Gasy sasany aty an-dafy sy rehefa Tonga any DAGO
1. gabidemony
(
22/03/2009 21:08)
Mahagaga sy maha-talanjona ny zavatra ataon\'ny sasany rehefa tonga any Madagasikara manao vacance,tena hoe zany no manala azy aminy angà ary noho izany ihany koa no anisan\'ny mam-paniry ny Malagasy ny olona ny hande aty ivelany AN-DAFY eh!
ex:
Hande ho any Dago ry zalà alony defa tsy miaraka @ namany zany,vitsy tena vitsy nga ary miray loha, na miaraka @ fianakams
Tonga any de mi-divert ary mi-blao (mandainga ny fiainany aty an-dafy)
ohatra ny hoe tena lafatra ny fiainany aty.Avy eo maniry ny olona \"ah! mba sambatra mintsy zao olona any an-dafy any zao kah!! \"
*Miantso @zay ny avy any @tanàna hoe:\"tonga manao vacance aty i ann fa de milaza izy hoe de manana vam,trano,mpiasa birao sns..... de sambatra anareo any zao\" Ny tena marina anefa de io olona io de mpanofa trano,tsy manana vam fa mande metro,ary tsy piasa birao akory fa miasa @ fastfood manao par time, zany hoe zany efa nanao economie nandritra ny taona maromaro izy zay vao afaka nande nanao vacance,ny havana any dago nefa tsy kòpy an\'zany rehetra rehetra izany.MAMPALAHELO
*Ny sasany moa de mifosa sy mamorona ny fiainan\'ny sasany aty an-dafy no dialeany any Madagasikara fa tsy hanao vacance,marina tena kely asa!
Mialona sy manenjika nefa tsy mety mahatratra.
*Ny sasany ndray hoe hande hianatra aty an-dafy ny dia nefa vao tonga aty de tsy nahazaka ny rivotra an-dafy ka tsy nisy fianarana vita akory ary rehefa tapaka ny bourse de tsy maintsy mitady kandra ka mifafatra any @ supermarché na fast food...
De nefa ny ray aman-dreniny any dago tsy maharaka an\'izany fa de hoe any ny zanako any an-dafy mianatra ary andengany ihany koa ny namany hoe mbola mianatra na samy aty an-dafy ara io nefa rehefa mba hifanao fotoana @ zay iny izy no tsy hita in-tsony.
*Ny sasany indray mo vò tonga aty de tsy mieritreritra ny tenany ho gasy intsony fa efa vaza hono nefa tsy fotsy fa mainty.
Betsaka @tsika aty ireo zao no diso fanantenana t@ tonga taty nieritreritra zavatra milay be nefa....
Ka mba isoroana an\'izany maninona no tsy mba lazaina sy apita tsikelikely an\'ireo any dago ny tena fiainana aty mba hanavotana azy ireo

novalian'i tiris8786 ny 28/08/2015 15:39
2. Koditra
(
22/03/2009 21:35)
Kay ve gaigy be ôtran'zany zany any andafy zany kléaza.
Zà letsy Ragaby ra mbô tonga any andafindafy zany dé tsy mbô izesta zany. Ndraso kalou fa mbola hanao antso avo eto @ serasera mbô hanao tsipaipaika anampiana ny boatin-drakitrako ataoko fré. :lol:

3. fahamarinana
(
23/03/2009 05:42)
:arrow: ragabid : misy fahamarinany ny voalazan'ise fa misy kosa tsy tahak'izany na atao hoe vitsiana aza !...
Ny asa amin'ny supermarché sy fastfood kosa angaha moa dia asa ratsy ? Tsy efa tsara aza raha mahita indrindra amin'izao vainandro izao ? hoy aho an !
:arrow: Zà manokana aloha,izay ihany koa no azoko ambara hatreto ,dia tsy diso fanantenana fa dia mi s'adapte amin'izay misy sy hiainako ary miezaka hatrany ny mahatsara azy araka izay tratry ny heriko manontolo.Ny tsy fihetezany fiainana misy foana na amin'ny lafiny inona na inona (asa,fitiavana,revirevy taloha sns sns...) fa ny mijoro sy miaina arak'izay no tena lafatra !...Izany akory tsy midika sanatria fa tena ok ok daholo koa !
Raha nankany Dago zà taloha (efa elaela ihany no tsy tany ) dia tsy mbola ni-geste sady tsy misy ahafahana mi-geste ihany koa ,mdr !!,fa ny fahafinaretako aza dia ny mandeha any ambanivohitra fa tsy mana-be tarehy etsy amin'ny honey ,ohatra , satria lafo loàtra ilay glace ! Tsy poera poera ery amin'ny hotely koa satria na fahiny aza efa tsy tia an'izany !
Ny tiako tenenina hoe misy koa olona efa tia sehoseho na aty andafy izy na any dago... ,tia mandainga amin'ny fiainany na aty andafy na tany dago ...ndao atao hoe nony tonga taty dia tonga avo 3 heny ny fi-gestiavana ! Azy moa iny ! Hevitro monja fa mety diso fijery koa aho an !
Samy manana ny tiany r'ise a na mampalahelo aza ! Tsy afaka ovaina io fa ilay olona mihintsy no mila mahatsapa azy sy manova ny fomba famindrany !
:arrow: Ary ianao ity mba fetsy !! Za aza mba naika hangataka fa mba hanaovako vacance ndray any dago !.... :-D (l)

gabid:

koditra:
Ndraso kalou fa mbola hanao antso avo eto @ serasera mbô hanao tsipaipaika anampiana ny boatin-drakitrako ataoko fré.
:arrow: Ary ianao ity mba fetsy !! Za aza mba naika hangataka fa mba hanaovako vacance ndray any dago !.... :-D (l)
4. tsikiowa
(
23/03/2009 06:39)
gabidemony: marina ihany aloha ny anao fa maro no midehaka...
Fa kosa ity fitsaranao sy fanambanianao hoe mifatratra amin'ny asa fast food na supermarché, oh rey olona e! fa angaha ny asa misy ratsy rehefa tsy mivaro-tena sy mangalatra , lazaiko anao fa mahavelona io asa nolazainao io any ivelany...... aza dia manambanimbany fa tsy ny asa birao ihany akory no azo atsoina hoe asa mendrika....

5. tsikiowa
(
23/03/2009 06:41)
Indrindra amin'izao krizy mondialy izao, raha hifidy asa ianao dia eo ny tranonao, ary ny any ivelany rehefa miasa ny olona dia afaka mividy fiara, trano sns...... na inona asa ataony na inona, aza be tsikera fahatàny sy manao fijery ambany.
6. ni81
(
23/03/2009 07:02)
Raha efa izay moa ny toetrany tsy afaka ho voaovanao izy ry Demony a! Samy manana ny toetrany: ao ny mati-kambo, ao ny tia fosafosa, ao ny mpandainga sns...Lova avy tamin'io anaranao io ihany io :lol:
Misy namanay efa azo lazaina fa valo votaka mipetraka eto frantsa. Dia raha nandeha tany dago izy dia izao no tenin'ilay cousine-ny: ary ndry akia efa any frantsa no mipetraka dia mbola toy izao foana no fomba fiakanjon-dry! dia namaly ilay namana hoe: fa tadiavin-dry hanao ahoana no fomba fiakanjoko! Zay tiako ihany io...
:°)
Ka raha matahotra ny tsikera toy io izany dia tsy maintsy no nanova fomba fitafy ilay namana.
Aleo kosa mba hankaty ry zareo raha tafavoaka e! Maninona moa? Rehefa tsy zakany ve ny eto tsy hiverina hody izy. Ny tsy mety aminao mety hety amin'ny hafa ka!

efa nanao economie nandritra ny taona maromaro izy zay vao afaka nande nanao vacance,ny havana any dago nefa tsy kòpy an'zany rehetra rehetra izany.MAMPALAHELOKa raha vao olona maromaro kosa ange no mandeha any dago dia efa ohatrinona e! Fa maninona moa no tsy maintsy hazavaina @ fokonolona hoe nanao economie aho na tsia? Tsy tokony ho faly fotsiny ve rehefa mba tafahaona e! Fa ilay manao balaoasy no tsy manja...
*Ny sasany indray mo vò tonga aty de tsy mieritreritra ny tenany ho gasy intsony fa efa vaza hono nefa tsy fotsy fa mainty.angaha tsy mbola hitanao ireo mahorais vazà ireo :-D :-D
Betsaka @tsika aty ireo zao no diso fanantenana t@ tonga taty nieritreritra zavatra milay be nefa....Misy zavatra milay be ihany kosa aloha taty hitako e: ohatra fotsiny ny fomba fitsaboana. Ny fomba fikarakaran'ireo mpiasa @ hopitaly rehefa marary ianao. Ny bus tsy miandry adiny firy eo @ arrêt sady tsy feno be mikiravirary eny am-baravarana :)
Ka mba isoroana an'izany maninona no tsy mba lazaina sy apita tsikelikely an'ireo any dago ny tena fiainana aty mba hanavotana azy ireo
Aleo kosa mba hankaty ry zareo raha tafavoaka e! Maninona moa? Rehefa tsy zakany ve ny eto tsy hiverina hody izy. Ny tsy mety aminao mety hety amin'ny hafa ka!
7. ari.malala
(
23/03/2009 07:23)
gabidemony:
Mahagaga sy maha-talanjona ny zavatra ataon\'ny sasany rehefa tonga any Madagasikara manao vacance,tena hoe zany no manala azy aminy angà ary noho izany ihany koa no anisan\'ny mam-paniry ny Malagasy ny olona ny hande aty ivelany AN-DAFY eh!
ex:
Hande ho any Dago ry zalà alony defa tsy miaraka @ namany zany,vitsy tena vitsy nga ary miray loha, na miaraka @ fianakams
Tonga any de mi-divert ary mi-blao (mandainga ny fiainany aty an-dafy)
ohatra ny hoe tena lafatra ny fiainany aty.Avy eo maniry ny olona \"ah! mba sambatra mintsy zao olona any an-dafy any zao kah!! \"
*Miantso @zay ny avy any @tanàna hoe:\"tonga manao vacance aty i ann fa de milaza izy hoe de manana vam,trano,mpiasa birao sns..... de sambatra anareo any zao\" Ny tena marina anefa de io olona io de mpanofa trano,tsy manana vam fa mande metro,ary tsy piasa birao akory fa miasa @ fastfood manao par time, zany hoe zany efa nanao economie nandritra ny taona maromaro izy zay vao afaka nande nanao vacance,ny havana any dago nefa tsy kòpy an\'zany rehetra rehetra izany.MAMPALAHELO
*Ny sasany moa de mifosa sy mamorona ny fiainan\'ny sasany aty an-dafy no dialeany any Madagasikara fa tsy hanao vacance,marina tena kely asa!
Mialona sy manenjika nefa tsy mety mahatratra.
*Ny sasany ndray hoe hande hianatra aty an-dafy ny dia nefa vao tonga aty de tsy nahazaka ny rivotra an-dafy ka tsy nisy fianarana vita akory ary rehefa tapaka ny bourse de tsy maintsy mitady kandra ka mifafatra any @ supermarché na fast food...
De nefa ny ray aman-dreniny any dago tsy maharaka an\'izany fa de hoe any ny zanako any an-dafy mianatra ary andengany ihany koa ny namany hoe mbola mianatra na samy aty an-dafy ara io nefa rehefa mba hifanao fotoana @ zay iny izy no tsy hita in-tsony.
*Ny sasany indray mo vò tonga aty de tsy mieritreritra ny tenany ho gasy intsony fa efa vaza hono nefa tsy fotsy fa mainty.
Betsaka @tsika aty ireo zao no diso fanantenana t@ tonga taty nieritreritra zavatra milay be nefa....
Ka mba isoroana an\'izany maninona no tsy mba lazaina sy apita tsikelikely an\'ireo any dago ny tena fiainana aty mba hanavotana azy ireo
Zay ndray le varina mieritreritra ny fiainan'olona! mampanin an'i demony nefa na manin izy na manin e! nga izy nangataka tany? de ts azoko le hoe apita tsikelikely aminay aty dago ny fiainana any mba anavotana anay, anavotana anay @ in mou? sa hoe amizay zay ts mande any? :-D :-D
8. ni81
(
23/03/2009 07:34)
Zay ndray le varina mieritreritra ny fiainan'olona! mampanin an'i demony nefa na manin izy na manin e! nga izy nangataka tany? de ts azoko le hoe apita tsikelikely aminay aty dago ny fiainana any mba anavotana anay, anavotana anay @ in mou? sa hoe amizay zay ts mande any?io no antony nilazako hoe aleo izy handeha aty raha tafavoaka fa sao mba misy mahasoa e! Rehefa tsy tafa ve tsy hita angaha ny lalana mody! Tsy ny rehetra aty no miadana beuuuuu, nefa izany tsy milaza koa fa mijaly fadiranovana koa ny bobaka :)
Tongava aty ry Ari raha mazoto a! :-D
9. fahamarinana
(
23/03/2009 09:26)
:arrow: ragabid : tena ho kivy ratsy bounasan raha mahita an'ity dinik'ise ity ,marina raha ho raikitra sy ho avy aty ampita aty izy ?... :wink: (l)
10. Mirananirina
(
23/03/2009 11:41)
Possible ilay hoe mizesta,nefa tsy ny rehetra akory.
Za indray nefa mahatsapa ny contraire lazainao:Raha tonga any Dago aho dia ny olona no miteny hoe avy any andafy ranona ka mizesta ery.Tsy misy na dia kely aza fizestiavana.Vao maika mampalahelo aza ny mijery ny fiainana ao dago lafo sy mahita ny olona mahantra.Ny tena aty manary akanjo sy hanina lava izao.

11. gabidemony
(
23/03/2009 12:09)
Ny tiko ho lazaina de tsy mifanaraka @ vola raisiny ny fizesitiavany any
ohatra hoe : ny filazany de hoe directeur nefa secreteur
inona zao no tsy ilazana ny tena marina? (manenjik\'aloka)
:arrow: Ari.malala : tsy de hoe mieritreritra ny fiainan\'ny olona aho akory ary tsy nangataka taty :!:
fa kosa efa nitrangan\'io zavatra io ny tenako ary izay no antony nametrahako an\'io mba tsy hisian\'io intsony.
Nisy olona iray izay namana aty de mifanasa rehefa week-end reny de mirevy sy mitafatafa manalazy.Tonga nanao vacance tany dago nefa izy t@zay de nifosa sy namoron-dresaka ny fiainan\'ny olona aty no zavatra nataony ary anisany namoronany resaka ny tenako t@\'olona
Ary io olona niresahany io ay naman\'ny Mamanay izy io tonga de notateriny tany @ Mamanay avy hatrany ny blao rehetra nolazainy,gaga mamay ary taitra satry ratsy be le resaka naparitany avy hatrany de niantso directe ahy mamanay nefa tsy fanaony io de nanotaniny ahy hoe marina ve fa òtran\'izao sy òtran\'izao.......fa izay no henoko????
Gaga ianao hoe olona noraisinao namana nifampizara ny manta sy ny masaka no nahavita nanaratsy anao any dago.
@nareo zany de nety ny zavatra nataony? ry ari.malala ,ary raha ianao no mba tratran\'ny òtran\'izany hoe olona tena akaiky anao no maheno resaka tsy marina ataon\'ny olona momba anao de mba aòna?
Ary sao de mba anisan\'ilay olona mpanao anio ary ianao ry Ani.malala no miaroaro eo? hi hi hi iza mo mahalala fa ze mandray de tompony io eh! :arrow:
:arrow:ni81 : ra tsy mbola tena sure ve ny dia aty,hoe aty mahita izy; tsy aleo mijanona de iny fré iny no aodina ao @ tanàna fa misy anie olona de manao mokon-doha tonga eo @ aeroport aty izy de tsy mahalala ny an-kavia sy havanana,tsy mahalàla olona fantatra na ny hivatanany tsy misy,na ny tena dialeany aty eh!......de inona ny iafarany.....!!!!?????
* Fahamarinana: Fitadiavana no diako aty fa tsy hamoro-tokatrano akory ko raha mieritreritra an\'izany de any dago ny adiresy fa fa tsy aty mihintsy ny ankizy tsy azo beazina @rivotr\'an-dafy amiko.Sady any @ tanàna mbola azo atao hoe milamina sy mbola betsaka ny zavatra azo atao eh!..........
toy izay ve de hanao fiainana dangodango monotone metro,boulot,dodo
òtran\'mankaleo

12. gabidemony
(
23/03/2009 12:10)

13. gabidemony
(
23/03/2009 12:16)

14. gabidemony
(
23/03/2009 12:18)
NY TAREHY RATSY EFA AZO OVANA @ZAO MAIKA IZANY NY FANAHY RATSINAO IO ^:^
15. Mirananirina
(
23/03/2009 12:28)
ohatra hoe : ny filazany de hoe directeur nefa secreteur
inona zao no tsy ilazana
Io aloha dia fomba ny gasy sasany na eto andafy na any Dago.Indrindra ny lhl:ny antony dia ahazoana sipa milay
Gaga ianao hoe olona noraisinao namana nifampizara ny manta sy ny masaka no nahavita nanaratsy anao any dago.dia izay.
Hay ianao koa eto andafy an hahaha.
Inona ary no mbola mahataitra anao amin'izany.Efa fomba io ka tsy afaka amitsika intsony.
16. ni81
(
23/03/2009 12:30)
ni81 : ra tsy mbola tena sure ve ny dia aty,hoe aty mahita izy; tsy aleo mijanona de iny fré iny no aodina ao @ tanàna fa misy anie olona de manao mokon-doha tonga eo @ aeroport aty izy de tsy mahalala ny an-kavia sy havanana,tsy mahalàla olona fantatra na ny hivatanany tsy misy,na ny tena dialeany aty eh!......de inona ny iafarany.....!!!!?????ka noheveriko fa olona efa mahita sy mahafantatra izay zavatra ataony aty ange no resahan'i Demony teo e! :lol: tsy nazava, ary indrindra ilay fomba firesahanao ilay olona namanao koa tsy nazava. Tsy noheveriko fa ianao no niharan'ilay fosafosa sy lainga marivo tototra nataon'ity namanao :lol:
17. tsikiowa
(
23/03/2009 13:30)
Nisy olona iray izay namana aty de mifanasa rehefa week-end reny de mirevy sy mitafatafa manalazy.Tonga nanao vacance tany dago nefa izy t@zay de nifosa sy namoron-dresaka ny fiainan'ny olona aty no zavatra nataony ary anisany namoronany resaka ny tenako t@'olona
Ary io olona niresahany io ay naman'ny Mamanay izy io tonga de notateriny tany @ Mamanay avy hatrany ny blao rehetra nolazainy,gaga mamay ary taitra satry ratsy be le resaka naparitany avy hatrany de niantso directe ahy mamanay nefa tsy fanaony io de nanotaniny ahy hoe marina ve fa òtran'izao sy òtran'izao.......fa izay no henoko????
Gaga ianao hoe olona noraisinao namana nifampizara ny manta sy ny masaka no nahavita nanaratsy anao any dago.
dinika hafa manokana mihintsy indray ity voalazanao ity ry gabidemony fa tsy misy ifandraisany amin'ilay dinika etsy ambony nosokafanao...
IO dia anjarana no manivana ny tena namana sy tsia.... ataovy maro ny namana hono fa iray ihany no itokiso raha azo itokisana aza....
raha hoe samy hijaly ihany kosa aloha dia tsy aleo nijanona an-tanàna ihany ...
fa matoa izy ireny tonga tany andafy anefa tsy nahazo taratasy sy tsy manana asa dia anisan'ilay voafitaka tamini'lay hoe milay be ny fiainana any andafy any.
18. xxx
(
23/03/2009 14:25)
Bla bla bla ... Tsy efa diska gôka be ve itony resaka itony e, miverina foana miverina foana ...
:-D :-D :-D
:-D :-D :-D
19. xxx
(
23/03/2009 17:05)
tena mitovy hevitra 100% amindragabi za
azoko tsara ny tiany ho lazaina hoe bezesta le olona avy aty andafy refa tonga any dago etc etc
saingy teo am le filazana resaka asan'oul no tsy nety satria manjary otran'ny fanambaniana asa ilay izy
raha amzao kosa aloha no hizesta any marina ra tsy endahan'ny oul any refa be zesta
Tena tsy mety koa zany fosafosa zany, zay le we le monde est petit
aiza moa no anapozana we hitatitra resaka ny momba anao le namanao, sady am zay any am mamanareo
Zany nge ry gabid no mahatonga le gasy aty tsy mifampiditra an-trano e!
raha tsy mifangalatra de mifanaratsy soa fa tsy ny rehetra no toa izany
Tokony mba ohatrandry fahamarinana doly ny gasy aty tena milay mihintsy
Mba misy gasy tokoa aloha fantako taty fa ny namako aty toa tsy mpanao izany e! mila ampanaovina test tsara aloha vao ampidirina trano

20. xxx
(
23/03/2009 18:34)
Zany nge ry gabid no mahatonga le gasy aty tsy mifampiditra an-trano e!
raha tsy mifangalatra de mifanaratsy soa fa tsy ny rehetra no toa izany
efa malaza ratsy mihintsy fa ny gasy paris no mpanao an'ireo.