Eritreritra mandalo
xxx
(
18/03/2009 03:00)
Tsy misy tour de vita!
Tsy misy tour dia vita!...
tohiny
novalian'i Lejoba ny 18/03/2009 16:05
tafita
(
17/03/2009 21:41)
Izao isika namana ato anaty serasera
dia mba mihevera
ka hiara-mivondrona hanomana ny ho avy
na lahy na vavy
satria misy olona tena mahavita azy
tsy hoe vazivazy
fa mila olom-banona sady hendry ...
tohiny
novalian'i kotobekibo ny 18/03/2009 22:26
bazylou
(
17/03/2009 20:49)
resy ho aho nitsoka fotsiny sisa no nataony!!!!!!!...
tohiny
ari.malala
(
17/03/2009 07:38)
Miarahaba,
Tsy any @ politika no nandefasako ity satria eritreritra nandalo iany moa ny ahy.
Angaha moa ny sivily tsy tokony hanana fahazoan-dalana vao afaka mitana fitaovam-piadiana? Ary raha ...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 26/03/2009 05:15
naughtyboy
(
13/03/2009 15:04)
Niniako tsy nalefa tany @ adi-hevitra politika ity resaka ity fa teto satria betsaka ireo tsy mandinika ny voalaza fa mandray an-tendrony ho taratry ny faniriana iray ihany manambatra ny fanantenan-ts...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 27/03/2009 08:43
Lejoba
(
12/03/2009 15:01)
Niniako natao tato ity satria ahiako tsisy hamaky raha nataoko tao @ dinika hoy ny gazety
http://forum-madagascar.com/articles/entry/Bresil-L-avortement-d-une-fillette-de-9-ans-bouleverse-le-Br-sil
...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 17/03/2009 10:12
yvonKEL
(
12/03/2009 10:31)
Mba mila mieritreritre kely le mandefa sary x eto fa lasa tsy ady hevitra no atao fa lasa vetaveta. nefa tsy izy irery no mijery eto fa marobe: misy -16 ans akory aza...
tohiny
novalian'i Rafahafahana ny 12/03/2009 12:34
ainaheri
(
12/03/2009 09:40)
An'iza marina ilay hotel 5 etoiles eny Ivato,anny fanjakana sa an'olon-tsotra,raha io farany io d an'iza???...
tohiny
novalian'i ainaheri ny 18/03/2009 18:53
soanja
(
12/03/2009 04:32)
Mba eritreritra nandalo tokoa ny ahy ity dia zaraiko aminareo. Kiano/tohano aho fa vonona hiaino ny feonareo.
Tiako i Madagasikara ary tena faniriako ny hananany filaminana sy fivoarana ary firoboro...
tohiny
novalian'i xxx ny 18/03/2009 14:50
xxx
(
11/03/2009 12:45)
Nisy kofa niara-nianatra tamiko teny amin'ny anjery manontolo izay hoy aho lasa nanao officier gasy.
Mba tia ahalala kokoa ny ao amin'ny tafika ao aho mantsy. Nisy colonel niara-nianatra taminay iny ...
tohiny
novalian'i xxx ny 11/03/2009 16:52
RATOVOARY
(
11/03/2009 06:58)
[quote=Gazetiko]Nandritra ny adiny roa no tsy hita ity omby vavy iray fa nihitsoka tao anaty rano rehefa niampita teo amin’ny tetezan’Andovosira, any Mananjary, ny alatsinainy 9 martsa teo. Gaga ...
tohiny
novalian'i ravonjison ny 13/03/2009 10:15
benasy
(
10/03/2009 09:30)
Mba hisorohana ny tsy fetezan-javatra kely, mety hanohintohina ny fihevitry ny hafa anefa ; dia heveriko ho adidy ny manamarika etoana : fa toa tsy mety loatra ny fampiasana ilay hoe : « [b]adolantse...
tohiny
novalian'i benasy ny 14/03/2009 08:01
jetl
(
09/03/2009 16:59)
Tokony mba handinika ihany ireny olona miteniteny foana antelefonina @ alalan'ny radio ireny INDRINDRA TAO @ RADIO ANTSIVA milaza fa hoe : tena tsy mety ny ataon'ny emmonat fa mampihorohoro vahoaka ho...
tohiny
novalian'i ninimalala ny 11/03/2009 06:25
rabaradaka
(
09/03/2009 06:42)
Mba nampieritreritra ahy dadatoa ilay hoe pelaka hono i Ivohasina....
tohiny
novalian'i kofbay ny 04/05/2009 12:27
RATOVOARY
(
06/03/2009 07:09)
Fa inona marina no mahatonga ny olona ho saro-kenatra ?
:-w :-w ...
tohiny
novalian'i soanja ny 13/03/2009 15:05
soanja
(
05/03/2009 00:41)
Maninona isika no mora sendotra ka hanangam-bovona lava rehefa mi-forum na amin'ny fiainana andavanandro?
Natao hifanazavana sy ifampianarana ary ahafantarana ny hafa anie ny Forum. Azo atao tsara t...
tohiny
novalian'i soanja ny 13/03/2009 14:57
ratonga
(
02/03/2009 21:46)
Nasaina nosoloin'ilay rangahy ny kisoa novetavetainy
Tratra am-bodiomby nanao firaisana tamina kisoan'olona, tao Fotsialanana, kaominina Ambatoafo, any amin'ny distrikan'i Sambava, ny rangahy iray to...
tohiny
novalian'i zita ny 12/03/2009 12:56
ari.malala
(
02/03/2009 08:52)
Miarahaba ny rehetra,
Ohatran'ny ahoana kay ny atao hoe olona masika? dia inona ny fomba ialana @ ilay fahasiahana? :oops: tsy zany mantsy fa tsy olona 1 no niteny tamko fa za hono masika, za nefa ...
tohiny
novalian'i soanja ny 05/03/2009 17:01
ari.malala
(
27/02/2009 10:47)
Aminareo, tsara ve sa ratsy ny toetra "démonstratif"? azavaiko, za refa misy zavatra tiako eny @ olona 1 d avy de teneniko hoe tiko ny toy izao, ohatra hoe mafinaritra ahy ny akanjony d avy de miteny...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 05/03/2009 06:22
fanogasy
(
26/02/2009 07:34)
toa nangingina sy nisy niteny intsony ny pomba anandriamatoa ravalomanana taorianan'iny fanambaniana nasehony ny rehetra omaly ny;nefa talohan'io moa ve tsy toy ny ...(aleo tsy tenenina)ny fifanaratsi...
tohiny
novalian'i cocorie ny 26/02/2009 12:13
