Eritreritra mandalo

niryna ( 27/09/2009 04:44)
Misy teny izay mba tiako azavaina izay mahafantatra Inona no heviny ary iza amin'ireo no tsara na hoe aleo ....toa izay .... [b] Joko miha-solanga sa solanga miha-joko ? [/b]ahitsiho raha diso il... suite
répondu par niryna le 28/09/2009 17:08
xxx ( 13/09/2009 07:54)
Hita taratra @ olona iray ny toetra ananany rehefa jerena ny fomba firesany na ny fomba fiteniny. Sa ahoana hoy ianareo?... suite
répondu par ikaretsaka le 25/09/2009 17:41
Bazily ( 10/09/2009 06:39)
Ilaina ve ny mandainga? Dia @ fotoana manao ahoana no tokony handainga.... suite
répondu par ndenn le 21/09/2009 11:49
soanja ( 09/09/2009 15:00)
WAOWWWW hafaliana be ny ahy fa androany kay ny 09-09-09! am 9 ora marina aty aminay! Arabaina daholo zany isika rehetra nahatratra ity andro ity. Tsy misy zavatra hoe hinoako akory momba an'io n... suite
répondu par jhouhlambout le 14/10/2009 17:08
lako ( 09/09/2009 11:57)
Tena mistery mitsy ry reto ty an!!! Ny Tonton vadiko any andafy izy zao efa nahita mitsy fa ny namany no voan\'io!!efa ela ty resaka ty an!!izy ary efa 62 ans!!de lazainy fa mbola misy atr@ zao hono ... suite
répondu par xxx le 10/01/2010 20:27
Envy7 ( 02/09/2009 08:00)
[b] Fanainga lavitra, Ody fitia,Matotoa,....inona koa?[/b]... suite
répondu par mpisotrtoaka le 25/09/2014 13:31
niryna ( 01/09/2009 16:27)
Toa fiteny foana ny hoe azon'ody aty amintsika ,na hoe voan'ny ody fitia ilay olona ,tena misy tokoa ve izany ody fitia izany ? Angamba kosa hoy aho izay tia adala fa tsy misy izany amiko.Tsy mbola ... suite
répondu par niryna le 19/10/2009 04:20
ni81 ( 30/08/2009 08:20)
Samy manana ny fomba fandraisany sy filazany ary fiheverany azy io teny hoe MASIAKA io ny tsirairay. Misy ilay atao hoe masiaka "méchant" ary misy koa ilay masiaka "sévère". Dia lazao ny hevitra... suite
répondu par dailynews le 27/12/2009 23:26
niryna ( 29/08/2009 16:20)
Maro amintsika angamba no efa mandefandefa ny momba azy miaraka ny sarasary e,inona no lafitsarany ary inona no lafiratsiny raha aminareo efa nanao an'io no resahina ? tantarao ary fa miandry dia t... suite
répondu par siga_soa le 13/09/2011 09:02
ravonjison ( 26/08/2009 13:11)
Betsaka ny voalaza sy voasoratra fa mpanjaka , mahay , maranitra, fetsy sns..i Radama I. Ao @ boky " IIay vohitry ny nofy " E.D Andriamalala milaza fa raha tsy maty tanora Radama dia mety nitovy laha... suite
répondu par Ratoa le 31/08/2009 12:03
niryna ( 26/08/2009 03:59)
Marina fa any am-piasana isika no mandany andro betsaka indrindra kanefa na izany aza tsy ho voatery ho tantaraina ny olona any avokoa ny fiainantsika any an-tokantrano Zaraiko ity dia mba tohizo ... suite
répondu par niryna le 29/08/2009 16:08
bazylou ( 23/08/2009 17:49)
olona mpivelona amin'ny vola omen'ny vazaha , izao izao no porofo, fa vao lasa i ravazaha dia very daholo ny gasy 20.000.000 sy ny 4x4 be 1 miliara ar. :-D :-D ... suite
répondu par hanjaris le 22/09/2009 11:12
xxx ( 21/08/2009 13:22)
Inona no asa tsy mandreraka e????? Izay olona avy miasa rehetra n'inona asa ataony dia tsy maintsy mitaraina gôdraka be daholo rehefa tonga ao an-trano ao ? Izaho mba te hahalala hoe inona no asa t... suite
répondu par ni81 le 26/08/2009 13:01
endrika01 ( 15/08/2009 06:11)
Raha [b] sakanana Goaika tokana,dia mety tsy ahita zay tadiavina,na tsy manjary zay dia saika aleha [/b] misy koa [b] raha tafitohina tsy niniana ,dia mety tsy ahita zay tadiavina,na tsy manjary zay a... suite
répondu par randobetafo le 30/12/2017 15:36
LibrePenseur ( 12/08/2009 10:33)
- $0,01 isaky ny clic - 4 isan'andro ny isan'ny clic kely indrindra - $2 dia afaka misintona vola. - fandoavana vola eo noho eo. [url]http://www.neobux.com/?r=ferox[/url] banky amin'ny internet... suite
répondu par LibrePenseur le 05/10/2009 13:45
LibrePenseur ( 08/08/2009 13:33)
Misorata anarana eto ambany dia alefaso aty amin'ny rado.andri@gmail.com ny pseudo fa hazavaina aminao ny antsipiriany rehetra. hatramin'ny voalohany ka hatramin'ny farany. [url]http://www.neobux.com... suite
répondu par LibrePenseur le 05/10/2009 13:47
sitlo ( 08/08/2009 12:53)
Misy afaka manoro ny fomba fanamboarana ranomena ve? Na goutte kely vitsivitsy fotsiny aza no azo faa ohatra ny manina ranomena aho.... suite
répondu par ikaretsaka le 18/08/2009 19:33
ni81 ( 08/08/2009 07:05)
Mandalo tokoa ny eritreritra ka maro ny zavatra mitamberina ary maro koa ny zavatra hita eto @ fiaraha-monina ...sssssssssssssshhhhhhhhhhhhhh :D (hoy ilay namako izay). Arahan-tsika @ onjany akia fa a... suite
répondu par niryna le 22/08/2009 04:03
ari.malala ( 07/08/2009 13:35)
Fa manin hoa ny oul sasany refa mamaly dinika @ internet, na mi chat d mivazavaza b e! (manoratra majuscules) Misy zany mba hoe sendra voatsindry ny caps lock fa misy tena fanahiniana mints le iz! las... suite
répondu par ari.malala le 12/08/2009 14:39
niryna ( 06/08/2009 04:45)
Manao ahoana daholo indray aloha e.Asa hianareo raha mba manao toa izao Na inona zavatra atao ka variana eo dia mety ho kila firehitra ny laoka. Izany mankafia famakiana boky izany,eo ka eo ka eo ... suite
répondu par niryna le 22/08/2009 03:51
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0898