eto ny firenena

1. noeline ( 03/04/2009 14:05)
tena efa tsirariny mihintsy ny famonany olona ireny teny ambohinjatovo sy ny teny ambotsirohitra fa ny vahoaka no naninona azy no ampinjaliana hotrany izany hoy i noeline dia valio
2. ni81 ( 03/04/2009 18:13)
tena efa tsirariny mihintsy ny famonany olona ireny teny ambohinjatovo sy ny teny ambotsirohitra fa ny vahoaka no naninona azy no ampinjaliana hotrany izany hoy i noeline dia valio
tsy rariny aloha ny famonoana olona e! (valiny) :(
3. Mirananirina ( 04/04/2009 08:58)
Indrisy manko,fa izany indray angamba ny lalàna vaovao.amin'izay tsy misy intsony ny mpigrevy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6504