Eritreritra mandalo

ni81 ( 05/08/2009 16:31)
Efa resahina foana ny rafozana sy ny vinanto ka dia aleo mba ny vadin'ny mpirahalahy indray no ho dinihan-tsika eto. Misy dia tena mahafinaritra tokoa ny mahita ny vadin'ny mpirahalahy, mahay mifan... tohiny
ari.malala ( 29/07/2009 08:25)
Manahoana daholo indray :) Rehefa manao entretien, d misy fotoana miteny ny mpampanao entretien hoe misy fanontaniana tianao apetraka ve? Ny tiako fantarina dia hoe tena obligatoire sa nécessaire ... tohiny
endrika01 ( 27/07/2009 09:11)
Hotry ny mahakamo be,ny mihaino ireo olona mitantara we manangatra i ranona,misy matotoa ao aminio trano io,na toerana io,nareo ve mba mahatoky anireny? Efa nisy nahita maso kou ve?... tohiny
niryna ( 25/07/2009 17:28)
Resaka nofy ity tantaraiko ity ka asa hianao raha mahamtsapa fa afaka misidina izany isika ao anatin'ny nofy , fa izao koa no mba zavatra tsampako rehefa manofy aho fa tena mahavita zavatra betsaka i... tohiny
novalian'i dolo1 ny 18/12/2009 11:12
xxx ( 25/07/2009 05:55)
Tsy hanihany ty a. Aza memehezana ahy! :lol: Ho an\'ny mpahay dikan\'ny nofy, sao mba misy mahalala hoe fa maninona aho manofy mihintsana nify matetika?? Mihabanga foana ny tiko lazaina anio manofy... tohiny
novalian'i niryna ny 01/08/2009 14:01
endrika01 ( 20/07/2009 16:55)
Tsy haiko hoe,tokony hoany aminy dinika [b]Fiaraha-monina[/b] sa [b] Politika[/b] no nametrahako ity resaka tsy haiko novaliana ity,fa indro arosoko eto mba iadian-kevitra.[b] tafaresaka tamina-namana... tohiny
novalian'i endrika01 ny 01/08/2009 07:07
endrika01 ( 20/07/2009 16:50)
Tsy haiko hoe,tokony hoany aminy dinika [b]Fiaraha-monina[/b] sa [b] Politika[/b] no nametrahako ity resaka tsy haiko novaliana ity,fa indro arosoko eto mba iadian-kevitra.[b] tafaresaka tamina-namana... tohiny
novalian'i xxx ny 24/10/2009 20:39
rakapy ( 19/07/2009 15:24)
Raha naniry sy niady fa "Ny ranomasina no vala-parihiko" i Andriananampoinimerina tamin'ny fahavelony 1787-1810 dia fantatra araka ny tantara fa ireo Sakalava dia efa nandeha nitady toerana hafa an-da... tohiny
novalian'i soanja ny 06/08/2009 22:33
ni81 ( 15/07/2009 06:03)
Ny hanambadian-kiterahana hoy ny ohabolan-tsika ([b]miala tsiny ary aoka tsy halahelo ireo manambady nefa tsy manan-janaka an!)[/b] :-* Ny ankabeazan'ny olona dia tia hanana zanaka, ary dia misy koa... tohiny
Papoose ( 14/07/2009 17:01)
Mahavariana ahy mihitsy ny mahatonga ny vazaha (indrindra fa vehivavy)hatahotra bibikely (vitsika, moka, sns) ....reny moa dia mampikikiaka koa!... tohiny
endrika01 ( 13/07/2009 10:49)
Raha manonofy mahita voninkazo hono ka loko fotsy de hoe deception,raha maro loko ndray dia vola hiditra. [b]Fa ity anah ity zany tena mba hafa,dia tiako hozaraina aminareo.Teto zany zah tsy vitany ny... tohiny
novalian'i endrika01 ny 06/08/2009 20:49
Bazily ( 09/07/2009 05:13)
:-D :-D :-D :-D :-D Misy andy efa hivika ao =)) =)) =)) Tena tsy ilery @ mahalery azy intsony no ao fa tena efa kofa tratran'ny déviation =)) ^:^ ^:^ Ilazao ihany zahay rehefa handeha lav... tohiny
novalian'i endrika01 ny 12/07/2009 15:53
sitlo ( 08/07/2009 05:47)
Ahoana kay no manao an'ireny feo tsy mivoaka tsara amin'ny reggae ireny. Misy accord tsara ilay izy fa ohatra ny mikasoaka fotsiny ny fanenony fa tsy tena heno be. Ilay "stir it up" an'i Bob Marley i... tohiny
gabidemony ( 07/07/2009 13:14)
N'aizanaiza alehanao de tsy maintsy mila VOLA Mampamono tena olona VOLA Mampitsiry fanahy ratsy ny olona VOLA Mampiadana olona VOLA ... HATRAIZA NY LANJAN'NY VOLA ? ary INONA MARINA IO VOLA I... tohiny
novalian'i Ratoa ny 16/08/2009 11:14
xxx ( 03/07/2009 23:44)
Misy mpiara miasa amiko zay any am-pesana. Matetika izy io tena manirikiry ahy ny zavatra ataony nefa ndraindray mba azo leferina ihany no ataony. Efa elaela ihany anefa zay de nanofy azy foana za,... tohiny
novalian'i sakamalao ny 31/10/2009 00:42
booboo ( 01/07/2009 09:49)
Hono ho'aho, inona no fomba² na fihetsika na fiteny fataonao ka lasa fahazarana isaka izay mihetsika - mandeha ho azy - ? Eritreritra sendra nandalo io teo am-pahitana olona mi-tél dia tsy taf... tohiny
novalian'i Lejoba ny 08/08/2009 12:18
ni81 ( 29/06/2009 16:00)
Misy namako izay dia tena matahotra voalavo, ary izay rehetra mitovitovy amin'ny voalavo dia atahorany. Eny fa na dia sary aza fotsiny aza no hitany dia tena tsy zakany mihitsy hoy izy. ... tohiny
mmmhh ( 29/06/2009 13:43)
"Tsy Tsara ny manolotra Ranomanitra atao cadeau " hoy ilay namako Anniversaire n'ilay olon-tiako atsy ho atsy dia nividy Ranomanitra za hatao cadeau ho azy, dia nitenenin'ilay namako zah we tsy tsar... tohiny
taxman ( 27/06/2009 12:03)
tena nisaona hatramin'ny fetim-pirenena malagasy fa maty i Michael jackson lay mpanjakan'ny pop rock ; :oops: :cry: ... tohiny
ni81 ( 25/06/2009 06:54)
Saika efa mahafantatra ity atao hoe ordinatera sy internet angamba izao ny ankabeazan'ny olona. Eny fa na dia hatr@ ankizikely 2 taona aza dia efa mikitikitika sahady. Ny zanaky ny namana iray zay aza... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1121