Eritreritra mandalo

catalyn ( 11/04/2009 15:46)
Asa ianareo raha mba mahatsikaritra ry ireto fa tena mankaleo be ny miditra ao @ dinika forum ao @ site sobika.com. tsy misy zavatra manjary ny ao fa ompa variraraka sy teny ratsy ny mameno azy iray m... tohiny
novalian'i ni81 ny 14/04/2009 13:48
sohitika2008 ( 11/04/2009 11:20)
Hidina Ambany ny Toekarena Henjana Avokoa ny Tsinay Hatao Amboletra ny Toerana [b]High Authority of Terror[/b]... tohiny
bazylou ( 08/04/2009 16:58)
""Un ordre a été émis par le Procureur de la République pour perquisitionner le site de production laitière du Tiko à Sambaina suite à une rumeur persistance de l’existence de bois précieux ... tohiny
novalian'i soanja ny 09/04/2009 06:23
Arrow ( 08/04/2009 13:54)
[b]Very fanahy mbola velona[/b] mihitsy @ ny fiainan'ny Malagasy eto Mkara, sarotra no mampandroso ny firenena sy mampandroso ny olona. Ny zava-misy @ izao kanefa dia tsy manampy @ izany mihitsy. Met... tohiny
fanogasy ( 04/04/2009 14:25)
tsy haiko fa te hametraka fanontaniana aho dia nasaina nandeha tery ambany hoe anontanio ery ambany(bas de page izany,dia misy hoe tsindrio eto raha hanontany ao amin'ny forum,dia asa raha tafiditra i... tohiny
novalian'i sitlo ny 06/04/2009 21:39
noeline ( 03/04/2009 14:05)
tena efa tsirariny mihintsy ny famonany olona ireny teny ambohinjatovo sy ny teny ambotsirohitra fa ny vahoaka no naninona azy no ampinjaliana hotrany izany hoy i noeline dia valio ... tohiny
Papoose ( 03/04/2009 02:08)
sady mime rery za mamorona an'ity dinika ity!!! hoe misy koa ve ny dinosauren'ny serasera manao reapparition ohatran'ny le fomba filaza @ mpanao politika @zao??? dia manao fantomas? :-P :-D ... tohiny
novalian'i xxx ny 17/04/2009 02:10
soanja ( 02/04/2009 02:27)
Toetra toy ny toetra rehetra ananan'ny olombelona ny poerapoera, toy ny hoe olona menamenatra sy tsy sahy miteny loatra fa tia mandinika sy miresaka any anaty. Samy manana ny mahaizy azy ireo. Tsy mi... tohiny
xxx ( 01/04/2009 21:17)
Ny fahitako azy dia diso fanatique t@ Ra8 ny malagasy maro, nihevitra azy ho Mesia hamonjy azy ... kanjo vao nahita ny bétises -ny rehetra dia tena diso fanantenana tanteraka ... tsy afaka miiratra i... tohiny
gabidemony ( 01/04/2009 00:03)
Fa inona marina le fosa eh?... tohiny
novalian'i niryna ny 06/04/2009 02:48
Koditra ( 30/03/2009 05:19)
Mahagaga fa betsaka ny lhl monina any andafy no lasa mpiteny ratsy avokoa, ny ankabetsahany fa tsy ny rehetra akory, isaky ny manonona frazy 1 dia tsy maintsy misy teny ratsy 1 na 2 mandravaka azy. Ra... tohiny
novalian'i Koditra ny 13/04/2009 18:23
tslem ( 26/03/2009 12:55)
Mba lasa kely fotsiny ny saiko oe: inona aza no tena antony hanovàna an ilay ora e? ohatry ny mahasosotra ilay fanovàna rehefa faran'ny volana mars kah! ... tohiny
lasa ( 23/03/2009 17:05)
Tsy dia ela loatra zay de nalaza tokoa ny fangalarana taolapaty teto Madagasikara.Lasa ihany ny saina hoe atao inona ary le taolana ary tsy mety ve raha taolan'omby?Sao mba misy mahalala.Misaotra mial... tohiny
novalian'i lasa ny 25/03/2009 09:10
gabidemony ( 22/03/2009 21:08)
Mahagaga sy maha-talanjona ny zavatra ataon\'ny sasany rehefa tonga any Madagasikara manao vacance,tena hoe zany no manala azy aminy angà ary noho izany ihany koa no anisan\'ny mam-paniry ny Malagasy... tohiny
novalian'i tiris8786 ny 28/08/2015 15:39
RATOVOARY ( 19/03/2009 13:49)
[img]http://img248.imageshack.us/my.php?image=image1.png[/img]... tohiny
noufe ( 19/03/2009 11:33)
ny ahy aloha ry reto ny fantatro dia na iza na iza no eo dia tsimaintsy hoe : ny ambony aloha dia ambony ary ny ambany dia ambany foana sa tsy izany?... tohiny
novalian'i arson ny 25/03/2009 14:47
soanja ( 18/03/2009 17:03)
Miarahaba an'i Madagasikara sy vahoaka ao anatiny izany nahazo filoha vaovao. Enga anie hanam-pahendrena hanatanteraka ny fikarakarana an'i Mada amin'ny fomba mihaja sy matomboka izy. Misaotra. Soanja... tohiny
novalian'i soanja ny 22/03/2009 19:28
xxx ( 18/03/2009 15:59)
Ry neny malala Diam-penina tsotra sy andalana vitsivitsy No entiko hanehoana ny zava-misy Raha toa ianao nahatsapa fa tara Dia manasa anao hanaraka ny tantara 1896 : Daty voalohany a... tohiny
novalian'i 08051972 ny 18/03/2009 16:45
xxx ( 18/03/2009 03:00)
Tsy misy tour de vita! Tsy misy tour dia vita!... tohiny
novalian'i Lejoba ny 18/03/2009 16:05
tafita ( 17/03/2009 21:41)
Izao isika namana ato anaty serasera dia mba mihevera ka hiara-mivondrona hanomana ny ho avy na lahy na vavy satria misy olona tena mahavita azy tsy hoe vazivazy fa mila olom-banona sady hendry ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1392