Eritreritra mandalo
Belami
(
15/05/2009 10:45)
lasa somary nangina ny sehatra hafa ato @ serasera fa ao @ politika ao no tena misy teratsemboka mihitsy :-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i xxx ny 25/05/2009 12:06
niryna
(
12/05/2009 16:14)
Asa ihany izay mba tokony ataon'ireny hopitaly ireny fa dia maro no mifangaro ny zaza ,aiza ka taty aoriana vao niteny ilay ramatoa hoe tsy zakako intsony fa aleo ho teneniko fa efa niteny ihany ity o...
tohiny
novalian'i niryna ny 15/05/2009 10:51
Tazana
(
11/05/2009 12:51)
Misy manontany za satria hatramin'izay rehefa misy manontany dia milaza foana aho hoe Malagasy no fitenintsika ary koa Malagasy no anaran'ny mponina ao amintsika. Zao nefa ny vaovao milaza foana hoe m...
tohiny
novalian'i Zozoro ny 11/05/2009 15:15
sarxxx
(
10/05/2009 14:58)
izahay ato amin'ny fanondro dia mividy article na lahatsoratra milaza ny vaovao sy ny toe-draharaha avyany MAdagasikara.
Ityny adresy , fanondro@yahoo.fr
Manorata dia ho valiana sy omena info iana...
tohiny
benasy
(
09/05/2009 06:19)
Fantatro ise,
Mba hamotehana ny maha isika, dia fitaovana noheveriny hahomby nampisain’ny vazaha ny ribany sy foto-pisainany; nasesika teto amintsika.
Ka indro niodina nanaraka ny fomban-tany...
tohiny
novalian'i benasy ny 19/05/2009 08:05
soanja
(
08/05/2009 00:19)
Araka ny famakafakana ireo faminaniana isan-karazany izay efa nisy, indrindra ny zavatra nitranga izay hita tamin'ireo faminaniana ireo ka nitranga tokoa. Dia nilaza ny mpahita zavatra alohan'ny fotoa...
tohiny
novalian'i gasyjean ny 27/06/2009 22:20
ari.malala
(
07/05/2009 08:38)
Miala tsiny mialoha aho raha sanatria misy tohina. Ny fanontaniana tiako apetraka, somary endrika sondage iany raha ny marina, satria mila manao presentaion zay za d io no lohahevitra nosafidiako satr...
tohiny
novalian'i tywa68 ny 11/05/2009 06:09
mmmhh
(
06/05/2009 14:26)
Ohatra ny mba lasa kely ny saiko @ ireny fampiasana ny numero cachE ireny,
Tsy fantatro aloha ny anareo any an-dafy e, nefa hinoako fa mety mitovy @ aty Dago ihany, ...asa ...
Ny eritreritro Dia to...
tohiny
novalian'i mmmhh ny 12/05/2009 06:47
niryna
(
05/05/2009 17:09)
[b]Ny fomba fijery ny hafa :izay matetika dia tsy mijery ny hafa isika ka mety miteraka fifandirana izany na tsy fahafantarana ny marina na koa tonga dia mitsara avy hatrany na manao teny manindrona k...
tohiny
novalian'i sapele ny 08/05/2009 14:20
kally
(
04/05/2009 14:27)
Dia variana aho rehefa mba mandalondalo eto ka tsy aritro intsony ny farany.
Mifanasa vangy, dia mifandrangitra, dia mifanompa...no hitako rehefa resaka momba ny toe-draharaham-pirenena no mandeha et...
tohiny
novalian'i Papoose ny 05/05/2009 22:46
sitlo
(
03/05/2009 01:23)
Sao mia misy mahay mamadika Do Re Mi ho A B C D...
Ity hira ity no tiako atao amin'ny gitara. http://www.ien-lafertesousjouarre.ac-creteil.fr/spip/file/2scarabees.pdf...
tohiny
novalian'i imeva ny 07/05/2009 13:54
ni81
(
28/04/2009 14:10)
Tena mba lasa ny saiko nanao hoe: mba ahoana ary no niantombohan'ity SERASERA ity teto e? Iza sy iza avy ary no nanana eritreritra hamorona azy ity, dia taiza no nifankahitan'ireo mpiandraikitra isan-...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 04/05/2009 06:08
sitlo
(
25/04/2009 08:35)
Mba lasa ny saiko hoe iza avy kay ny site ahafahana mividy hira malagasy? Dia ahoana kay ny mivarotra an'ireny? Aiza ny tompon'ny hira no mandray ny valin-kasasarany? Sa OMDA fotsiny ve?...
tohiny
novalian'i sitlo ny 27/04/2009 05:10
soanja
(
22/04/2009 08:04)
Lasa ato ny eritreritro mandinika hoe olona tahaka ny ahoana marina no azo antsoina hoe [b]tsara fanahy sy marina[/b].
Nisy an'ity tantara marina ity zany nitranga. Nandritra ny nahaveloman'ilay r...
tohiny
novalian'i sapele ny 08/05/2009 14:36
Nanja
(
21/04/2009 14:21)
[b]VOUS ALLEZ DECOUVRIR AUJOURD’HUI QUE NOUS ETIONS VICTIME D’UNE CONSPIRATION A TRES GRANDE ECHELLE[/b]
Ity misy [b]THESE[/b] iray hanairana ny sain’ny rehetra mba handefa lavidav...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 21/04/2009 15:57
julianna
(
21/04/2009 10:46)
manaona dol o
ity misy eritreritra mandalo kely e, mba mila ny fijery sy ny hevintsika ary ny fahafantarantsika tsirairay : na ankizy na ray aman-dreny na mbola mpitovo.
inona amin'izao no tena ...
tohiny
novalian'i mmmhh ny 29/04/2009 08:38
simplex
(
18/04/2009 11:17)
:-* = :twisted:
:^) ...
tohiny
bazylou
(
17/04/2009 18:30)
L'île, petite et plane, à l'écart des routes de navigation n'est découverte qu'en 1722 par le navire français La Diane commandée par Monsieur de la Feuillée et baptisée « île des Sab...
tohiny
novalian'i mmmhh ny 18/04/2009 14:25
xxx
(
16/04/2009 06:54)
Mbola ho tafaverina @ laoniny ve ny fiaraha-monina malagasy sa dia efa simban'ny politika ?
Maro ny tsy mifanaraka intsony : mpiara-monina, mpiara-miasa, mpiara-mivavaka, eny fa na mpiray trano aza...
tohiny
novalian'i benasy ny 20/04/2009 10:09
xxx
(
15/04/2009 07:51)
Ketako no anarako. Niara-nipetraka t@ namana atao hoe Bozy aho t@ vao tonga teto Frantsa. Avy eo moa dia nifindra toerana ary eo @ 100km eo no elanelanay sy Bozy @ zao fotoana izao.
Manana namana a...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 15/04/2009 13:57