Gasy sasany aty an-dafy sy rehefa Tonga any DAGO
61. xxx
(
29/03/2009 05:55)
tsy zakany marina le rivotran-dafy ko aiza ko hatramin'ny ray aman-dreniny tsy mahalala ny tena M 8O :idea:
62. soanja
(
29/03/2009 07:53)
gabidemony:
FAHAMARINANA
Mba jereo tsara ny titre na ny lohahevitra hoe " gasy sasany aty an-dafy sy rehefa tonga any dago "
Hevitra roa samy hafa io.
zavamisy ity
Nisy ankizy zay afaka baka tao dago de nahazo bourse de nianatra ao france ao izy.Ka izy io namako, niara-nianatra zahay tao dago de izy no nande talohako taty de zahay mifampihaona sy mifandefa mail @internet fòna de milaza vao2 sy mitantara ny fiainany aty an-dafy aty izy hoe mianatra izy sady miasa,manofa trano f3(efitra 3)sns... t@zay.2ans taty afara de nande taty italie za.de mbola mifankaheno anay de niteny izy hoe maninona ra mba makaty ela manao vacance kely fa malalaka ny trano za io mantsy zao efa ho tapitra @ty ny fianarako comptable hoy izy sady ny asako ko tsara mba ny asako @zao aide comptabile @zay orinasa zay za hoy izy, de mamaly mo enao hoe ah tena milay kosy zany ko.Inona hoy nareo fa nisy zavatra tsy maintsy nandehanako tany Paris ko any izy no mipetraka de niteny anazy za hoe za zao eto Paris fa afaka mihaona ve isika fa efa mba tonga eto ihany ve de tsy hifankahita? Fa naheno an'io oa izy tonga de boda ny lohany tsy hitany ze nataony fa tonga de niteny tamiko izy hoe:" Hitan'lah fa ny tena marina de zao, reny zavatra noteneniko an'lah reny sy reny soratako @ facebook,sy skyblog reny de lainga daòly fa ny tena marina de vao tonga taty za de nianatra 1taona de tsy naharaka t@fianarana tsony fa varina ny revin'ny paris de tapaka ny bourse de tsy nianatra tsony za de miasa @supermarcher aho zao ary ny tranoko hoy izy tsy le f3 noteneniko iny fa f1(efitra1+douche sy Wc) le @tranon'ny mpianatra reny de na ny ankizy namako eto reny zao hoy izy tsy mahalala an'izany fa elah ihany,eny na ny Ray amandreniko any dago aza tsy mahalala ny tena fiainako aty fa ny fantan'izareo de reo lainga eo ambony ireo.
Kaizy io le zanaka snòbinòby tao dago na tao ampianarana aza t@zany de tsy manaiky ho gisitra mihintsy de kay nitoy hatraty an-dafy aty.
KA MAZAVA @NAO @ZAY V NY TIKO HO LAZAINA RY FAHAMARINANA????????
Olana hafa mihitsy kay izany no manjo ny namanao fa tsy zesta be ka. Manana olana resaka self esteem izy ary tsy zakany ny mihevitra mahantra ara-pitaovana izy, NEFA tsy fantany fa na mipetraka amin'ny toerana faran'izay tsotra ary izy dia mbola nambinin'Andriamanitra matoa velon'aina sy afaka miriaria indrindra tsy an-tanindrazana.
Isika no mila mahalala lalandava hoe tsy ny fananana akory no zavadehibe fa ny zavatra tsapan'ny saina sy ny fanahy manoloana izay misy eo.
Ny fahantrana akory matetika tsy amam-batana no fisehony fa ao an-tsaina sy ara-panahy. Aza manahy ny momba azy!
:-* :-* :-*
63. fahamarinana
(
29/03/2009 08:59)
:arrow: mazava re ragabid a !...eka ouzy ! fa mitovy hevitra amin'ny soanja aho,ilay naman'ise mihintsy no tsary mamely,tokoa moa ! Ekeko anie fa misy tokoa ireo voalaza e,tsy azo lavina fa mi-existe tanteraka ! Ny mba iadiko varotra amin'ise kosa anefa dia mi-existe ny tsy tahaka izany fa saingy mbola tsy nifanena taminy ise !zay fontsiny !
Ny tiako lazaina koa dia efa mba nitsotra ary namana anie na dia voatery aza e !
Aza raisina ho hafa sy aza tafitohina akory amin'izay ambarako fa hevitro monja ireo ary mety ho diso fijery aho anie !...Olombelona ihany sy entin'ny fo !
dia ampiako :-* raha nahasorena an'ise zay nambarako ! :) (l)
Ny tiako lazaina koa dia efa mba nitsotra ary namana anie na dia voatery aza e !
Aza raisina ho hafa sy aza tafitohina akory amin'izay ambarako fa hevitro monja ireo ary mety ho diso fijery aho anie !...Olombelona ihany sy entin'ny fo !
dia ampiako :-* raha nahasorena an'ise zay nambarako ! :) (l)
64. gabidemony
(
29/03/2009 12:37)
Aiza oah! fa eto tsy misy besy sady tsy misy kredy fa ny hevitra no ampiadiana sy ampitaina :* :p
66. niryna
(
29/03/2009 21:22)
Koditra:
Kay ve gaigy be ôtran'zany zany any andafy zany kléaza.
Zà letsy Ragaby ra mbô tonga any andafindafy zany dé tsy mbô izesta zany. Ndraso kalou fa mbola hanao antso avo eto @ serasera mbô hanao tsipaipaika anampiana ny boatin-drakitrako ataoko fré. :lol:
hi,hi, soa ihany fa hoe ny gasy sasany.T
_____________________________________
Soa ny fiainana rehetra ihany io e,na aiza misy ny olona iray rehefa te hidedaka izay izy dia midedaka ka .Matetika koa fa tampany ihany no mikobana ka aza atao hoe mahagaga ,ao ihany koa ny fitsarana ny hafa ,izay no tiany dia aleo izy anao izay tiana ,andainga izy dia mitatao ao an-dohany ny marina fa tsy izany izy
Efa mafana izao aty ry koditra ka averiko amin'izay ny bodofotsinao
hi,hi
67. Koditra
(
30/03/2009 05:09)
Soanja:Marina zany. Ny atsika mpitazana lé mpanome anarambosotra fotsiny oe Ramatikambo na ry Tsimativôlavoakibo na ry Belazao sns...
Ka isika aby mahalala fa ny lainga toy ny salaka ka ny tenany ihany no afatony. Fianaran-desona ho an'lay olana zesta zany fa tsy tokony ho olan'ny mpitazana raha tsy hoe voambaka tao ilay olona tsy mizesta ohatra.
xxx55:Sady tsy elam-bola io fizestiavana io ka! :-D
Avelao kosa izy mba hizesta fa tsy mba afaka nizesta mintsy any an-dafy any :-D :-D
68. Koditra
(
30/03/2009 05:17)
ka tsy nisy fianarana vita akory ary rehefa tapaka ny bourse de tsy maintsy mitady kandra ka mifafatra any @ supermarché na fast food...Fahama :Fangà tsy marina io vôlaza io? Na any andafy na aty dago refa tsy navita fenarana ka tsy mahay mibizna sy tsy misy fonds dé tsy ho talé mihitsy. Tsy misy asa ambany fa ny fanajana azy no zava-dehibe ozizy lé fitenenana zay dônky tsy misy tokony hahamenatra ka andaingàna @zany, matoa mahamenatra anlé olona lé izy tenany ihany no manambany ny asany defa resaka complexe zay. Io complexe io lé tiana horesahana eto.
xxx58:Tsia. Raha nanao xxx ôtranao zao zà dé tsy nametraka an’io kestion io akory enao. Alalino kely fotsiny io vôlazako io dé azonao ny tiko tenenina fa kamo be zà anazava. :lol:
ary sao dia mba i KODITRA ihany no DEMONY klou e!
Niryna : aleo antsoitsika oe Raindedaka no ilazana an'reny :-D :-D . Kay toko mo mbola tany @nao izy iny, notazominao amambolana maro dé tsy tadidiko tsony. Sôtra eh! :-* :-*
69. ari.malala
(
30/03/2009 06:41)
koditra:Iombonako hevitra tanteraka!
Tsy misy asa ambany fa ny fanajana azy no zava-dehibe ozizy lé fitenenana zay dônky tsy misy tokony hahamenatra ka andaingàna @zany, matoa mahamenatra anlé olona lé izy tenany ihany no manambany ny asany defa resaka complexe zay. Io complexe io lé tiana horesahana eto.
70. fahamarinana
(
30/03/2009 11:05)
koditra:
Fahama :Fangà tsy marina io vôlaza io?
:arrow:Za ve niteny hoe tsy marina aloha ? taoko naveriko foana tao ambony ao fa misy fahamarinany fa ilay resaka eto anie r'ise dia izao : lay olona matikambo an,azy iny,fiainany iny,fa ny nomarihiko fontsiny dia ilay teny nataon'ny ragaby hoe mifatratra ka raha dinihana akaiky ,tsy milaza fanaratsiana ve na izay mot mahalaza azy e !sa diso hatrany koa aho eto ?....
koditra:
Na any andafy na aty dago refa tsy navita fenarana ka tsy mahay mibizna sy tsy misy fonds dé tsy ho talé mihitsy.
:arrow:eka ouzy !! za ngaha niteny fa ho tale moa na inona ?..fa io koa anie r'ise arakaraka ny ambition-ny tsirairay e! Amiko manokana na nahavita fianarana na talé na inona dia tsy dia izay no important rehefa tsy manam-pahendrena !Tsy amin'ny titre na ambony iny na ambony no ahafahana mitsara namana iray .Mandainga koa izay milaza fa marina mandrakariva e fa raha izay koa no hanenjehana ny hafa ,indrindra hoe namana dia mbola dinika hafa koa izay ! fa ahy irery koa iny !
koditra:
Tsy misy asa ambany fa ny fanajana azy no zava-dehibe ozizy lé fitenenana zay dônky tsy misy tokony hahamenatra ka andaingàna @zany, matoa mahamenatra anlé olona lé izy tenany ihany no manambany ny asany defa resaka complexe zay. Io complexe io lé tiana horesahana eto.
:arrow: Ny anareo kosa efa teny iraisako hevitra dia mbola averina ihany ! niteny koa za hoe tsy marina ve izay ?...Fa averiko ihany,fiainany izany,azy ihany koa na hipoera izy na tsia !!..
Dia raha complexe no tiana resahana hatrany am-boalohany dia tsaratsara kokoa sy mety nazava ihany koa raha ,d'emblée,izay no nitondrana azy fa rahavao atomboka amin'ny resaka zao sy izao hono ..sns..dia hafa foana no fandraisana azy .Amiko koa zay fa dia ialana tsiny hatrany raha mahatafitohina e! :-* (l)
71. xxx
(
30/03/2009 12:04)
Izao Ragaby a, fianan'olona aza idirana ! Izay reviny ihany io ! Rehefa mbola tsy mitaraina amin-drangahy izy , dia avelao izy hanao ny fianany, tu la fermes !!! It is none of your business !!! Ny anao atao izay mampetipety azy
72. gabidemony
(
31/03/2009 22:51)
ko manininona no idiranao arany ny resaka ra8 sy andy TGV saMY MALAGASY ?
73. gabidemony
(
31/03/2009 22:59)
gasy vaza sa tsy manaiky ho gisitréh!!!!!?????????????
òdòieh!!!!!!!!! :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
òdòieh!!!!!!!!! :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
74. xxx
(
01/04/2009 00:01)
maninona no miasa loha @ fitondrana ankehitriny? tsy mitovy ihany v izany? :-D :-D :-D :-D :-D :-D ok! ry akama fa ny sasany manko de tsy hanaiky ho gisitra @nao eo, aretina mila sitranina io ra-gaby ah! mila vaksiny matanjaka!
75. Koditra
(
01/04/2009 22:17)
Fahama : Mialatsiny fa tsy ho anao irery akory ireo voalazako ireo fa natambatro ho an’ny rehetra izay mety ho diso fandray ny loha-hevitra hatreny amboalohany, enao mo no namerina io frazy io dé enao no tiko hahita azy voalohany fa tsy oe enao aby no niteny ny mifanohitra @ voalazako, mialatsiny eh!
(Tsy ho an’Fahama tsony ity a :lol:) : Marina sy ekena fa fiainany manokana ny fizestiavana sy ny eboebo, ilaina ihany nefa ny iresahana an’ireny tranga ireny eto satri ny forum òtran’zao dia natao indrindra ho fanovozam-pahalalàna sy fampianarana ary indrindra indrindra fakàna lesona sy hampieritreritra an’zay olona mety voakasiky ny dinika. Indraindray nefa dia lé olona voatohitohina tokony haka lesona mangingina sy tsy misy mahalala indray no misendoatra. :roll:
(Tsy ho an’Fahama tsony ity a :lol:) : Marina sy ekena fa fiainany manokana ny fizestiavana sy ny eboebo, ilaina ihany nefa ny iresahana an’ireny tranga ireny eto satri ny forum òtran’zao dia natao indrindra ho fanovozam-pahalalàna sy fampianarana ary indrindra indrindra fakàna lesona sy hampieritreritra an’zay olona mety voakasiky ny dinika. Indraindray nefa dia lé olona voatohitohina tokony haka lesona mangingina sy tsy misy mahalala indray no misendoatra. :roll:
76. ari.malala
(
02/04/2009 06:50)
itan'i koditra, tsy hoe misendaotra, fa otran mandreraka b nge le fanambaniany hoe mifatratra e! d zay no nanaovako hoe manin moa na directeur na secreteur :-D :-D na mpamafa gabone koa aza ts manin! anazy zany, anazy no izestiavany fa tsy tokony idiran'izan'iza! ze anaovany ny fiainany. Hainareo v le hiran Tsivahiny hoe samy manao ze mahafalifaly ny fony olo aby e! d zay itondrana ny fianana :-P
77. fahamarinana
(
02/04/2009 11:24)
koditra:
Tsy ho an’Fahama tsony ity a
:arrow: ngaha ?
Tsy fantatro fa amiko manokana an ,raha tena izay ilay tanjona amin'ny dinika asokatra dia miezaka mametraka teny mba azon'ny sofina henoina (eny e ! io samy manana ny azy koa ).Dia koa tsy mora miakatra rehefa mamaly ny namana na tsy izay aza ny tiana ho heno .Dia koa raha tahaka ny famalinao koa ny hita dia mora raisina koa fa io moa araka ny olona tsi11 sy ny fahelemeny ihany koa ! Haiko tsara be fa raha misy aza mora misendaotra eto amin'ity forum ity dia i Fahamarinana isan'ny lohalaharana,sa ahoana ? Fa izy miezaka ny miala tsiny hatrany na tsy dia voany koa aza manao izay ! :°)
......fa tahaka ny ari koa aho ,ilay mifatratra mihintsy no tsy teliko sy tsy mamiko ,fa mbola ahy iny !
Na izany na tsy izany dia misaotra any ragaby ihany koa nanokatra azy !Araka ny nolazainy hoe ny hevitra no ampiadiana moa fa tsy misy bedy ,tsy misy kredy ! :D (l)
78. ari.malala
(
02/04/2009 14:20)
Fa niverenako novakina hatr volou le resaka, fa ny naman'i gabidemony zany presk mpandainga dool ko! :lol: ny sasany secreteur mandainga ho directeur, ny sasany mpianatra tsy nahavita fianarana mifika ho mipetraka @ trano type F3 :-D :-D :-D d aona zan ragabid :-D :-D
80. gabidemony
(
02/04/2009 21:04)
Misy de misy tompoko ny ho tafitohina sy mahatsiaro menatra ary manongo tena eo @ manodidina indrindra fa ny havany akaiky mahita izany satry ny marina tsy maintsy hivòka fòna de hitodika eny @ havany, ny RaR ny olona mahita ny hadalana, ny zesita ary ny lainga ataony fa izy tsy ho tongasaina @zavatra ataony @'iny fotoana iny.