Gasy sasany aty an-dafy sy rehefa Tonga any DAGO

41. kotobekibo ( 26/03/2009 00:17)
- ny resaka vakansa
zà tsy mbola nizesta izany ref mba nanao vacances tany dago ,
tsoriko @ élah ra gabidemony fa ny akamako ao dago d b vola lavitra noho zà ny ankamaroany , manana 4X4 b milay , manana trano....
zà aza efa mba niafy sy nanao economie hoe hirevena any @ tanàna .
Efa miafy mandava-taona kosa v lé kofa aty d tsy avelan\'élah hirevy ihany ref mba mandalo any @ tanàna .
Tsy midika hoe fanindriana izany satria mampirevy ny akamako sy ny fianakan\'s izay tsy mahatakatra aho .
- Ny kandra aty injay d tsy misy ambany izany lesy a! izay mahavelona no atao . Tsy koi izay kandra atao satria mandray tahaka ny vola raisin\'ny minisitra ao dago (raha tsy manao bizina izy ) ny vola raisin\'elah . Fa mora mivoaka koa an! satria lafo ny fihainana .
Tsika ao dago no tena matin\'ity titre ity !
Samy misy mahatsara sy maharatsy azy dôly na aty ivelany na any dago , aza manaiky maty lolon\'izay b zesta izany .
Misy koa ny mahatakatra aty an! fa tsy hoe mampiesona dôly . Ao ireo manana orin\'asa miisa 1500 ny mpiasany ( mahafantatra aho ) fa saingy vitsy .
- ny resaka fianarana dia loza fa @ voalohany d tsy manana n\'inn n\'inn ny mpianatra . Ao ireo mianto-tena . Ny hofatrano , sakafo , fianarana tsy maintsy haloa . Ny fihainana ao dago iaraha-mahalala , d mbola hiandry ny RAD handefa vola ihany v ? Na boursier aza d tsy ampy ihany ny vola . Voatery mikandrakandra eny . Vizaka ny fitadiavambola ivelomana d ny fianarana no lasa tsy zarizary ( cas-n\'ny ankizy retra io , fa tsy hoe vendrana tsika gasy )
Te hanana frigo élah mba tsy iantsenana isan\'andro , mila vola izany . Mila TV kely mba anarahana ny zv-misy = vola , hikisaka kely fa mba misy fety kely = vola , bus , metro , kahie , stilô , fitaovana special @ fianarana ....fitafiana = vola daholo . Atao ahoana ny tsy hiasa ?

Ny toro hevitro d raha tsy manana taratasy mazava aza mandé aty ivelany fa tena gidra b @ izao fotoana .

42. ari.malala ( 26/03/2009 05:12)
hay v "COMPLEXER" koa ny olona any e :-D :-D :-D :-D :-D :-D tsy azoko mintsy anie hoe inona mintsy ny olan'i gabidemony @ le fiainan'olona e! lany andro mieritreritra ny hafa! fa ny anao manao akory! :-D :-D :-D :-D zà zao tsis irarahiako mitns na manin i gabidemony any na manin, na aiza firenena ipetrahanao na aia! samy eto am serasera d sam mamaly dinika d zay :-P Anazy na izesta aza izy fa ts anao zany! izy no mitafy henatra refa fantatra ny marina fa ts enao donk tsitako ze mahasahirana anao amizany!

kotobekibo, zà ian no ts ampirevena mants refa mandalo aty an! :-P
43. ikaretsaka ( 26/03/2009 11:57)
Ari> ahako mo sh'evena vo hentindroky any @ zao lendafindafindroky zao iiii
44. ikaretsaka ( 26/03/2009 12:03)
Ari> ahako mo sh'evena vo hentindroky any @ zao lendafindafindroky zao iiii
45. ari.malala ( 26/03/2009 12:19)
ika, ahako aza eto Antaninarivo iany k'enao vii aona e hihihi
46. ikaretsaka ( 26/03/2009 12:31)
Efa andafy izany ho anay hatrany @ 170km any atsimo any ko
47. RATOVOARY ( 26/03/2009 12:52)
Io koa ry zalah tsy hoe any andafy ihany no tratran'io toetra ratsy io a! Fa na eto Mada aza rehefa somary misintaka lavidavitra any @ province le ankizy de mba mizesta kely rehefa tonga @ tanàna, Tsaroako tsara t@zah nanao vacance tany aminay farany teo fa ouzy le Dah'toa-nay mantsy ahy "Tonga ry zareo avy any Boeny, avy any @ be vola". Gaga be zah hoe be vola ahoana aza.
NY tiako ahatongavana de misy koa le olona hivantanana mitsy no manindraindra le vahiny kely mba efa niafy amantaonany, avy eo maheno an'izany ity kahiatra de miedinedina tokoa.
Io lazain'i koto io koa no tena misy fahamarinany
kotobekibo:
zà aza efa mba niafy sy nanao economie hoe hirevena any @ tanàna .
Efa miafy mandava-taona kosa v lé kofa aty d tsy avelan'élah hirevy ihany ref mba mandalo any @ tanàna .
Tsy midika hoe fanindriana izany satria mampirevy ny akamako sy ny fianakan's izay tsy mahatakatra aho .

Mba te hampiseho amin'ny fianakam's fa tebna nitady no naleha tany e! de mba ampirevena daholo aloha ze takatry ny hoza-bola. :-D
48. ari.malala ( 26/03/2009 13:17)
Fa misy namako izay (tato @ serasera tato no nifankahalalanay) de tonga avy any @ nilàny ravin'ahitra ary ity izy hono ary nody tany @ ry zareo, fa fongana ny akanjo! milahatra mitnsy hono ny havan-dry zareo iray tanàna miandrandra voandalana! nandalo kely teto Tana izy taloha kelin'ny hodiany, dia izay vao niverina nividividy akanjo... Fa tena gaga ah hoe misy koa ilay olona aty zany mieritreritra hoe refa avy any ampita de lasa mpanakarena be e! :-D :-D
49. arson ( 26/03/2009 13:48)
"Fa tena gaga ah hoe misy koa ilay olona aty zany mieritreritra hoe refa avy any ampita de lasa mpanakarena be e! " lol ny aty mada de mieritreritra izany mits nefa ts fatany akory ny fahoriana refa tonga any. Nena ohatra ny tena tsaroko le refa tonga ny fety mahatsiaro irery enao.
50. gabidemony ( 26/03/2009 20:15)
ko zay no maha demony andragaby kouuuu!!!! o^o :p :lol:
51. ni81 ( 27/03/2009 07:29)
Tsika ao dago no tena matin'ity titre ity !
Samy misy mahatsara sy maharatsy azy dôly na aty ivelany na any dago , aza manaiky maty lolon'izay b zesta izany .
Marina io ka izay mahamety amin'ny fiainana no ijanonana e.
52. gabidemony ( 27/03/2009 12:13)
Marina mintsy ko alou io eh!
Fa ny problème-tsika Malagasy mantsy de ity Matikambo ity,
tsy mety tenenina na ahintsy ....fa tonga de mamaly braingona @zao
hoe: "Inona ko ze idiranao @ fiainako,aza miditra @ kilaoty tsy atonina
fa anà zany fa tsy anao"
Nefa ra te hivòtra isika de ilaina mihintsy ny critique de motivation Ary mila enarana ny miatrika sy mihaino izany mba hahafantaranao ny tsy mety eo @nao na ny zavatra ataonao mba ahafahanao manova azy na manarina @ tokony ho izy.

Fa iza mo isika no tsy azo kritikèna rehefa manao ny tsy mety ? Ny prèsident-tsika aza vao manao ny tsy mety tonga de mahazo ,maika fa isika ?
Mba hahatonga saina azy sy mba hampivelatra ny sainy, mba motiver-ry reto ah!!!
53. xxx ( 27/03/2009 16:11)
gabidemony:

Marina mintsy ko alou io eh!
Fa ny problème-tsika Malagasy mantsy de ity Matikambo ity,
tsy mety tenenina na ahintsy ....fa tonga de mamaly braingona @zao
hoe: "Inona ko ze idiranao @ fiainako,aza miditra @ kilaoty tsy atonina
fa anà zany fa tsy anao"
Nefa ra te hivòtra isika de ilaina mihintsy ny critique de motivation Ary mila enarana ny miatrika sy mihaino izany mba hahafantaranao ny tsy mety eo @nao na ny zavatra ataonao mba ahafahanao manova azy na manarina @ tokony ho izy.

Fa iza mo isika no tsy azo kritikèna rehefa manao ny tsy mety ? Ny prèsident-tsika aza vao manao ny tsy mety tonga de mahazo ,maika fa isika ?
Mba hahatonga saina azy sy mba hampivelatra ny sainy, mba motiver-ry reto ah!!!




Ragaby izao azo critiquer-na tsara hoe be fialonana , any mo Ragaby e ?
54. Koditra ( 27/03/2009 19:27)
Ny fahitako azy dé tsy mety azonareo lé tin-dRagaby tenenina, tsy niteny izy oe asa ambany fa ohatra nentina nilazana fotsiny io @ fizestiavana sy fanambonian-tena, ra Directeur lé toerana misy lé olona ohatra dé lazainy hoe PDG refa aty Dago, raha chef de service dé mi-zeste oé Directeur, raha gardien (ôtranà) dé mifika oe lebany be sns... Mizesta satri tsy misy mahafantatra zé tena toerana misy azy any andafy any.
55. soanja ( 27/03/2009 21:44)
Koditra:

Ny fahitako azy dé tsy mety azonareo lé tin-dRagaby tenenina, tsy niteny izy oe asa ambany fa ohatra nentina nilazana fotsiny io @ fizestiavana sy fanambonian-tena, ra Directeur lé toerana misy lé olona ohatra dé lazainy hoe PDG refa aty Dago, raha chef de service dé mi-zeste oé Directeur, raha gardien (ôtranà) dé mifika oe lebany be sns... Mizesta satri tsy misy mahafantatra zé tena toerana misy azy any andafy any.


Ka isika aby mahalala fa ny lainga toy ny salaka ka ny tenany ihany no afatony. Fianaran-desona ho an'lay olana zesta zany fa tsy tokony ho olan'ny mpitazana raha tsy hoe voambaka tao ilay olona tsy mizesta ohatra.


56. xxx ( 27/03/2009 22:05)
Avelao kosa izy mba hizesta fa tsy mba afaka nizesta mintsy any an-dafy any :-D :-D :-D Rehefa tsy misy miraika ve izy tsy hangina eo.
57. gabidemony ( 28/03/2009 12:23)
merci ra KODITRA fa tena izay mintsy no tiko holazaina fa ny sasany tsy maharaka mintsy fa mandray an-tendrony... ^:^ ^:^ ^:^
58. fahamarinana ( 28/03/2009 13:37)
:arrow: Koditra sy ragabid : iverenantsika ilay nolazainao tery ambony,raha tsy mahadiso aloha !
ragabid:
ka tsy nisy fianarana vita akory ary rehefa tapaka ny bourse de tsy maintsy mitady kandra ka mifafatra any @ supermarché na fast food...

Tsy resaka fandraisana an-tendrony fa tena io voalazanao io e ! Rahavao ny asa no anaovana fampitahana dia lasa foana misy hoe ratsy na tsara ,ambony na ambany !...Amiko zay !
Ny tiako hiverenana monja dia ny hoe tsy voatery ny tsy fahazakan'ny rivotra andafy no tsy ahavitana fianarana fa mety misy antony hafa koa !
Na izany aza moa samy manana ny toetrany sy ny mety aminy koa anie ry zareo e !..Izay ilay mahasamihafa ny tsirairay ! sa ahoana ? :) (l)

59. xxx ( 28/03/2009 13:48)
merci ra KODITRA fa tena izay mintsy no tiko holazaina fa ny sasany tsy maharaka mintsy fa mandray an-tendrony...
ary sao dia mba i KODITRA ihany no DEMONY klou e! :-D :-D
60. gabidemony ( 29/03/2009 05:49)
FAHAMARINANA
Mba jereo tsara ny titre na ny lohahevitra hoe " gasy sasany aty an-dafy sy rehefa tonga any dago "
Hevitra roa samy hafa io.
zavamisy ity
Nisy ankizy zay afaka baka tao dago de nahazo bourse de nianatra ao france ao izy.Ka izy io namako, niara-nianatra zahay tao dago de izy no nande talohako taty de zahay mifampihaona sy mifandefa mail @internet fòna de milaza vao2 sy mitantara ny fiainany aty an-dafy aty izy hoe mianatra izy sady miasa,manofa trano f3(efitra 3)sns... t@zay.2ans taty afara de nande taty italie za.de mbola mifankaheno anay de niteny izy hoe maninona ra mba makaty ela manao vacance kely fa malalaka ny trano za io mantsy zao efa ho tapitra @ty ny fianarako comptable hoy izy sady ny asako ko tsara mba ny asako @zao aide comptabile @zay orinasa zay za hoy izy, de mamaly mo enao hoe ah tena milay kosy zany ko.Inona hoy nareo fa nisy zavatra tsy maintsy nandehanako tany Paris ko any izy no mipetraka de niteny anazy za hoe za zao eto Paris fa afaka mihaona ve isika fa efa mba tonga eto ihany ve de tsy hifankahita? Fa naheno an'io oa izy tonga de boda ny lohany tsy hitany ze nataony fa tonga de niteny tamiko izy hoe:" Hitan'lah fa ny tena marina de zao, reny zavatra noteneniko an'lah reny sy reny soratako @ facebook,sy skyblog reny de lainga daòly fa ny tena marina de vao tonga taty za de nianatra 1taona de tsy naharaka t@fianarana tsony fa varina ny revin'ny paris de tapaka ny bourse de tsy nianatra tsony za de miasa @supermarcher aho zao ary ny tranoko hoy izy tsy le f3 noteneniko iny fa f1(efitra1+douche sy Wc) le @tranon'ny mpianatra reny de na ny ankizy namako eto reny zao hoy izy tsy mahalala an'izany fa elah ihany,eny na ny Ray amandreniko any dago aza tsy mahalala ny tena fiainako aty fa ny fantan'izareo de reo lainga eo ambony ireo.
Kaizy io le zanaka snòbinòby tao dago na tao ampianarana aza t@zany de tsy manaiky ho gisitra mihintsy de kay nitoy hatraty an-dafy aty.

KA MAZAVA @NAO @ZAY V NY TIKO HO LAZAINA RY FAHAMARINANA????????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2687