ora miova

1. tslem ( 26/03/2009 12:55)
Mba lasa kely fotsiny ny saiko oe: inona aza no tena antony hanovàna an ilay ora e? ohatry ny mahasosotra ilay fanovàna rehefa faran'ny volana mars kah!
2. ari.malala ( 26/03/2009 13:12)
tsy azoko ny fanontanian'i tslem :) fa ovaina maninona ny ora refa mars?
3. kelly13 ( 26/03/2009 13:31)
aty ankia ry aricherie refa dernier dimanche de mars d miova ny ora, hany ka lasa 1heure ny decalage entre-tsika, d refa dernier dimanche d'octobre ndray miova d lasa 2heurs ny decalage-tsika

tslem>ra tsy diso za ankia d tô resaka diminution consommation d'energie le izy a! ra tsy diso oa za an :-*
4. xxx ( 26/03/2009 13:35)
Resaka économie d'énergie no nahatonga an'io raha tsy diso aho
izany hoe raha efa maizina loatra ny @ 6 dia akisaka, aroso, ka lasa mbola mazava (dia tsy mampiasa jiro)

Toa efa tsy dia justifié intsony io ary efa saika nisy hoe tsy asiana intsony kaefa toa mbola misy foana
5. ari.malala ( 26/03/2009 13:42)
tsy le resaka solstice d'été et solstice d'hiver ve no mahatonga anizany? ndraso alou iverina itadidy lesona géographie tamizany andro zany! (za @ io le ts tia histo géo mitns tany ampenarana an hihihi) hay diso tampoka kay za fa 21 juin le jour du solstice d'été e! azafady :-P
6. ikaretsaka ( 26/03/2009 20:21)
ny andrefan'i antlantika toa efa ela no naroso adiny 1 indray ko..
toa miovaova araky ny toerana koa ny fampandrosoana na fampiemorana an'io an
7. ari.malala ( 27/03/2009 05:22)
hay ve aroso mintsy ilay izy fa tsy hoe mandroso otomatik akory e!
8. ni81 ( 27/03/2009 07:22)
Mba lasa kely fotsiny ny saiko oe: inona aza no tena antony hanovàna an ilay ora e? ohatry ny mahasosotra ilay fanovàna rehefa faran'ny volana mars kah!

http://www.coindespetits.com/decouvre/heure.html
9. tslem ( 27/03/2009 08:00)
Kay ve izany e, ny tena mahasosotra ilay @ 10alina mbola mazava be tsy ahitàna tory nefa @ 5maraina koa dia efa mazava :(
10. Mirananirina ( 27/03/2009 17:44)
Initialement, l'heure d'été a été présentée par le gouvernement Giscard comme un moyen d'économiser l'énergie, en obligeant les gens à travailler le jour, quand il n'y a pas besoin de lumière artificielle.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5841