Zaza nifamadika ,56 taona taty aoriana vao nino tokoa fa hay
1. niryna
(
12/05/2009 16:14)
Asa ihany izay mba tokony ataon'ireny hopitaly ireny fa dia maro no mifangaro ny zaza ,aiza ka taty aoriana vao niteny ilay ramatoa hoe tsy zakako intsony fa aleo ho teneniko fa efa niteny ihany ity olona hoe toa nifamadika ny zanany.
Jereo ary eto ary maro no nitranga toa izany.
Azavaiko amin'ny teny gasy ihany avy eo raha misy tsy mahazo
http://news.aol.com/article/switched-at-birth/475671?icid=main|hp-laptop|dl1|link2|http%3A%2F%2Fnews.aol.com%2Farticle%2Fswitched-at-birth%2F475671
Arosoy ny manaraka fa misy sary maro eo 12 eo
Tonga dia asio marika ary ny zanakareo rehefa vao teraka mba tsy ho diso fanantenana raha sanatria ka mitranga izany
(l) niryna

novalian'i niryna ny 15/05/2009 10:51
3. mmmhh
(
13/05/2009 07:03)
Rah zany aloha, sur fa tsy hitovy @ le notezainao an-taonany maro ny fitiavanao an'le tena zanakao e,
Le nifandray taminao an-taonany maro no tianao LAVITRA noho ilay iray tena zanaka nefa tsy notaizaina,
Tsy misy n'inninn ilay Jereo eto,
de ahoana hozy ny fitsarana @ reny? iza no mitana ny garde n'ilay olona, eny e 56 ans zany aloha efa lehibe e, fa rah hoe mbola kely le zaza, sa izay ifanarahan'ny RAD roa tonta??
Ny Taty Madagasikara ndray ny efa henoko, olona mody manao bevohoka, de mianaraka @ le sage-femme n'ny hopital, de hoe hiteraka, de hatao mintsy izay mody hietsehan'ny zaza @ alina be @ fotoana misy olona hafa tena hiteraka, de mampiteraka an'ilay iray (tena izy) aloha le sage femme, de lazainy aveo hoe tsy azo le zaza, nefa tsy omeny an'le reniny akory le zaza tsy azo, de iny no omena an'le ramatoa iray be fikafika,
Tao Moramanga tao io zavatra io no nitranga, fa nitory ilay tompon-jaza aveo, de fantatra ihany,

4. xxx
(
13/05/2009 07:15)
Io ilay atao hoe erreur dans le travail. Raha voaporofo fa tsy fanahiniana na hoe vokatry ny tsirambina na tsy fahaizana mi-organizer ilay izy dia tokony tsy hisy tsiny be loatra. Fa raha nohon'ny tsirambina teo @ ireo sage-femme sy ireo mpikarakara dia tokony hiakatra fitsarana ny raharaha satria dia fiainan'olona izany ka tsy azo atao tsirambina.
5. niryna
(
13/05/2009 14:31)
Papoose:
sady mampalahelo no mahafaly le izy marina!
ahoana tokoa re e,tsy hifandray tsara toy ny ireo niaraka nitazaina aloha izy ireo e.Fa dia manomboka mamorona fitiavana vaovao indray izany na hoe miezaka ny mifankatia,mifankahalala sns .Fa tena mbola lavitra ny afo ny kitay aloha e
:D
6. niryna
(
13/05/2009 14:43)
mmmhh:izaho koa manaiky an'izany tanteraka
Rah zany aloha, sur fa tsy hitovy @ le notezainao an-taonany maro ny fitiavanao an'le tena zanakao e,
Le nifandray taminao an-taonany maro no tianao LAVITRA noho ilay iray tena zanaka nefa tsy notaizaina,
ilay sary eo ambony andraso averiko indray fa nivoaka ilay izy ka,nalainy ilay zaza dia andeha amidiny,teo ampanaovana ny taratasy rehetra fananganan-jaza izy no tratra ilay ramatoa.Ny hopitaly sasany izao dia isaina ny olona miditra ao ary asiana zavatra maneno ny mpitisidika ka tsy mivoha ny varavarana raha tsy miteny ny mpiambina varavarana hoe andeha hivoaka aminm'izay aho.Dia tsy afaka mitondra zanak'olona intsony izany izay mieiritreritra izany.Fa tena toa tsy zakako kosa aloha raha nampifamadihany ny hafa izany ny zanako e.Nisy iray koa mirahavavy izy ary mbola tsy feno herintaona izy ireo,narary ilay iray ka nila ra ary dia nakana ra ny rar kanefa dia tsy nisy nitovy ny an'ilay zaza.Teo vao natao ny fikarohana ary nanaiky ireo rar roa tonta fa rehefa feno herintaona izy roa dia atao ny fifanankalozana azy ireo.Nandritra izay fotoana izay kosa aloha dia efa natao izay hifanereseran'ireo rar roa tonta ny zaza e.Mazava e
Tsy misy n'inninn ilay Jereo eto,
de ahoana hozy ny fitsarana @ reny? iza no mitana ny garde n'ilay olona, eny e 56 ans zany aloha efa lehibe e, fa rah hoe mbola kely le zaza, sa izay ifanarahan'ny RAD roa tonta??
efa lehibe izy roa vavy ary efa nifankahita ,ny renin'ilay iray no niteny tamin'ilay olona niray vody rindrina taminy ary dia notazominy tao am-pony nandritra ny taona maro ilay izy ,maty ny renin'ilay iray dia iny izy fa tsy naharitra intsony fa tena nanitikitika ny saina amam-panahiny.Ela loatra tokoa e [quote]
Ny Taty Madagasikara ndray ny efa henoko, olona mody manao bevohoka, de mianaraka @ le sage-femme n'ny hopital, de hoe hiteraka, de hatao mintsy izay mody hietsehan'ny zaza @ alina be @ fotoana misy olona hafa tena hiteraka, de mampiteraka an'ilay iray (tena izy) aloha le sage femme, de lazainy aveo hoe tsy azo le zaza, nefa tsy omeny an'le reniny akory le zaza tsy azo, de iny no omena an'le ramatoa iray be fikafika,
raha miverina moa ny zaza ka aninona fa ilay manjavona no mampalahelo.
Tao Moramanga tao io zavatra io no nitranga, fa nitory ilay tompon-jaza aveo, de fantatra ihany,
Rehefa tonga ireny fetin'ny maty ireny dia misy firenena maro mankalaza azy,toy ny amerika ary any amintsika ny akanjo fanaovana izany no atao ny sasany(ireo zone franc no manao azy dia ahondrana any amerika) ,dia manao akanjo mampatahotra na mask na izay tiany ny olona ary amin'io fotoana io no betsaka ny zaza eran-tany no very.Fotoana fanaovan'ny devoly fati-dra hono izy io ary dia tena manjavona tsy hita tokony ny ankizy marobe,tsy fantatra hoe olon-dratsy na olona mankalaza ilay fety ireo olona manao mask ka eo no tena mipetraka ny olana sy mora ho azy ireo no mangalatra ny zanak'olona.
:oops: :oops: :oops: :cry:
7. niryna
(
13/05/2009 14:44)
xxx:
Io ilay atao hoe erreur dans le travail. Raha voaporofo fa tsy fanahiniana na hoe vokatry ny tsirambina na tsy fahaizana mi-organizer ilay izy dia tokony tsy hisy tsiny be loatra. Fa raha nohon'ny tsirambina teo @ ireo sage-femme sy ireo mpikarakara dia tokony hiakatra fitsarana ny raharaha satria dia fiainan'olona izany ka tsy azo atao tsirambina.
hitakou .fa hatramin'izao anie dia mbola misy foana e
8. niryna
(
13/05/2009 14:47)
niryna:
Jereo ary eto ary maro no nitranga toa izany.
Azavaiko amin'ny teny gasy ihany avy eo raha misy tsy mahazo
http://news.aol.com/article/switched-at-birth/475671?icid=main|hp-laptop|dl1|link2|http%3A%2F%2Fnews.aol.com%2Farticle%2Fswitched-at-birth%2F475671
Arosoy ny manaraka fa misy sary maro eo 12 eo
Tonga dia asio marika ary ny zanakareo rehefa vao teraka mba tsy ho diso fanantenana raha sanatria ka mitranga izany
io averiko io indray ary e raha tsy nahita hianao e
http://news.aol.com/article/switched-at-birth/475671?icid=main|hp-laptop|dl1|link2|http%3A%2F%2Fnews.aol.com%2Farticle%2Fswitched-at-birth%2F475671
9. niryna
(
13/05/2009 15:03)
niryna:
Azavaiko amin'ny teny gasy ihany avy eo raha misy tsy mahazo
http://news.aol.com/article/switched-at-birth/475671?icid=main|hp-laptop|dl1|link2|http%3A%2F%2Fnews.aol.com%2Farticle%2Fswitched-at-birth%2F475671
Arosoy ny manaraka fa misy sary maro eo 12 eo
http://news.aol.com/article/switched-at-birth/475671?icid=main|hp-laptop|dl1|link2|http%3A%2F%2Fnews.aol.com%2Farticle%2Fswitched-at-birth%2F475671
klikeo ilay sary amin'ny havanana raha mivoaka fa raha moa dia izao no tantara
Ity indray ary ny tantara manaraka
Ireo indray misy sarin'izy mianaka ) rainy sy ny zanany vavy izay tsy nifankahita nandritra ny 27 taona,noentin-dreniny nandositra tany Ecuador ilay zaza ary nisy nilaza fa maty ka rehefa nanao fikarohana tamin'ny google ity rainy(nitady an-janany dia nahita tovovavy koa nanao fikarohana( ny rainy) ary dia nifankahita soa aman-tsara izy mianaka
=D> (l) (l) ^:^
10. Mirananirina
(
14/05/2009 13:43)
Marina ny anao ry nyrina,efa mitandrina tsara izao ny mpiasa fa asa moa fa dia misy foana ny mifamadika e
11. niryna
(
15/05/2009 10:51)
Mirananirina:
Marina ny anao ry nyrina,efa mitandrina tsara izao ny mpiasa fa asa moa fa dia misy foana ny mifamadika e
:D :D Ity indray misy iray
Samy polisy izy ireo ary rehefa niditra niasa tao amin'ilay toerana iray ity tovolahy dia nandeha teny ny resaka sy fifantsafana samy hafa ,tonga tany amin'ny resaka hafa ilay izy dia ilay rangahy lehibe nitady ny zanany lahy.Tamin'ny fahatanorany hono izy dia nahafantatra fa manan-janaka lahy saingy tsy itany mihitsy ilay zaza.Rehefa nandeha teny ny resaka dia nanao DNA izy mianaka ary teo no nahafantarana fa io polisy vao niditra io dia zanany .