Eritreritra mandalo

soanja ( 23/02/2009 01:06)
Inona avy ny tianao atao alohan'ny hitrangan'izany??? Nofinofy?? sy ny hafa maro? Izy Atra nilaza taminao fa tsy handeha ianao hiala eto antany ny vola anananao tokoa amin'io? ... suite
répondu par belakely le 03/03/2009 01:33
niryna ( 22/02/2009 20:31)
Asa na mba ahoana ihany ity fiarafarana ity fa firifiry izao ny zaza no mahasahy mamono olona .Hevero kely anie e, zaza 11 taona dia nahavanona nitifitra ka nahafaty ity reninkeliny izay bevohoka val... suite
répondu par ikaretsaka le 26/02/2009 16:59
benasy ( 21/02/2009 06:28)
Izaho manome toky anareo, ary tsy misy ahiana ny amin’izany! Fa isika vahoaka eto, mifandramatra, mila hifamono mihitsy…… Ireo roalahy ireo, mody mitarika antsika amin’izao sy izaroa ! ... suite
répondu par benasy le 23/02/2009 10:15
xxx ( 19/02/2009 22:34)
Taorian'ny nandrombahan'ny ekipa Malagasy ny amboara eran-tany 1 teo amin'ny tsipy kanety be Dia arahabaina fa azontsika indray ny amboara eran-tany amin'ny fanongam-panjaka, satria dia in-6 nianto... suite
répondu par Mirananirina le 22/02/2009 16:39
xxx ( 16/02/2009 05:47)
Nandinika à oeil nu ny lanitra aho omaly hariva @ 07 ora 30 eo de nahita toy ny tain-kintana mandeha be in'efatra nisesy (samihafa an!) tao anatin'ny 15 minutes angamba ary même direction dhl. Tsy p... suite
répondu par soanja le 24/02/2009 00:49
xxx ( 14/02/2009 07:40)
[img]http://img244.imageshack.us/img244/9128/8310jesusprotegemoiaffikf7.jpg[/img]... suite
répondu par fanogasy le 03/03/2009 13:30
sitlo ( 13/02/2009 15:39)
Na aiza na aiza alehan\'i Madagasikara dia ao ambany vahoan\'i Lafrantsa foana izy. Hafa tsy ao Afrika angaha: ao amin\'ny ranomasina indianina, miseho izy amin\'ny anarana hoe [color=red]La Reunio... suite
répondu par soanja le 15/02/2009 22:42
Fihavanana ( 13/02/2009 10:18)
AMPY IZAY NY HERISETRA SY NY RA LATSAKA!!!! Signez la pétition pour la dialogue, Madagascar et son peuple souffre! www.petitiononline.com/mada2009/petition.html ... suite
répondu par Amboarako le 13/02/2009 12:06
sitraka1 ( 12/02/2009 09:55)
Salut, Fa ahoana kay ny fampiasana an'io logiciel io, ahafahana mahita ny toerana ipetrahana sy zay toerana tiana ho jerena eran'zao tontolo zao? Misaotra mialoha an'izay mamaly.... suite
répondu par colline le 13/02/2009 09:47
Noue ( 11/02/2009 15:42)
tena variana aho nahita an'ity ry zareo aa ! kay hita ao daholo ny (presque rehetra) avatar eto @ serasera eee http://images.google.fr/images?hl=fr&q=Noue%20serasera&um=1&ie=UTF-8&sa=N&tab=wi h... suite
répondu par ikaretsaka le 16/02/2009 00:05
krika ( 08/02/2009 18:33)
ry gasy mpiray tanindrazana mandiniha tena daholo vao manao zavatra sy tsinjovy ny tena sy ny ao afara... suite
andrea ( 06/02/2009 08:49)
mba vakio.. http://www.rue89.com/2009/02/05/madagascar-victime-de-ses-politiques-et-des-multinationales De mba mahaliana ny hevitrao... ... suite
répondu par naughtyboy le 17/02/2009 13:16
sitlo ( 05/02/2009 14:14)
Mba tsy tiako mihitsy io fiteny iray iiiooo. Ohatra ny hoe, satria ilay gasy mahantra dia raha vao misy zava-javatra kely dia lazaina fa izay mihitsy ilay mahavoa an'ilay gasy. Tsy mba misy mihitsy ... suite
répondu par sitlo le 13/02/2009 15:42
Samoana ( 01/02/2009 11:10)
Miparitaka mihintsy ny sarin'ireo oul namoy ny ainy sy kila tamin'ity korontana miseho ity. Mba sitrakareo ve raha aseho toy izao koa ianareo na ny havanareo rehefa maty?... suite
répondu par ikaretsaka le 05/02/2009 05:36
sitlo ( 01/02/2009 02:15)
Tiako fantarina hoe ahoana ny farim-pahaizany, ny firenena nalehany, ny asa efa nataony... misaotra mialoha :°) ... suite
répondu par sitlo le 13/02/2009 14:54
Belami ( 30/01/2009 22:34)
Amin'izao dia mandeha daholo ny tsikera rehetra toy ny hoe : 1) Tsy mitsinjo ny madinika Ra8 fa manao izay mampanakarena azy fotsiny, 2) Ampiasainy TGV ny vahoaka madinika hakana seza 3) Raha ny ... suite
répondu par Herimiafina le 01/02/2009 17:09
Noue ( 30/01/2009 21:19)
tena tsy mampatonga saina zany oe 18 ny isan 'ny zanaky ity mpivady ity eee! nefa dia tsy hijanona @ io fotsiny hono ry zareo. http://tf1.lci.fr/infos/jt/0,,4243921,00-etats-unis-18-enfants-et-ils-... suite
répondu par Noue le 01/02/2009 17:41
fanogasy ( 30/01/2009 11:12)
Mba misy mahalala ve hoe nahoana ny Tv Mbs omaly no namoaka fandaharana misy Logo n'ny TVM?Azon'ny antenne iray atao ve ny manao essai amin'ny televizionimpanjakana? misy mahalala ve fa tsy ny journa... suite
répondu par Herimiafina le 01/02/2009 17:16
nalison ( 30/01/2009 11:03)
Izaho vao vita herinandro ny fifidianana ben'ny tanana farany teo dia nahazo msge hoe "LATSAKA AO ANATY VOVO MAIMBO FOTAKA IARVO" ts nino aho satria nifidy TGV .NY hamotika an'IARIVO no tanjony hoy i... suite
répondu par gabidemony le 09/02/2009 11:51
xxx ( 29/01/2009 13:59)
Akory ! 1 euro = ? Fmg ou ? Ariary ? Misaotra mialoha. ... suite
répondu par ni81 le 30/01/2009 11:42
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1683