Eritreritra mandalo

endrika01 ( 20/06/2009 18:09)
Ny anarana village lava indrindra hono de ity [b] Taumatawhakatangihangakoauotamateaturipukakapikimaumgahoronakupokaiwhenuakitanataku[/b] any Nouvelle-Zelande.Misy namana serasera mipetraka any ve? :P... suite
répondu par endrika01 le 01/07/2009 10:43
niryna ( 17/06/2009 21:04)
Ny vaovao androany dia lehilahy iray nanao solovolo,akanjombavy no niseho teo amin'ny toerana iray izay ankana vola,rehefa nandeha ny resaka dia nasain'ity toerana ity ilay zanany itondra ny reniny h... suite
répondu par niryna le 27/06/2009 18:27
soanja ( 16/06/2009 14:24)
misy resaka hafa ao ambadika sa tsia? Nentiko tany amin'ireny mpanotra sinoa (oil massage- acupuncture) malaza mahay sns.. ireny ny vadiko satria tsy nahavita nanotra azy aho fa mba tiako hiova tan... suite
répondu par ikaretsaka le 25/06/2009 00:07
ni81 ( 15/06/2009 20:14)
Mba lasa ny saiko mandinika ny olona manao toy izao: Ilay olona voalohany dia tsy mety miala @ karazana fiara vita japoney, modely efa tranainy, ary na handehanany any @ 600km aza no ahazoany io kara... suite
répondu par ikaretsaka le 25/06/2009 00:12
niryna ( 10/06/2009 19:19)
Nisy zavatra nitranga toa izao tamin'ity herinandro ity.Nisy olona andeha angalatra ny fiaran'ity rangahy iray ka niantso vonjy izy.Mariako aloha fa polisy mainty hoditra ity rangahy niantso vonjy ity... suite
répondu par niryna le 18/06/2009 18:51
LibrePenseur ( 08/06/2009 14:24)
Ity misy fomba iray tena mahomby, maimaimpoana ny fisoratana anarana, tsy mila diplaoma, tsy mila traik'efa, ianao ihany no patron-nao ary ianao ihany no mametra ny ora tianao hiasana amin'ny internet... suite
répondu par LibrePenseur le 13/06/2009 09:53
ari.malala ( 05/06/2009 12:38)
Mba sendra nitsidika blog n'olona aho androany, fa tena variana mintsy aho hoe aiza daolo no ahitan-dry zareo an'ireny inspirations rehetra anoratana ireny? ny ahy ny sary no tena mameno ao fa tsy mis... suite
répondu par ni81 le 05/06/2009 17:19
xxx ( 04/06/2009 10:41)
slt daholo, Halafosandraha..; Eritreritra sendra mandalo, Marina ts hahavitana trano any dago ny vidin'ity, [img]http://www.cdiscount.com/pret-a-porter/vetements-enfant-ado/diesel-polo-garcon-toli... suite
répondu par rova30 le 08/06/2009 04:30
soanja ( 04/06/2009 06:04)
Nisy tokoa izany fotoana izany. Tadidiko ny ahy fa nangovitra hatrany amin'ny fara-tsainaibe. Ho azo ve ilay izy sa tsia? Ny ahy moa izany tamin'izay tonga dia hoe "TSY EKENA!" no azoko fa nivarahonts... suite
répondu par soanja le 11/06/2009 23:35
niryna ( 04/06/2009 01:38)
Indraindray dia mitady hira ny tena ka sarotsarotra ihany vao mahazo.Ity ary misy site iray sao mba mahasoa anao .Minoa aho fa tafiditra ao avokoa izay mpihira tadiavinao . http://www.afromix.org... suite
répondu par niryna le 10/06/2009 18:52
niryna ( 04/06/2009 01:06)
Noentin'ity sipany nandositra ity zazakely ary dia nitady azy nandritra ny roambin'ny folo taona ny reniny.Nataony daholo izay fomba rehetra mba ahitany ilay zanany ary dia faly ery izy fa hoe ahita n... suite
répondu par niryna le 18/06/2009 18:35
sakaymena ( 02/06/2009 20:25)
TONOTONO,KALOKALO, HIRAHIRA ,SIOSIOKA SY NY SARY NDRAY MIPIKA LAY ZOMA MANIFIKA NY R... suite
répondu par kotobekibo le 03/06/2009 19:57
xxx ( 29/05/2009 06:30)
Aza mba dondrona mampiasa CV fôsika ihany fa tratra eny foana rehefa tena hiasa. Ity misy tranga anakiray efa elaela tokony ho 4taona lasa izay: Nitady assistante ny debanay tzay andro izay, lery mo... suite
répondu par xxx le 11/06/2009 18:59
Noue ( 28/05/2009 20:16)
Mpirahalahy matin'ny kabaro dia Zava-doza no nahazo an'ity fianakaviana iray teny amin'iny faritr'Iavoloha iny, ny alatsinainy teo. Zanany roalahy kely tsy narofy, tsy naninona teo no narary tampok... suite
répondu par mmmhh le 05/06/2009 07:05
ari.malala ( 28/05/2009 13:34)
http://www.moov.mg/insolite.php?articleId=502671 [quote]Une fillette "élevée" par des chiens et des chats découverte en Sibérie (27-05-2009) - Des agents de la protection de l'enfance ont déc... suite
répondu par mmmhh le 06/06/2009 08:31
ari.malala ( 27/05/2009 10:51)
Miarahaba indray, Mba mahavariana ahy hoa e, maninona no refa manoratra de lasa zatra manafohy teny ohatran'ny any @ sms ny ankamaroan'ny olona? Nefa anie eto @ internet tsy misy limite de caractè... suite
répondu par ni81 le 08/06/2009 14:11
saranga ( 26/05/2009 07:57)
Ity ilay fanontaniana : fa naninona raha nosamborina i Andry TGV raha vao nanomboka io fanonganam-panjakana nataony io ? Jereo ange ny fomba nisamboran'ny miaramila an'i Manandafy, dia naninona no tsy... suite
répondu par Mirananirina le 28/05/2009 11:41
ni81 ( 26/05/2009 07:31)
Maro no tia sy mampitovy vidin-javatra isika vao mividy, ary maro koa ny mijery fotsiny ilay hoe "marque" fa tsy mikajy na dia tsy dia mankaiza loatra aza ny fidiran'ny saosy dia aleo anaovana mba ho... suite
répondu par vale le 05/06/2009 21:36
fatritra ( 21/05/2009 09:29)
Salu doly, mba mila fanampiana arak'hevitra e. Aiza no toerana tokony antoniko fa mila ny mombamomba olona iray, mpampianatra izy io ary fantatro ny anarany.Sa na mandeha amin'ireny birao ny resaka fa... suite
répondu par Mirananirina le 28/05/2009 11:46
niryna ( 15/05/2009 11:06)
Jereo raha mba mey mahasoa anao ity.Misy efatra no fomba ahatongavana amin'ny tanjona iray na zaatra tiana atao na noeritreretina atao: ny voalohany dia rafitra atao amin'izany tanjona tiana atao i... suite
répondu par Mirananirina le 21/05/2009 10:26
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0707