Ny fahitako azy dia diso fanatique t@ Ra8 ny malagasy maro, nihevitra azy ho Mesia hamonjy azy ... kanjo vao nahita ny bétises -ny rehetra dia tena diso fanantenana tanteraka ... tsy afaka miiratra intsony @ izao , tsy afaka mandinika fa dia io fa roboka lasa fanatique @ TGV indray ... toy ny mbola tsy fay ...