Mahavelombolo kely ihany ny toy itony !!!

1. ravonjison ( 18/11/2010 08:42)
Na dia eo aza ny fahasarotana mafy misy eo @ tanána, dia mahavelombolo sy mahavelom-panantenana kely ihany ny mahita vaovao toy itony....

"Remise de diplômes aux Médecins Malgaches à Bordeaux "

Après une année de stage pratique au sein de plusieurs services hospitaliers publics français, la remise des Attestations de Formation Spécialisée (AFS) et les Attestations de Formation Spécialisée Approfondies (AFSA) aux médecins spécialistes étrangers, s'était déroulée à l'Université Bordeaux Victor Segalen sous la présidence du Professeur Manuel Tunon de Lara.

Dans leurs discours, les Chefs de Clinique et les Chefs de Services Hospitaliers ont beaucoup apprécié le professionnalisme de nos compatriotes et comptent sur ces derniers pour contribuer activement à l'amélioration des soins à Madagascar et à la formation des futurs internes.

Notons que pour cette session 2009-2010, ils étaient 28 médecins spécialistes Malgaches et 10 en 2010-2011 dans la nouvelle réglementation à savoir le Diplôme de Formation Médicale Spécialisée (DFMS) et le Diplôme de Formation Médicale Spécialisée Approfondie (DFMSA).

A l'issue de cette formation, tous ces professionnels de santé rentreront au pays pour exercer leur métier au service du peuple malgache et des établissements hospitaliers de la Grande ÃŽle.

par C. Madagascar Bordeaux
novalian'i prospera ny 15/12/2010 10:04
2. sylvaine ( 18/11/2010 12:16)
Félicitation à tous
3. ndenn ( 18/11/2010 19:17)
Mankahery ny zandry nahavita fianarana izahay é !
4. vonynive ( 23/11/2010 08:30)
miarahaba antsika,
dia miandry anareo zany zahay aty Dago aty e
enga anie ka mba hiasa tsara nareo fa tsy higrevy lava zao....fa dia ny aina ange no antananareo e
5. sylvaine ( 26/11/2010 10:53)

vonynive:

miarahaba antsika,
dia miandry anareo zany zahay aty Dago aty e
enga anie ka mba hiasa tsara nareo fa tsy higrevy lava zao....fa dia ny aina ange no antananareo e

Inona no mahatonga anao hiteny hoe ny aina no antananareo??
6. vonynive ( 26/11/2010 12:20)

sylvaine:

vonynive:

miarahaba antsika,
dia miandry anareo zany zahay aty Dago aty e
enga anie ka mba hiasa tsara nareo fa tsy higrevy lava zao....fa dia ny aina ange no antananareo e

Inona no mahatonga anao hiteny hoe ny aina no antananareo??

miala tsiny ny tiako holazaina dia natao hamonjy sy hamelona aina ny dokotera nefa dia mampalahelo fa dia jeren-dry zareo fotsiny ny marary rehefa migrevy ryzareo na rehefa tsisy vola ianao dia tsisy mijery akory ry zareo.
7. sylvaine ( 26/11/2010 12:33)

Za kay no tsy nahazo tsara fa kay moa resaka dokotera izy ity,miala tsiny eh
8. vonynive ( 30/11/2010 08:25)
be ny manana traikefa raha eto Mkara, maro ireo manana diplôma fa tena ilaina ve ireny?
Voalohany tokony hojerena dia ny mentalitén'ny tsirairy.
9. prospera ( 15/12/2010 10:04)
matoa izy nahazo diplôma dia efa nandalo psychologuelink text
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1969