Inona no filaza ireo toetra roa ireo?
1. ni81
(
15/06/2009 20:14)
Mba lasa ny saiko mandinika ny olona manao toy izao:
Ilay olona voalohany dia tsy mety miala @ karazana fiara vita japoney, modely efa tranainy, ary na handehanany any @ 600km aza no ahazoany io karazany io dia nataony.
Ilay olona faharoa dia tsy mety mihitsy koa raha tsy karazana fiara vita alemana, somary modely vaovao kosa fa sady lafolafo ihany, ary dia aleony tsy manana mihitsy toy izay hividy karazany hafa.
Ka ny fanontaniako dia izao: karazan'olona manana toetra ahoana ireo olona anankiroa ireo? :) misaotra o!

novalian'i ikaretsaka ny 25/06/2009 00:12
3. Papoose
(
15/06/2009 20:52)
manana preference fotsiny amiko angamba fa tsy dia voatery hanana refelection @ na toetra! satsia tsy de hitako loatra ny hitenenana azy hoe capricieux!
4. ni81
(
15/06/2009 21:31)
Tsy zany ve no hoe sarotiny? Hoe tsy maintsy ity na ity?Asa?
manana preference fotsiny amiko angambaizany ve? Aleony ange tsy misy raha vao tsy ireo e! nefa betsaka ny fiara no tsara sy mafy ary matanjaka...
5. Koditra
(
15/06/2009 22:02)
Asa ry Ni81 raha misy ifandraisan'ny @reo karazan'olona lazainao ireo fa zà mafantatr'olona tsy mividy raha tsy fiara marika Peugeot tranainy, ny Peugeot hono mora itadiavana pièce no sady mora kokoa ny vidiny, mora ahitàna pièces na dia tsy d'origine aza. Ny Ford sy ny BMW na Fiat ny ohatra mety ho tsy maintsy pièces d'origine ka tsy maintsy any @ représentant vao ahitàna no sady lafo, ny Renault mety mora ahitàna sy mora pièces ihany koa fa saingy mora mi-chauffe sy tsy mahatanty choc refa tratran'ny embouteillage eny @ fiakarana. Mino a fa mety ho antony otraotran'izany no mety maharesy lahatra azy fa isika no mety tsy mahatakatra. Asa alou?
Fa misy koa ilay fisainana hoe zà frantsay dia tsy maintsy marika frantsay ny fiarako. (Tsy zà io fa zà gasy petaka an).
Fa misy koa ilay fisainana hoe zà frantsay dia tsy maintsy marika frantsay ny fiarako. (Tsy zà io fa zà gasy petaka an).
6. vale
(
15/06/2009 23:03)
lol, tahaka an'i dadanay koa izany oul izany à le oe tsy mividy raha tsy peugeot,lol , ary tena c pour les mm raison a, sady matanjaka hono no tsy sarotra ahitàna pièces,lol!
7. ikaretsaka
(
15/06/2009 23:14)
Toa bedebe ny olona manao an izany fa tsy resaka tomobil ihany fa zavatra maro samihafa...
( za zao tsy mi bass raha tsy fender sy warwick :-) de tsy mi boule raha vao tsy obut)
( za zao tsy mi bass raha tsy fender sy warwick :-) de tsy mi boule raha vao tsy obut)
8. tess
(
16/06/2009 05:23)
ny ahy manokana aky ry ni81 avec voiture japs tsy nanana blem mitsy na indray mande aza ka na hividy aho na vaovao na tranainy dia voaistona am voiture japs ihany satria afaka mahatoky ny fiara vita japs aho izany.....
mety otrzay ilay antony.... ny reanault par contre tsy hatokisako satria zé oul manana an'io manana blem dool de tsy izaho mitsy no hividy renault na vavao na tranainy....
ny hoe indray hoe efa fiara modely tranainy anefa mbola mahavita sahy mi roule hatram 600km ihany ilay olona, dia atokisany ny fiara, atokisany fa tsy hanana blem izy, :wink:

9. tess
(
16/06/2009 05:26)
Ka ny fanontaniako dia izao: karazan'olona manana toetra ahoana ireo olona anankiroa ireo? misaotra o
mitovy ny angamba ny toetrany lay olona roa fa ny choix-ny no tsy itovizana satria ny iray tia fiara tranainy sady marika japs foana ny iray tia fiara vaovao sady fiara allemand foana, ny toetra iraisana dia samy fidely am marika mahazàtra azy :-P
10. tess
(
16/06/2009 05:32)
eo amin'ilay hoe fifidianana fiara modely tranainy sy fividianana fiara vavao dia mety ny fahafaha-mividy no mahatonga izany,
11. xxx
(
16/06/2009 06:32)
arakaraky ny olona mijery
- Fidèle
- Tétus na borné
Ny tena tsotra dia izao : IZAY NO TIANY :-)
- Fidèle
- Tétus na borné
Ny tena tsotra dia izao : IZAY NO TIANY :-)
12. ni81
(
16/06/2009 07:19)
eo amin'ilay hoe fifidianana fiara modely tranainy sy fividianana fiara vavao dia mety ny fahafaha-mividy no mahatonga izany,ilay olona mihitsy no tia ilay fiara tranainy ka! Mba afaka mividy vaovao mihitsy izy raha toa ka... fa dia matin'ny ilay hoe tranainy :lol:
arakaraky ny olona mijeryilay tétu mihitsy no eritreritro t@ izy ireo :lol: fa tsy azo hiadian-kevitra koa fa IZAY NO TIANY
- Fidèle
- Tétus na borné
Ny tena tsotra dia izao : IZAY NO TIANY
13. xxx
(
16/06/2009 08:31)
ni81:
[ilay tétu mihitsy no eritreritro t@ izy ireo :lol: fa tsy azo hiadian-kevitra koa fa IZAY NO TIANY
tsy izay no tiako hahatongavana teo an, fa ilay olona mijery ihany no mahita azy tétus fa ny marina dia izay no safidiny sy tiany, dia tsy anjarantsika ny mitsara azy
Je dirai plutôt hoe fidèle izy, on ne change pas une équipe qui gagne ny principe-ny
14. ikaretsaka
(
16/06/2009 10:53)
De misy koa le mifoka sigara ireny izao de tsy mifoka raha tsy melia ohatra...nefa sigara bobaka ..de na any andafy aza izy de efa resega ana melia firy paquet ao anaty armoire ao
15. vale
(
16/06/2009 11:59)
hihihihi, za indray tsy mba fidely loatra @ fividianan-javatra na resaka ranomanitra io na resaka zavtr'hafa.. ny resaka fividianana sakafo ihany angaha no sarotiny aho raha tsy ilay marque fividiko fa ankotr'izay....:-D
17. ikaretsaka
(
16/06/2009 13:49)
izay mantsy.. misy ange na ny rano mangitsy sotroiny amin'ny tovangy aza fantenany e, ny provideur internet sns sns marobe
18. Papoose
(
16/06/2009 14:53)
ni81, otsan'ny krem tare ko io, aleo tsy manosotra raha tsy pandalao ohatra :lol: :-P
19. tess
(
16/06/2009 15:23)
Papoose:
ni81, otsan'ny krem tare ko io, aleo tsy manosotra raha tsy pandalao ohatra :lol: :-P
zay mitsy aza miala am mahazàtra
:-P