Gasy sasany aty an-dafy sy rehefa Tonga any DAGO
21. rastafarai
(
24/03/2009 02:47)
Paris mitsy no manao an'izao!! :lol: :lol: Ry zareo any an-dafy e! :-D
23. ari.malala
(
24/03/2009 06:16)
ohatra hoe : ny filazany de hoe directeur nefa secreteur=)) =)) =)) =)) =)) secreteur ana in hono? =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
Voloany ndrindra alou mr gabidemony d ambarako anao mazava tsara fa zà d eto Madagasikara no monina sy miasa, eto Antananarivo raha mbola tianao lazaiko hoe aiza hoaiza eto Madagasikara! Faharoa, tsy toetrako andriamatoa ny kifosafosa! antony nitenenako hoe aza varina mijery fiainan'olona! mampanin anao moa na miasa @ fastfood izy na mamafa lalana izy na secrétaire izy na directeur izy, eny na mpamafa gabine koa aza!!! Fiainany zany fa tsy anao, ary ny vola raisiny anazy no izestiavany fa tsy ny anao. Momba ny resaka kifosafosa, efa ts mahataitra intsony zany! firifiry akory moa no hoe raisina ho namana akaiky nefa mamadika fa ts atao mampihotsona! izy iany no menatra eny @ farany... Tsy mahafaty nge le fosaina e! hihihi ko na hanaratsy anà im10 na in100 eo aza moa mampanin anà zan! zay le hoe ny alika mivovò fa ny sarety manohy ny lalany iany ranona a!
24. kelly13
(
24/03/2009 08:00)
aleo kosa izy mba hizesita fa inn aza no irarahina an'izany? miasa @ fast food izy na directeur izy na "secreteur" izy (ngamba ny tiny lazaina @ io d donneur de sperme na ovule le oul kosa e) na inn izy na inn, aleo izy mba hizesita e! matou enao manaiky hizestiavany d voatsindriny zany kou :°)
25. ari.malala
(
24/03/2009 08:11)
kelly hahahahahahahaha iny koa no tsy hitako! (ilay secreteur) =)) =)) =)) tapaka foana ny tsinaiko refa mamaky an'io za =)) =)) =))
26. RATOVOARY
(
24/03/2009 08:22)
ilay secreteurMba tsy lasa "secretrice :roll: " aza kou.
Zah aloha manana namana mianatra any France ary vao hainga izy no lasa any. Tsy mbola tafandalo teto Mada izy hatry ny nandehanany ( mbola tsy nahangona frais donc :lol: ), fa matetika izy manoratra ary milaza fa rythme ny fiainany any. Ny antsipirihany tsy dia nohazavainy loatra ny maha-rythme azy fa tsapako aloha hoe: fiafiana ny azy any fa tsy rendrarendra, ze fiovany no asa rehefa tonga izy mahita izy . Le hoe zest na tsia, toe-tsaina io, raha tsy izay angamba mety heveriny fa tsy ho tsapan'ny oul fa avy tan-dafy izy :roll: .
Kifosafosa indray, taratry ny fialonana, matoa manaratsy an'ilay olona izy dia misy zvt tsy aritra-ny ao ka tiany haratsiana mba tsy ho tsikaritry ny hafa ny hatsarany./.
27. fahamarinana
(
24/03/2009 08:28)
:arrow: Ka zay manko Razandry-nakà ! Ilay toe-tsaina mihintsy no mety misy lesoka kely fa na izany aza azo ovaina ny toetra ratsy ! tokoa moa zany ! (l)
28. ni81
(
24/03/2009 12:26)
aleo kosa izy mba hizesita fa inn aza no irarahina an'izany? miasa @ fast food izy na directeur izy na "secreteur" izy (ngamba ny tiny lazaina @ io d donneur de sperme na ovule le oul kosa e) na inn izy na inn, aleo izy mba hizesita e! matou enao manaiky hizestiavany d voatsindriny zany kou
kelly hahahahahahahaha iny koa no tsy hitako! (ilay secreteur) tapaka foana ny tsinaiko refa mamaky an'io za:-D :-D :-D moramora ihany rahavako ooo
29. Mirananirina
(
24/03/2009 13:40)
Bla bla bla ... Tsy efa diska gôka be ve itony resaka itony e, miverina foana miverina foana ...
marina mihitsy io.
30. ikaretsaka
(
24/03/2009 15:15)
Anay hatrany Bira moa mivanaka fotsiny hoe kay viyyy hoatan zao zany fataon'ny olona shefa hatrany andafy any iiii
31. gabidemony
(
25/03/2009 13:11)
Aza mba gasy ihany :-w " MAL-GASY " :} :miam:
Indraindray manotany tena hoe: eo andalam-pandrosona ve sa andalam-pihemorana ?
Indraindray manotany tena hoe: eo andalam-pandrosona ve sa andalam-pihemorana ?
32. gabidemony
(
25/03/2009 13:13)
Aza mba gasy ihany :-w " MAL-GASY " :} :miam:
Indraindray manotany tena hoe: eo andalam-pandrosona ve sa andalam-pihemorana ?
Indraindray manotany tena hoe: eo andalam-pandrosona ve sa andalam-pihemorana ?
34. ari.malala
(
25/03/2009 13:38)
fa i gabidemony in? ts gasy? sa efa lasa vazà kou fa efa any andafy no mipetraka? :-D
36. gabidemony
(
25/03/2009 14:08)
ianao io mintsy no tsy mahazo resaka fa mandray an-tendrony
* ilay olona oah! rehefa tonga any dago de mistyl lery hoe directeur nefa ny tena marina de secrétaire.
* Ary izaho tsy miteny hoe ratsy ny miasa @ fastfood sns...
fa izy miasa @\'io zany ohatra de miasa adin\'ny 4 isan\'andro de manofa trano ,tsy manana vam fa mande metro na bus ,ianao tsy manana possibilité havòvidy vam @\'io asa adin\'ny4 io,sady manofa trano,ny fré sns.... Izay zany no tena fiainany aty nefa ny filazany any Dago de tsy izany mihintsy fa olona mpiasa birao(olona mpiasa birao zany aty tena =D> tsara karama) Nividy trano,manana vam sns....hono.Mampalahelo COMPLEXER
* izaho tsy mahatsiaro ho voatsindry akory fa mampalahelo ahy le toe-tsainizareo. Ary mampiasa ny saiko satry mba gasy tahaka ahy izy ireo.
Isika tsy handroso mihintsy raha toa ka ny tenanao ihany no ho jerena(ny fitiavan-tena) fa mila mizara sy mampita hafatra ianao na hevitra na manampy
@manodidina ianao hoe mety io amiko na tsy mety sns....
Fa ra ianao tsy mahita sy mahalala ny toetranao ny fivoaranao raha tsy ny hafa de izay no ilaina ny critique ( ary zavatra marina fa tsy blao akory )
* ilay olona oah! rehefa tonga any dago de mistyl lery hoe directeur nefa ny tena marina de secrétaire.
* Ary izaho tsy miteny hoe ratsy ny miasa @ fastfood sns...
fa izy miasa @\'io zany ohatra de miasa adin\'ny 4 isan\'andro de manofa trano ,tsy manana vam fa mande metro na bus ,ianao tsy manana possibilité havòvidy vam @\'io asa adin\'ny4 io,sady manofa trano,ny fré sns.... Izay zany no tena fiainany aty nefa ny filazany any Dago de tsy izany mihintsy fa olona mpiasa birao(olona mpiasa birao zany aty tena =D> tsara karama) Nividy trano,manana vam sns....hono.Mampalahelo COMPLEXER
* izaho tsy mahatsiaro ho voatsindry akory fa mampalahelo ahy le toe-tsainizareo. Ary mampiasa ny saiko satry mba gasy tahaka ahy izy ireo.
Isika tsy handroso mihintsy raha toa ka ny tenanao ihany no ho jerena(ny fitiavan-tena) fa mila mizara sy mampita hafatra ianao na hevitra na manampy
@manodidina ianao hoe mety io amiko na tsy mety sns....
Fa ra ianao tsy mahita sy mahalala ny toetranao ny fivoaranao raha tsy ny hafa de izay no ilaina ny critique ( ary zavatra marina fa tsy blao akory )
37. arson
(
25/03/2009 14:23)
zao oe tsis asa rats zany, na aiza enao no miasa na aiza fa lazaiko anareo fa za ar efa namitra tain'ol ny asako tany, tsitako ny blem amzany .Mangalatra iany angamba no ts atao sa ahoana? ny mivarotena aza any mbola sarotra ny manao azy .
38. soanja
(
25/03/2009 14:39)
gabidemony:
Mahagaga sy maha-talanjona ny zavatra ataon\'ny sasany rehefa tonga any Madagasikara manao vacance,tena hoe zany no manala azy aminy angà ary noho izany ihany koa no anisan\'ny mam-paniry ny Malagasy ny olona ny hande aty ivelany AN-DAFY eh!
ex:
Hande ho any Dago ry zalà alony defa tsy miaraka @ namany zany,vitsy tena vitsy nga ary miray loha, na miaraka @ fianakams
Tonga any de mi-divert ary mi-blao (mandainga ny fiainany aty an-dafy)
ohatra ny hoe tena lafatra ny fiainany aty.Avy eo maniry ny olona \"ah! mba sambatra mintsy zao olona any an-dafy any zao kah!! \"
*Miantso @zay ny avy any @tanàna hoe:\"tonga manao vacance aty i ann fa de milaza izy hoe de manana vam,trano,mpiasa birao sns..... de sambatra anareo any zao\" Ny tena marina anefa de io olona io de mpanofa trano,tsy manana vam fa mande metro,ary tsy piasa birao akory fa miasa @ fastfood manao par time, zany hoe zany efa nanao economie nandritra ny taona maromaro izy zay vao afaka nande nanao vacance,ny havana any dago nefa tsy kòpy an\'zany rehetra rehetra izany.MAMPALAHELO
*Ny sasany moa de mifosa sy mamorona ny fiainan\'ny sasany aty an-dafy no dialeany any Madagasikara fa tsy hanao vacance,marina tena kely asa!
Mialona sy manenjika nefa tsy mety mahatratra.
*Ny sasany ndray hoe hande hianatra aty an-dafy ny dia nefa vao tonga aty de tsy nahazaka ny rivotra an-dafy ka tsy nisy fianarana vita akory ary rehefa tapaka ny bourse de tsy maintsy mitady kandra ka mifafatra any @ supermarché na fast food...
De nefa ny ray aman-dreniny any dago tsy maharaka an\'izany fa de hoe any ny zanako any an-dafy mianatra ary andengany ihany koa ny namany hoe mbola mianatra na samy aty an-dafy ara io nefa rehefa mba hifanao fotoana @ zay iny izy no tsy hita in-tsony.
*Ny sasany indray mo vò tonga aty de tsy mieritreritra ny tenany ho gasy intsony fa efa vaza hono nefa tsy fotsy fa mainty.
Betsaka @tsika aty ireo zao no diso fanantenana t@ tonga taty nieritreritra zavatra milay be nefa....
Ka mba isoroana an\'izany maninona no tsy mba lazaina sy apita tsikelikely an\'ireo any dago ny tena fiainana aty mba hanavotana azy ireo
Ragaby o, fiainana daholo izany! Isika samy manana izay tena izay mahafinaritra sy mahatsara antsika tsirairay avy ary ny manahirana antsika. Isika ihany no afaka mandamina ny momba antsika sy ny fifandraisana amin'ny hafa na amin'ny fiainana.
Aza manahy ny hafa momba izay fihetsiny sy ny tiany atao ary izay fiainany satria na any Dago aza anie n'aiza n'aiza dia misy olona manao tahak'io aby e.
Ny tena zava-dehibe ry Gaby amiko dia ny hoe nahavita izay mba ilaina tian'ny saina tratrarina ve ny vatantsika?
Tanjona iray avy no alehantsika na dia samihafa aza ny lalana izorana. Samy mitady izay mahamety ny momba antsika. Tsy maintsy miaina isika ary miezaka ny hotiavina ao anatin'izay ary miezaka ny mitia. Ezaka ny fiainana.
39. kelly13
(
25/03/2009 15:27)
ra any paris kosa klou ragabibedemony d aleo iany miafy @ bus sy metro fa tsy tafa ny mande fiara any a!