Mandiniha ihany aloha vao miteny

1. jetl ( 09/03/2009 16:59)
Tokony mba handinika ihany ireny olona miteniteny foana antelefonina @ alalan'ny radio ireny INDRINDRA TAO @ RADIO ANTSIVA milaza fa hoe : tena tsy mety ny ataon'ny emmonat fa mampihorohoro vahoaka hono anefa izao vao ray andro no tsy nisy emmonat dia Tranombarotra Goavana Voroba indray no nitranga tetsy tanjombato , nampalahelo satria io sisa no mba grande surface sisa teto @ viille, tokony hanao fanambarana i MG Odon fa tsy tokony hotohizana intsony ny fitokonana fa tena manimba zavatra, ary matoa koa ange ny emmonat misambotra sy manenjika dia hita fa jiolahimboto no mifanehitra aminy e! Tsy tokony omena rariny intsony ireny mpadroba ireny manjary mahazo vahana ka mitohy hatrany ny fandrobana.
2. rabingogilabanga ( 09/03/2009 18:00)


> La justice sans la force est impuissante, la force sans la justice est tyrannique.
[Blaise Pascal]
3. sitlo ( 09/03/2009 18:05)
et les poissons morts? :°)
4. TEGEVE ( 09/03/2009 21:23)
anaka rabingogilabanga
"rehefa tsy eo ny saka dia mandihy ny totozy" [Ny Ntaolo] (l) (l)
5. ndenn ( 09/03/2009 22:22)
Lasa ny mamba dia misosoka ny voay. :-o
6. pikatti ( 09/03/2009 22:37)
ilaozan'ny Totozy Gaigy Vrakiny be mamosavy sy mangalatra fromazy zany ééééééééééééé :-D :-D :-D :-D
7. mimioa ( 10/03/2009 10:12)
tsak sôz a sa fin
8. ninimalala ( 11/03/2009 06:25)
jetl: fa isika tsirairay mahitsy no tokony handinika de manaraka tsara ny tantara fa aza miteniteny fona satria iza no mamatsy ireny ? le mpandromba io an, diniho tsara be fa efa hatrany amboalohany no nandroba reny olona ireny tsy nataon'ny emmonat inon'inona fa ny vahoka no nasina, matoa tsy asina ao raha de mba diniho eh, nisy fanambarana goavana omaly avy t@ zandary hoe fantatra iza no mamatsy reny mpandroba reny, zao lasa nitsoka any ivelany any ko naninona ra niandry teo ihany, avy eo anefa tsy ho voafehiny intsony reny fa de gabo raraka. Aleo samy mandinika eh
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3759