gidro antitry ny serasera

1. Papoose ( 03/04/2009 02:08)
sady mime rery za mamorona an'ity dinika ity!!!

hoe misy koa ve ny dinosauren'ny serasera manao reapparition ohatran'ny le fomba filaza @ mpanao politika @zao??? dia manao fantomas? :-P :-D
novalian'i xxx ny 17/04/2009 02:10
2. dadabe ( 03/04/2009 04:52)
papoose izao efa goika antitra kle hahaha :-D
3. rova30 ( 03/04/2009 09:43)
:-D papoose " gidro " tsy maninona, fa tsy "antitry ny..." kosa , tsy ekena e!!!!
sady aza memezadriko fa lasa menatra ny ny olona :oops: :-D
4. ari.malala ( 03/04/2009 10:21)
io fa nipoitra ny tena dinausore kle :-D :-D :-D

dadabe, arabaina nitsangana tam maty kle :-D :-D :-D
5. RATOVOARY ( 03/04/2009 12:03)
Gidro, antitry ny serasera ; de zahay zany inona, soavaly vao ve? :-D :roll:
Mbola zaza vao iray ranon'orana kely :oops: :o
Ary aiza daholo marina ary le mpandray anjara mavitrika talohaloha teo ireny e! :?: :?: :?:
6. Papoose ( 03/04/2009 13:23)
grand papa, zah v efa goaika antitra??? :-D :-D

rovatelopolo, le fomba fiteny no tena mampihomehy ahy fa tsy le olona ao anatin'ilay sokajy ka!! :D

aricherie, njy kou arahabaina fa mbola eto foana :-P
7. ari.malala ( 03/04/2009 13:37)
papoose, za efa nalaelo we nankaiza az le zazakely mampime iny :-P :-D :-D
8. ni81 ( 03/04/2009 18:14)
Gidro, antitry ny serasera ; de zahay zany inona, soavaly vao ve?
Mbola zaza vao iray ranon'orana kely
Ary aiza daholo marina ary le mpandray anjara mavitrika talohaloha teo ireny e!
:lol: :lol: raha ny eritreritro dia ao daholo ihany ireny fa mamadika palitao fotsiny e! :)
9. Mirananirina ( 04/04/2009 09:00)
Maninona marina ary no lazaina hoe gidro,tsy aleo ve rajako :) hoatrana
10. ari.malala ( 06/04/2009 06:14)
Mirananirina, :-D :-D :-D tena rajako v kle :-D :-D :-D
11. Mirananirina ( 06/04/2009 10:26)
Mirananirina, tena rajako v kle

Tsy hitanao aminy paoziko ve e
12. sitlo ( 06/04/2009 21:36)
:evil:
13. xxx ( 17/04/2009 02:10)
sitlo:

:evil:



:P ... gidrro hono ... :D ireny tokoa no biby any amin'ny tanĂ na ka atao ahoana :P :wink:
izaho aloha dia mi tsiky foana dia ampy na aiza na aiza misy ahy, ary na tsy tafandalo aza mahatsiaro foana ...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2781