Inona no filaza ireo toetra roa ireo?

21. vale ( 16/06/2009 16:38)
[quote=Papoose]
ohatran'ny hiran'i samoela hoe tsy misotro raha tsy fresh! :-D
_______________________________________
hihihihi, ohtr'izany koa ny ahy taloha tam za tany Bira efa misy fividianako ramanonaka, sy mofogasy ary menakely fa raha vao tsy eo dia tsy lasako mintsy, tonga de fantatro oe tsy teo @ betantely ity no novidina :-D


22. tess ( 16/06/2009 17:08)
Papoose:

mahazatra sady @ le mety tsara! :wink:

ieuhhh! zay mitsy ! tsy misy atakaloko azy

:wink: :-D
23. Papoose ( 16/06/2009 17:24)
nareo miteny an'izany fa za zao eto tratra mihitsy, te hividy fipasohana volo vaovao za dia tsy te hiala @ le efa nahazatra taloha dia tsy te hividy raha tsy iny nefa eto akaiky eto tsy misy mpivarotra fa online ihany nefa midangana be ny vidiny agrrr! dia aleoko aloha miafiafy @ le orera keliko ao ihany mandra-panapako hvt!! :x
24. sitlo ( 17/06/2009 03:46)
:lol:
25. tess ( 17/06/2009 05:43)
papoose itovizana io
26. vale ( 17/06/2009 11:53)
sitlo: :-D :-D :-D :-D imezana indray le oul efa kivy! :-D :-D :^)
papoose: tairo @ risés any alou mandram-paha zo vaovao e,lol indry koa anie izany tena otran'i mamanay mintsy e, ny azy raha tsy ilay tadiaviny mintsy tsy hividy izy, hummmmm :wink:
27. vale ( 17/06/2009 11:54)
frisés aki fa diso a,hihi
28. Papoose ( 17/06/2009 14:57)
tonga de tsy mila ondana tsony za @ al raha vao avela frisena kle! :-D dia maraina ny andro lasa rectangle le izy :-D

fa miverina @ le resaka etsy ambony, tsara kosa anie ny fidele @ zvt hita fa mahasoa e! @ zay tsy lany vola sy fotoana mivezivezy! raha raisina @ lafiny hafa ndray, betsaka ny olona matahotra ny miova, toy ny hoe asa ohatra dia aleony iny ihany ka raha ohatra ka misy blem de efa hainy ny atao, otsizay koa le fiara, fa raha zvt tsa mbola hay, dia mahakamo sy mankahia ny sasany ny mbola hivaky loha hitady hoe ahon no atao @ ty zava-baovao itikatra!
29. tess ( 17/06/2009 16:37)
fa miverina @ le resaka etsy ambony, tsara kosa anie ny fidele @ zvt hita fa mahasoa e!

ka zay mantsy :-P
30. Papoose ( 17/06/2009 18:42)
torak'izany koa ny olona :-P
31. vale ( 17/06/2009 18:51)
kay zaza henjy :-P
32. vale ( 17/06/2009 18:52)
:-D :-D :-D
33. ni81 ( 17/06/2009 18:54)
torak'izany koa ny olona
:D
34. ikaretsaka ( 18/06/2009 18:13)
fa miverina @ le resaka etsy ambony, tsara kosa anie ny fidele @ zvt hita fa mahasoa e! @ zay tsy lany vola sy fotoana mivezivezy! raha raisina @ lafiny hafa ndray, betsaka ny olona matahotra ny miova, toy ny hoe asa ohatra dia aleony iny ihany ka raha ohatra ka misy blem de efa hainy ny atao, otsizay koa le fiara, fa raha zvt tsa mbola hay, dia mahakamo sy mankahia ny sasany ny mbola hivaky loha hitady hoe ahon no atao @ ty zava-baovao itikatra!

ny ahy aloha de zay e..
35. ni81 ( 18/06/2009 18:15)
ilaina mihitsy ny fidélité ka! :)
36. niryna ( 18/06/2009 18:57)
Koditra:

Asa ry Ni81 raha misy ifandraisan'ny @reo karazan'olona lazainao ireo fa zà mafantatr'olona tsy mividy raha tsy fiara marika Peugeot tranainy, ny Peugeot hono mora itadiavana pièce no sady mora kokoa ny vidiny, mora ahitàna pièces na dia tsy d'origine aza. Ny Ford sy ny BMW na Fiat ny ohatra mety ho tsy maintsy pièces d'origine ka tsy maintsy any @ représentant vao ahitàna no sady lafo, ny Renault mety mora ahitàna sy mora pièces ihany koa fa saingy mora mi-chauffe sy tsy mahatanty choc refa tratran'ny embouteillage eny @ fiakarana. Mino a fa mety ho antony otraotran'izany no mety maharesy lahatra azy fa isika no mety tsy mahatakatra. Asa alou?

Fa misy koa ilay fisainana hoe zà frantsay dia tsy maintsy marika frantsay ny fiarako. (Tsy zà io fa zà gasy petaka an).

mitovy hevitra amin'i koditra koa aho,mety izay mahametimety ny fiainany sy mahafinaritra azy no ataony.
MIsy koa olona tia mifaninana,misy izany hoe tonga ny fety fankalazana ny fahaleovantena ohatra,mividy tsipoapoaka daholo ny olona ,mandany vola be koa ilay fianakaviana kanefa milaza tsy manambola izy fa mangataka fanampiana amin'ny fanjakana.Izany hoe mitafa amin'ny mpanan-karena ka mita-kitay iditrano.Raha vao fifaninana no atao amin'ny fiainana dia voa be ny tena avy eo

:D :D ny tsara izay dia izay mahasoa, mahafaly ,tsy misy idiran-trosa kanefa miaina toy ny rehetra no tsara atao fa tsy mangalatahaka ny hafa,sa ahoana?
:D
37. ikaretsaka ( 25/06/2009 00:12)
Hors sujet le ramatoa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0775