Coe Kintana mandeha: OVNI ve sa Satellite hita teto Tanà?

1. xxx ( 16/02/2009 05:47)
Nandinika à oeil nu ny lanitra aho omaly hariva @ 07 ora 30 eo de nahita toy ny tain-kintana mandeha be in'efatra nisesy (samihafa an!) tao anatin'ny 15 minutes angamba ary même direction dhl. Tsy possible hoe avion fa tena même niveau @ kintana ary ohatran'ny kintanta mihintsy nefa mandeha sa satellite? sa OVNI?
Lasa ny eritreritra hoe mba misy observatoire du ciel ve eto Dago e? Raha misy mahafantatra de mba lazao fa mahaliana e!
novalian'i soanja ny 24/02/2009 00:49
2. soanja ( 16/02/2009 14:19)
xxx:

Nandinika à oeil nu ny lanitra aho omaly hariva @ 07 ora 30 eo de nahita toy ny tain-kintana mandeha be in'efatra nisesy (samihafa an!) tao anatin'ny 15 minutes angamba ary même direction dhl. Tsy possible hoe avion fa tena même niveau @ kintana ary ohatran'ny kintanta mihintsy nefa mandeha sa satellite? sa OVNI?
Lasa ny eritreritra hoe mba misy observatoire du ciel ve eto Dago e? Raha misy mahafantatra de mba lazao fa mahaliana e!


Tena afaka mahita ny sambon-danitra sy ny International Space Station tokoa ianao rehefa mi-orbit ry zareo, ka manana position 386 km ambonin'ny Planetantsika. Vao haingana no nisy sambon-danitra lasa ka ny fiantsonany eo amin'ny dock sy ny fialany eo no mety hitanao ary amin'ny masontsika tsy misy fahita-lavitra dia toa mifanenjika ry zareo na miara-mizotra aza indraindray.
Indraindray dia manary rano tsy ilaina ry zareo ao anaty sambon-danitra ka io no mety tazanao koa manenika ilay faritra isehoany.
Tena fotoana tokony ahitany io hetsika ambony lanitra io any Madagasikara izao satria entre Fevrier 13 sy Fevrier 25 dia mandalo eo Mada ny fijerena ny orbit ny ISS.

Mazotoa mandinika ny lanitra fa mahafinaritra ny zavatra tehiriziny ho antsika. Misaotra indrindra nizara.



3. ikaretsaka ( 16/02/2009 18:26)
Tena fotoana tokony ahitany io hetsika ambony lanitra io any Madagasikara izao satria entre Fevrier 13 sy Fevrier 25 dia mandalo eo Mada ny fijerena ny orbit ny ISS.

marina!
4. xxx ( 23/02/2009 12:25)
Fa de tena isan'andro sy même heure mihintsy ve ry zareo? Fa tena misy ohatran'ny kintana manandrambo mihintsy ny paoziny an!
Mahafinaritra alo sady mahavariana e! Merci nizara ry Soanja a!
5. soanja ( 24/02/2009 00:49)
xxx> :-* :-* :-* :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2201