"Mahavoa an'ilay gasy"

1. sitlo
(
05/02/2009 14:14)
Mba tsy tiako mihitsy io fiteny iray iiiooo.
Ohatra ny hoe, satria ilay gasy mahantra dia raha vao misy zava-javatra kely dia lazaina fa izay mihitsy ilay mahavoa an'ilay gasy.
Tsy mba misy mihitsy hoe: izay ilay mahavoa an'ilay vazaha.
Sorena aho an :twisted:

novalian'i sitlo ny 13/02/2009 15:42

2. ikaretsaka
(
05/02/2009 16:16)
ho'zy ilay prof nay tao @ semigany izay... (mitahia izy fa lasanko razana)
'Zay no mahavoa anareo gasy kely ireo.... tsy mba gasy be ohatranay

3. sitlo
(
05/02/2009 16:27)
Izany kosa aloha no tena pira k'ile aza.
Fa misy ny loko tsy mety hifangaro, misy harena tsy ihavanana...

4. ravonjison
(
05/02/2009 17:28)
Fiteny any dago izany ka mahazatra any , fa ny atý eoropa koa manao izany , ohatra hoe: izany no mahavoa ny polonais, na ny tchéque, fa saingy atý ihany no ahenoana azy.

7. Papoose
(
05/02/2009 23:44)
dia tena mbola areti-mandoza gravy be mihoatra noho ny sida zany le maha-gasy ho azyyyy raha henatra no handraisany azyyy ...palelooouuuuuu

8. sitlo
(
06/02/2009 16:51)
Ilay izy lasa fanoanan-kevitra mihitsy no mahasosotra. Na eo amin'ny samy vahoaka madinika, na ny mpanao politika, na ny fivavahana, na aiza na aiza, toa samy mampiasa an'io daholo rehefa haneho ny heviny.
Ohatra:
- ny olo-tsotra: Misy razoky mipipy eo am-body rindrina, dia misy miteny dia mamaly iny. Izay ilay mahavoa an'ilay gasy izay, ny detournement de milliard tsy tenenina fa izaho izay mipipy eto no imenomenomana.
- ny fivavahana: Ny mampahantra antsika dia sazy avy amin'Andriamanitra ka mila manao an'izao sy izao (mirongatra ny secte)
- ny mpanao politika: Ny mampahantra antsika dia ny mpitondra ka mila ...
etsetra etsetra
Ary mety ho lasa mpamoron-kira politika aho raha izao no mitohy an.

9. Papoose
(
06/02/2009 17:12)
tonga de andramo eto sady mba supporten'ny gasy eto ...hay moa tsika gasy ny maro eto :D ...dia mba asio rap :lol:

10. sitlo
(
06/02/2009 17:23)
memezanareo eo koa :oops:, koa raha tsy hitako ianareo ilay nimeme an'i Aino tamin'ny youtube iny koa :lol:

11. ikaretsaka
(
06/02/2009 18:10)
anisany koa ilay maha nosy antsika dia tsy misy afa isika samy isika no mifampipetaka
mia isika kao efa zatra de mifankatanty
fa jereo ohatra ny anaovan'ny frantsay ny belza ange ohatra e na ny anaovan'ny bekintana ny meksikanina @ blaginy fotsiny ohatra! fa mifankataty koa ireo!
fa ny danois sy ny silamo ohatra izao... tsy mifankataty le silamo de mipirina
isika sy ny dakoma (lekoman'i lolo sy ny tariny), na ny betsin'i F.turbo...
na ny sinoa sy ny karana... isika manao hoe izay ny mahavoa ny karana rehefa raikitra ny OPK, na manadala sinoa @ axent-ny ... fa rehefa tratrany isika de rangitra
fa rehefa saro-po le 1 de mipirina io fa rehefa hifanaovana de....
tsisy hafa @ mainty hoditra any Bekintana ihany io e.. raha izy samy izy no mifampanao nigga de tsy maninona... fa raha ialahy no miantso azy nigga de bala 3 no ao @ lohan'ialahy

14. ikaretsaka
(
08/02/2009 18:13)
ny ankamaroantsika aloha.. ary tsy azo lavina izany de betsaka ny mihidy e

15. Papoose
(
09/02/2009 04:04)
sitlo, aino t@ youtube????? ary za ndray mbola tsy kopy an'zany.....za aloha nahita t@ youtube fa tsy i aino no hitako tao eee

19. sitlo
(
09/02/2009 23:44)
papz > anontanio an'i salmo nge eh. Fa na ingahy mpandrindra koa aza ange memezanareo ery manao klipy eh