Eritreritra mandalo

Tanora ( 24/04/2010 16:02)
manao ahoana daholo isika, hay ve ka tena marina fa mijaly ny vehivavy malagasy miasa any liban,efa ela mantsy no nidy dinika teto nilaza fa tsy marina ny filazana ny fampahoriana ny vehivavy miasa an... suite
répondu par soanja le 12/05/2010 02:55
niryna ( 18/04/2010 18:57)
Mandinika ny zavatra ananan'ny ankizy ankehitriny aho dia gaga mihitsy fa toa tsy mbola faly ihany ny ankizy.Ny anay fahiny ,ahitra kely dia mahavariana Inona ny kilalao fahazaza nataonareo... suite
répondu par sandrify le 27/05/2010 13:56
niryna ( 07/04/2010 03:09)
Mba nahavariana ahy ity fandaharana iray ity.Ny elefanta vavy dia mitondra vohoka eo @ 24 volana.Ary rehefa teraka dia samy mitaiza sy miambina iny zanaka elefanta iny avokoa ny rainy,ny reniny ,ny ... suite
répondu par niryna le 17/05/2010 19:16
xxx ( 02/04/2010 10:53)
hono a ry réolona misy soratra vé ao aminy baiboly hoe tsy mahazo manao firaisana raha tsy efa manambady? dia misaotra dia ny mialoa ... suite
répondu par xxx le 19/04/2010 10:08
niryna ( 01/04/2010 04:00)
Misy toerana nametrahana be antitra iray izay.Namboarindry zareo tsara be ilay izy mba ho tamana ireo antitra.Taty aoriana dia nasiany alika sy saka koa fa ireny moa dia manampy ny olona izay mahat... suite
répondu par niryna le 07/04/2010 02:55
bobimarolahy ( 23/03/2010 20:11)
maninona ny hira ankehitriny no tsy mahari-daza? misy milaza fa feno tenim-boto nefa raha mandinika aho dia misy hira koa taloha ary mbola be mpitady ankehitriny no misy tenim-boto ohatra LOLO sy ny ... suite
répondu par milamm le 12/04/2010 16:22
roxanaha ( 18/03/2010 12:06)
Mba misy afaka manazava ve zay mahalala hoe fanaovana inona zany? dia ôtrany ahôna ny pôziny? sns.....Inona ny soa azo avy aminy? Nahita annonce za t@ site hafa zay dia hoe mivarotra atodin'omby... suite
répondu par Legagneur le 16/04/2015 14:59
cowgirl ( 12/03/2010 13:04)
[img]http://photos-b.ak.fbcdn.net/hphotos-ak-ash1/hs423.ash1/23461_1388736839364_1260378407_31140260_7217864_n.jpg[/img]... suite
répondu par Lejoba le 23/03/2010 12:55
xxx ( 07/03/2010 19:58)
Hi hi hi, nahalasa saina ahy foana izao hoe ... Ahoana ary raha tonga fotoana ny vehivavy amin'ny mariaziny ? Azo asiana kajikajy kely hoe tsy ho tonga amin'io ... Fa na izany aza firy volana aty aloh... suite
répondu par ikaretsaka le 13/03/2010 04:22
saho ( 05/03/2010 18:08)
Sendra mba nandinika za hoe ahoana no fomba mahazatra ny fifandraisan'ny namana eto, ao misy mitady namana tsotra, ao ny mitady date, ao ny mifandray @ lalidalina kokoa Dia ahoana ny fiafaran'ireo ... suite
répondu par sipagasy le 09/03/2010 20:47
xxx ( 21/02/2010 12:27)
Dia tena misy karazan'olombelona faly sy mibitaka ary tsy menatra mihitsy mirehareha @ toetra ratsy fa tena mahagaga an! :roll: ... suite
répondu par xxx le 22/02/2010 21:15
soanja ( 09/02/2010 01:29)
Mba lasa ny saiko fa mihamiova tokoa ny kolontsainantsika ao Mada- indrindra ao Iarivo ao, nefa asa anefa, ny tena moa tsy mipetraka ao fa mba te hahalala misimisy ho antsika monina ao aho, satria ni... suite
répondu par soanja le 03/03/2010 03:33
niryna ( 28/01/2010 05:16)
Misy olona nametaveta ankizy maro ireny ka rehefa mivoaka any am-ponja izy dia atao fantatry ny mponina eo aminy sy ao anaty website fa mila mtandrina avokoa ny manodidina amin'io lehilahy io na io ve... suite
répondu par diamondra27 le 01/02/2010 08:30
roxanaha ( 22/01/2010 07:36)
Manahôna daholo Saika mba hanontany hoe azo antoka ve ny mandray vola alefan'olona @ alalan'ny moneybookers? tsy misy resaka arnaque? Mba mila torohevitra avy @ zay efa nampiasa na mahafantatra t... suite
répondu par Mirananirina le 28/01/2010 12:41
sitlo ( 22/01/2010 03:41)
Resaka henoko matetika tany Madagasikara ireto fa any ihany no misy rotra. Nefa tandroany aho sendra tafaresaka tamin'izay karana izay, dia any India hono feno. [color=red]Jamun[/color] no fiantsoany ... suite
répondu par Papoose le 28/01/2010 19:36
soanja ( 18/01/2010 15:37)
Ho an'izay liana amin'ny tantara. Indro misy sambo iray nomena anarana hoe Madagascar mba hampatsiahy ilay sambo nitondra andevo be dia be tokoa niainga avy any Afrika ka niampita taty andafin'ny riak... suite
répondu par milamm le 31/01/2010 15:46
08051972 ( 06/01/2010 12:52)
Miarahaba antsika mpisera rehetra f'indrindra ny mpiandraikitra izay namorona inty serasera inty! Samy ho tahian'Andriamanitra ka ho ambininjava-nanasatra daholo e! Araky ny lohateny napetrako ery am... suite
répondu par soanja le 20/01/2010 23:17
xxx ( 31/12/2009 15:15)
[img]http://www.linternaute.com/cartes/externe/js/carte/939405-1894755123-445.norevue.js[/img]... suite
répondu par kotobekibo le 08/01/2010 23:02
joharyjohary ( 23/12/2009 08:27)
[quote]www.sakakely.tk[/quote] mazotoa tompoko... suite
xxx ( 20/12/2009 22:53)
Mikasika ny ompa sy ny teny maharary no tiana hasian- teny .Ahoana moa no hilazana fa izao sy izao dia teny ratsy nefa dia heno eraky ny vaza-mototra ireo tenin-jatovo sokajiana ho mpihoam-pefy mpandÃ... suite
répondu par falyfenosoa le 04/02/2010 10:43
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.8158