Mety ho tratra ihany ve ny tanjona ?

1. niryna ( 15/05/2009 11:06)
Jereo raha mba mey mahasoa anao ity.Misy efatra no fomba ahatongavana amin'ny tanjona iray na zaatra tiana atao na noeritreretina atao:
ny voalohany dia rafitra atao amin'izany tanjona tiana atao izany
ny faharoa dia ny vavaka ato mba ahatanteraka ilay tanjo ho tratrarina raha toa ka mahasoa
ny fahatelo dia ny fanantanterahana izany tanjona izany
ny fahefatra dia ny ny fananana fanantenana tsy ankijanona amin'izany tanjona tiana atao izany

Ny tsy fahombiazana no zavatra kely indrindra manakana tsy ahatongavana amin'izany
Raha misy zavatra tiana atao izany dia ezaho ny ahatanterahana azy hatramin'ny farany,nahavita izany ve hianao sa mbola misy akanjo tsy voazaitra ao anaty harona ao na taratasy tokony alefa kanefa dia miandry ny ampitso lava ,hi,hii
Tsy mora fa mila fikirizana kely fotsiny sy mandingana indray mandeha isan'andro dia tonga ilay tanjona a,vita ilay zavatra tiana atao o oo

(l) niryna
2. Koditra ( 16/05/2009 09:55)
Matetika olana ry Niryna dia eo @ fotoana sy ny resabola, ny fotoana alo azo ikafiriana ihany fa lé tsy fahampian'ny vola ho enti-manatanteraka no gravy, ny volako ao zao andoavana ny faktioran'Jirama efa misy recommandé sisa dia ataoko akory ary? :)
3. ikaretsaka ( 19/05/2009 12:39)
izay mihitsy
4. Mirananirina ( 21/05/2009 10:26)
Merci niryna
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3165