivavy manaraka fandaharana fivavahana ,mampianatra zavatra mety ah... tohiny
novalian'i niryna ny 29/10/2010 15:45
soanja ( 30/09/2010 15:59)
Arabaina daholo zany isika mianakavy fa indro fantatra ny mety ho fisian'ny havantsika any ambony tsy taka-maso any. tp://news.yahoo.com/s/ap/20100929/ap_on_sc/us_sci_new_earths Araka ny voalazan'ny ... tohiny
novalian'i RAR.DAGO ny 07/11/2010 06:21
lunahdemada ( 21/09/2010 08:03)
aiza ho aiza ny tena heriny fa toa tsy mba hasian ny sasany dikany akory izany!!! toa hoe tsy mahazo anjara amzay fanana niarahan izy mivady nihary akory hono fa dia ny mpandova no manjaka indrindra m... tohiny
Tokinao ( 15/09/2010 18:23)
manaona daholo ô. operateur inona kay ny (00261)30 xx xxx xx azafady? misaotra indrindra... tohiny
novalian'i Tokinao ny 16/09/2010 18:19
soanja ( 10/09/2010 03:15)
Araka ny voalazan'ity takelaka ity dia gisitra isika Malagasy na isika no farany kaidy indrindra amin'ny firenana rehetra amin'ny fahalalahan-tanana na charite ho an'ny hafa. Asa re dia nahoana loatra... tohiny
novalian'i milamm ny 27/09/2010 17:53
xxxy ( 06/08/2010 13:56)
Maninona tokoa moa raha vonoina daholo ireo miseho ho mafy be eto madagasikara dia 4mi no apetraka hitondra firenena dia hidina ny seranana rehetra ... tohiny
ndenn ( 31/07/2010 13:10)
http://fr.news.yahoo.com/68/20100729/tsc-un-astrode-pourrait-heurter-la-terre-04aaa9b.html... tohiny
rabaradaka ( 31/07/2010 06:34)
Misy sary azoko tamin'ny namana tany amin'ny région Sud-Est nampiseho ilay zavaboahary hafahafa ka misy lohany sy tànana nefa ny rambony trondro. Tsy haiko ny mampiditra ilay sary eto... tohiny
novalian'i Daarkani ny 25/09/2016 19:53
fhmr ( 26/07/2010 12:41)
Tena manana ny maha izy aza ny firenentsika, betsaka ny zavatra tsara ananan'ny tanindrazantsika, betsaka koa ny manam-pahaizana sy ny nahita fianarana... Marina koa anefa fa misy ny fahantrana. Tsy t... tohiny
novalian'i soanja ny 10/08/2010 16:40
sylvain ( 15/07/2010 18:37)
fandaharany tao @ M6, tombontsoa lehibe ho azy reo lé fianarana fa ny zavatra tena nahasosotra d ny zavatra nataony i NIRINA, tsy hita ny nalehany léry teo @ tapatapaky ny fianarana nataony tany LYO... tohiny
novalian'i soanja ny 23/07/2010 15:17
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.0773